pierro=1, marco=0, 2è mi-temps le 13 octobre
1. tezitra
(
12/10/2006 12:41)
ho an'i rehetra:
meeting opposition nov 2005 feno stadium barikadimy
16 dec 2005 nogadraina VGE
17 DEC 2005 voavono ny opposition teo @ 13 MAi
Tsy ny vahoaka no nanao ireny fa olona voakarama,ton'ny nataon'ny AREMA sy ny federalista t@ 1991 sy 2002, ry kotity tao diego sy ny vilence ny arema tao toliara t@ 1991 sy 2002
antanarivo capitale ny nahita fianarana,REHEFA TSY TIANY IANAO AVELANY HITABATABA FA TSY VONOINY
RAHA MIVERINA ny vono @13 octobre, aza mety ampiadiana ry gasy,tsotra ny conStat
RAHA FANJAKANA TSY MAHASOROKA KORONTANA? dia TAKIO AMPILAMINANA:
1°NY DEMISSION-NY
2° raha tsy hoe avoahy daholo ny gadra tsy namono olona latsaki'ny 15 taona toandrajaonarivelo

novalian'i vetsoko ny 21/10/2006 14:54
2. lagoon
(
12/10/2006 12:52)
Auteur: hé hé (IP enregistrée)
Date: le 12 October 2006 à 02:08PM
Nous savons tous que Pierrot Rajaonarivelo a encore frappé dans une affaire d'usurpation de fonction pour empocher 500 millions de dollars. Alors, les fanatiques de ce monsieur peuvent-ils nous dire ici l'origine de ses choses :
1 - L'emprunt contracté a stipulé "Travaux de développement de Madagascar", que répond Pierrot Rajaonarivelo sur cette question car la somme n'a pas été utilisée à Madagascar ?
2 - Création de 2 sociétés pour utiliser les fonds qui étaient censées recevoir les fonds à Madagascar. "Société Holding d'Investissement, de Développement Industriel, Immobilier et Commercial (SHIDIIC), domicilée à Ankirihiry, Toamasina" représenté par Saina Michel. L'autre la Maryna Limited Foundation Of Nevada. Alors, ces sociétés sont ficitves, tout le monde le sait maintenant, ce qui signifie que c'est un blanchiment d'argent. QAue répondez vous sur ce sujet ?
3 - Le contrat engage l'Etat malgache en cas de non remboursement - qui n'a rien avoir dans cet emprunt. On sait que les futurs reboursements poseront des problèmes. Que dites vous de ça, que diriez vous aux malgaches que vous criez haut et fort qu'ils sont pauvres ?
Si vous répondez correctement à ces 3 questions, on croira que vous êtes innocents. Apportez autant d'arguments et on verra.

3. tezitra
(
12/10/2006 13:07)
A)IP enregistré, et alors !?: on s'en fout,1) tsy nanompa olona aho 2)j'ai pas peur, 3)le moderateur de serasera est pour la liberté d'expression.TOi t'as peur de ça, donc tsy eto no toeranao.
B)ratsiraka = r8:
tadidio fa noampagaina nanao fraude fiscale sy nanodikodimbola koa i R8 à la veille ny election 2001, c'est classique ce genre de chose
C)aza binaire, rehefa tsy marco,tsy voatery ho pierrot, fa mety ho dago

4. xxx
(
12/10/2006 13:40)
mora² ra tezitra a! manadala fotsiny eo , na 130 vs 1 aza ny fanankorontanana fanankorontanana ihany ...
mandalo toy ny tadio an .... ny fofona efa heno é !
pierrot ve tsy lé pantin é ! misy mampirisika dé lasa tena efa hita tamin' ny dessin animé :-D:-D:-D

5. besoiiin
(
12/10/2006 14:17)
=))=))=))=))tezitra b lery fa traceo aingana ny IP ny e... :-D:-D:-D mbola aiza no hanjo an'lisany e! ataovy akaikikaiky ny numero an'ny ambulance ry tezitra fa efa akaiky izany andronareo zany le =))=))=))
6. eraina
(
12/10/2006 14:55)
aza de entimpo tezitra a! mnao ny tsy mety nareo, mampilentika ity firenena uity anaty lavaka nefa mbola mitady hanao inona ndray, raha ny tokony hoizy dia migadra daholo ny fitondrana teo aloha sy ny forongony satria nanao fahotana be teo @ firenena, tokony hangina nareo refa tsotra aminareo ny mpitondra @ zao, marina ny an'i besoiiin hoe, moramora sao marary fo eo , ny lalao mbola ho ela e!
