pierro=1, marco=0, 2è mi-temps le 13 octobre

21. besoiiin ( 13/10/2006 08:43)
aiza daholo lisany fa miasa rery ato ry akama2006 e:lol:
22. prime ( 13/10/2006 12:30)
Tsy resaka mahamalagasy na resaka tsotsotra mihitsy hoe raha tsy matahotra d avelao izy ho tonga no tsy hamelàna an'i pierrot hiditra fa resaka fandriampahalemana, fahamarinana, fitovian-jo, fitandroana ain'olona sy fananana...
23. Achia ( 13/10/2006 18:25)
ka ry zala nga misaina anzany razoky a ! reo nge tsy mzhzy politika fa botolo fotsiny e ! tsy misins reo satria jereo fotsiny eto @ sera2 eto resaka fotsiny defa mifamaly be ko ra hoe ho avy eo ravatokely sty hisy ady be eny andalambe mba misaina ry akama a ! efa tsy nahavita reny sady efa nangalatra ka aleo izy hinana ny azony any e !
24. fijo ( 13/10/2006 21:22)
na ry Dr mananiase aza manohitra izao ataon'i vatokely izao,nefa ireny mpanohitra toa azy.
25. vetsoko ( 14/10/2006 11:55)
nareo ve ohatra tsy mahita dictature,vérrouillage,illégalité ataon'ny mpitondra mihintsy sa soutien sans faille pour ne pas dire hoe suicidaire malgré la pauvreté et incompétance flagrante???????fanontaniana fotsiny io
26. xxx ( 16/10/2006 08:45)
efa oviana kalo ny gasy no nanana ? ary ra ampitahana ny fitondrana nisy andry pierrot sy ny ankehitriny , iza no mahavita zavatra ary iza no manana politika mba maharitra 10 taona ho avy hitsinjovana ny ao aoriana ny anareo tsy misy afatsy tsaky paopy ihany e ! reny ve mba ho fampandrosoana ary mba manana politika ve pierrot mba hanamparitahana ireo olona mitangorona eo andrenivohitra tsy misy zany ny bizina maizina ho an'olombitsy zay no hainy
27. fijo ( 17/10/2006 22:35)
mahagaga tokoa ,fa ny sasany izao vao mahita ny gasy hoe mahantra.fa taloha izany niadana be ny gasy.ko naninonna ny gasy no tsy nitana le taloha raha niadana?????
28. vetsoko ( 21/10/2006 14:54)
inona foana ary ity resaka fampitahana @ teo aloha ity ,za anefa tsy mpanohana ny teo aloha,ohatran'ny hoe mahazo tsy mahomby ra8 fa ny teo aloha aza tsy nisy nahomby
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451