7. tezitra
(
12/10/2006 14:56)
besoii, tu peux fér le tracert ho an'i IP-ko, omeko anao koa ny num carte bancaire-ko,ny numer-ny fiara ko, ny taille, xxl, 95, tour de taille 98, 100D, pointure 43, 1m 30, et koi encore... ny halavan'ny zavatra koa ve?
8. hahaha
(
12/10/2006 15:18)
Dia faly miaraha anao ny tenako. Sendra namaky ny taratasinao aho ka dia mba hamaly kely. Tsy mpanao pôlitika ny tena kanefa mba manan-kevitra hamaliana anao ihany satria raha ny fahazahoako azy dia olona mahalala tsara ny tantara tokoa ianao. Ny fanontaniana tiako apetraka dia izao : raha toa ka nangalatra na nanodikodim-bola Andriamatoa Pierrot, moa ve ny fisamborana azy no tena vahaolana, ary raha toa ka averin'Andriamatoa Pierrot R tokoa io 500Millions...izay noteneninao io, moa ve hiverina any am-paosin'ny gasy sahirana sa hifandrombahan'ny samy vaventy. Amiko dia fanakorontanana saim-bahoaka ary fitadiavan-kevitra hamenoina pôsy indray zao tantara tiana hovoizina izao. Satria ho avy indray ny crise dia ny olona manam-bola hangonan'entana indray no mbola handroaka ny volan'ny mafy ady kely tsy afa-manao stock na provision ao an-tranony. Ka asa izay valiny homenao hoe fampandrosoa ny firenena marina ve ny fisamborana an'Atoa Pierrot.
Misaotra tompoko.
Misaotra tompoko.
9. tezitra
(
12/10/2006 15:40)
za tsy mpanao pôlitika fa izao no hevitra:
-izay nangalatra dia gadraina, ny momba an'i pierro dia lazain'olona pôlitika foana satria:
- Raha ny lohany no matsatso (2 poids 2 mesure) dia ho lazain'olona pôlitika foana io:
-declarer-dra8 ny fanany, sy an'ireo rehetra eo @ fitondrana arakan'ny lalana misy eto mcar,dia verifier-na arak'io ny origine-ny
-tokony ho saziana na délit d'initié, sy ny trafic d'influence car ce sont des délit,ka ny havanao na ny entreprise-nao ihany no mahazo tsena
taloha lasan'i copAREMA DAHOLO NY TSENA? Izao toa ny TIM daholo hono...

10. vetsoko
(
12/10/2006 16:29)
tezitra a!tsy raharahan-dreo izanyfa ireo fanatique daholo,mivavaka amin-dra8 mihintsy,na dia miha-mahantra aza ny tananadia ireo tsy miala satria antony hafa mihintsy no hitiavany an-dra8(origine,ets.......),5 taona anefa leiry no nitondra dia efa doublé sahady ny fahantran-tsika,tsy nahavita radidy fa ity suicide accéléré,milay foana Ra8 nefa ny ankizy eny @ sekolim-panjakana efa mitondra rano 1l avy isa-maraina hanasana toillette sy hanondrahana voninkazo satria tsy voalohan'ny caissem-panjakana intsony ny jirama,ny PPN ef tsy takatry ny classe moyenne intsony,tsy hiteny ny pnb/hab/an za sy ny balance commerciale,ny inflation permanante,chomage sy ny secteur d'activités paralysés be dia be,fa amin-dry leirony tsy mikoty ny resultats économique,azonao no tiako ambara,tsy izany angamba no important @ madagascar,fa milay foana leiry e!
11. akama2006
(
12/10/2006 16:38)
ny mpino mpino foana dia miafara aminy ratsy foana!tsaroy izay!avelao izay mbola ty mino fotsiny iznay hino e!raha tsy ny malagasy tsy hanao izany!mba betsaka ihany ny firenena kristianina fa ny gasy dia hafa mihintsy!afangaro avokoa na ny fivavahana na ny vola na ny voninahitra na ny inona !mba teneno izany ny namanareo vahiny na koreanina na sinoa na eropeanina na mexicanina hoe tsy manana programa aho fa dia minoa ahy fotsiny!dia ho hitanao ny valiny ary ho tsapanao koa ny maha ridicule an'ilay slogan sy ny mpanaraka azy!
12. vetsoko
(
12/10/2006 16:44)
henjana e! nandeha be le illusion nalefan'ileiry na dia absurdes aza le izy,jereo @ ireto fanatique be dia be eto ireto,mety daholo ny ataon-dra8
13. lagoon
(
12/10/2006 16:50)
tezitra:
A)IP enregistré, et alors !?: on s'en fout,1) tsy nanompa olona aho 2)j'ai pas peur, 3)le moderateur de serasera est pour la liberté d'expression.TOi t'as peur de ça, donc tsy eto no toeranao.
B)ratsiraka = r8:
tadidio fa noampagaina nanao fraude fiscale sy nanodikodimbola koa i R8 à la veille ny election 2001, c'est classique ce genre de chose
C)aza binaire, rehefa tsy marco,tsy voatery ho pierrot, fa mety ho dago
Tsy misy resaka IP enregistré eo ry tezitra a!!Ianao dia mora misendoatra ary tsy hataty ny valim-pifidianana @ 3 Décembre fa asio Natispray anaty posy.
Io resaka IP misoratra @ vali-teniko io dia t@ copie-coller.Valan-dresaka tany io ary misy hoe IP enregistré ka nadikako teto.
Ary ilay fanontaniana aloa toa tsy novalianao fa nahodinao fontsiny ny resaka e!
15. fijo
(
12/10/2006 19:15)
aza mifanompa moa ry namana isany an,samia wa maneho ny heviny,dia samy mampiseo ny porofony.fa isika anie hiaraka hirevy ihany avy eo,moa ny mpanao politika koa vita io,dia hiaraka hisaosy ihany e.
16. akama2006
(
12/10/2006 19:26)
dia faly be izao ny mpino mpino ra8 hoe mety ny fika!nefa sady tsy demokratika no tsy legale satria tsy misy antony araka ny lalana tsy ahafahan olona manana ny zompirenena hiditra any aminy!dia hita tokoa fa dia fanjakana azon'adala ka samy miteny sy manapaka izay tiany! mba tsinjovy ihany le rahampitso e!tsy misy zavatra maharitra eto fa dia ny aza voany ihany !
17. xxx
(
12/10/2006 20:00)
tezitra, vetsoko :-w mampmé nareo hita taratra fa nisy zavatra very taminareo ...(fanatenana ve ?, sa finoana sa fananana , sa vola ....) dia mimenomenona ohatran' ny sinoa very entana ...mbola tsy tapaka ngé ny lohanareo é (pierrot ) dia efa mimenomenona sahady....ny fitondrana tsy manakana azy hody , ny fanjakana dia miaro ny vaohaka sy ny fanan' ny vahoaka (aéroport) asa fanaovana forcing ve mba mety é .... tsara raha tonga ao tana izy ....tsy ny mahamalagasy azy no tsy namelana azy miditra ao ... fa naninona aza no nitsaoka tamin' ny 2002 é ...sa nentin-javatra...
18. fijo
(
12/10/2006 20:41)
eny wa,naninona tokoa no nitsaoka,raha misaina ny hirotsaka ihany e.sa izay le hoe fanadalana?
19. Fiffi
(
13/10/2006 06:51)
Tsy naondran'ny Air Mauritius i Pierrot Rajaonarivelo
Tsy mahafeno ny fepetra ahafahana miondrana amin’ny zotra maorisiana ny praiminisitra lefitra araka ny voalazan’ny tompon’andraikitra.
Efa nanao andrimaso teny Ivato ireo mpitandro ny filaminana.
Mbola mitohy ny fiandrasana ny fiaingana avy atsy Maorisy. Tsy neken'ny orinasa ara-pitaterana “Air Mauritius” hiondrana tao anaty fiaramanidina i Pierrot Rajaonarivelo omaly. Mbola mikiry ny hitodi-doha aty Madagasikara hatrany ny sekretera nasionalin'ny antoko Arema na dia eo aza ny sakantsakana ataon'ny fitondrana. Ny fametrahana ny antontan-taratasy filatsahan-ko fidiana no isan'ny mahamay azy hiverina eto an-tanindrazana amin'izao fotoana izao.
Tamin'ny alalan'ny lahatsoratra tao amin'ny AFP no nahalalana fa nikasa ny higadona teny amin'ny seranam-piara-manidina Ivato indray ingahy Pierrot Rajaonarivelo izay mikasa ny handray anjara amin'ny fifidianana izay hotanterahina amin'ny 3 desambra.
Fantatra fa omaly tamin'ny 11ora sy sasany maraina no tokony handao an'ity nosy rahavavy ity ny sekretera nasionalin'ny antoko Arema taorian'ny tsy fahafahana midina tao amin'ny seranam-piaramanidin'ny Ambalamanasa ao Toamasina tamin'ny asabotsy lasa teo.
Voarotsaka
“Tsy mahafeno ny fepetra ahafahana miondrana amin'ny zotran'ny Air Mauritius i Pierrot Rajaonarivelo araka ny voalazan'ny tompon'andraikitra iray ao amin'ny seranam-piaramanidin'ny Plaisance atsy Maorisy”, hoy ihany ilay lahatsoratra hita toa amin'ny AFP. Voalaza ihany koa fa noho ny fangatahan'ny tompon'andraikitry ny Aviation civile de Madagascar (Acm) no nahatonga izao fanapahan-kevitra izao. “Mety hitera-doza ho an'ny fiaramanidina sy ny mpandeha ao anatiny ny fiondranan'i Pierrot Rajaonarivelo”, hoy ihany ilay tompon'andraikitra.
Araka ny vaovao voaray avy any an-toerana dia tsy tonga teny amin'ny fiaramanidina ny praiminisitra lefitra teo aloha. Azo inoana fa nampandrenesina talohan'ny fotoana izy.
Tsara ny mampahatsiahy fa tamin'ny asabotsy lasa teo no nikasa handao ny nosy La Réunion i Pierrot Rajaonarivelo. Nandamoaka ny fandaharam-potoana na dia efa mafana aza ny fanomanana nataon'ny mpomba ny sekretera nasionalin'ny Arema.
Namoaka didy fandrarana ny fidinan'ny fiaramanidina izay niafara tamin'ny fanakatonana ny seranan'i Toamasina ihany koa ny fitondrana ka tsy tanteraka araka ny tokony ho izy ny fihetsiketsehana. Na izany aza anefa, tontosa soa aman-tsara ihany ny kongresy nasionaly izay natao tany Toamasina ka naharitra hateloana.
Fanindroany noho izany no voasakana tsy hanitsaka ny tany malagasy ny praiminisitra lefitra tamin'ny fitondran'ny Amiraly Didier Ratsiraka. Tsy mifarana eo anefa ny fikasan'i Pierrot Rajaonarivelo hody eto an-tanindrazana.
Hisambotra
Mbola mandeha hatrany ny feo eo anivon'ny mpanohana azy izay milaza fa “amin'ny asabotsy ho avy izao farafahatarany no higadona eto Madagasikara ny sekretera nasionalin'ny antoko Arema”. Toa mampanahy ihany anefa ny ahafahany hametraka ara-pomba ofisialy ny taratasy filatsahan-ko fidiana alohan'ny ora farany izay voatondro ho amin'ny asabotsy misasakalina.
Tsikaritra teny amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato omaly ny fisian'ireo mpitandro ny filaminana avy amin'ny ankolafiny samihafa ary mirongo fitaovam-piadiana. Raha tombatombanana dia sahabo ho 150 eo izy ireo no niandry ny fahatongavan'i Pierrot Rajaonarivelo.
Raha nanontaniana ity manamboninahitra iray izay teny an-toerana omaly dia nilaza fa ny hisambotra ny sekretera nasionalin'ny Arema no teny anton-dian'izy ireo teny Ivato. Naharitra hatramin'ny alina ny fiambenana satria fantatra fa zotra roa mampitohy an'i Madagasikara sy Maorisy no nandrasana omaly.
Stéphane Solofonandrasana
Date : 13-10-2006