ny aminko!!

1. Aino ( 12/10/2006 15:50)
ho anareo namana n akoa izay efa nahita ny ray t@ sariko miboridana mahamoa fady dia aoka mba hilaza eto raha efa nisy any izany tao!!!

io aloha no tiako ho fatatra fa mety mbola ande eo dol koa ny tena momba ahy sy ny sariko rehetra.
novalian'i ninih ny 19/10/2006 15:43
2. diamondra27 ( 12/10/2006 15:56)
xxx: io ary ny anao fa hum tezitra i Aino an!
reglement de compte zao

Aino: za tara foana oa tsy mahita scène bien be
3. boubounezy ( 12/10/2006 16:34)
ôôôô!!! iza njay ny nanao anizany anjy kia ry aino nefa njy tô motina kely iany ny fijerika any zanjy?
mahereza.
4. tisera ( 12/10/2006 17:02)
:(andray kosa é! fa tena nisy angaha izany anefa é?
5. dailynews ( 12/10/2006 17:16)
mino aho fa tsy indry no niboridana raha sanatria ka nisy izany, fa raha misy kosa dia mety misy ireo olona izay namindra ny tavandry t@ vehivavy niboridana, angamba izy ireo no nanao izany. raha misy anefa izany, izaho aloha tsy nahita izany.
6. boubounezy ( 12/10/2006 21:19)
za kou alou tsy naita anizany mintsy ry aino fa mety tena marina ny teniny daily io an!
7. cutie ( 12/10/2006 21:27)
za kou tsy nahita an'zany ry aino, fa be ko anie ny mpanitatra e .
8. colar ( 12/10/2006 21:31)
njy manjja de b ny migafy,zaay no fijeriko azy,sssssssss, calmr ftsiny wa
9. ari.malala ( 13/10/2006 06:26)
8O oviana aky zany ry zandry? iza ndrayzao manelingelina ny zandrinay zao an!!! hein!! calm fts ky ndry fa tsisy anzany a! ny manenjika any afara fona fa ts manin zany.:-*:-*:-*:-*
10. fiderana ( 13/10/2006 09:01)
ngaha nisy izany?, zah tsy nahita aloha, fa iza no nahita, efa mba tapitra nojereko dolo hatramn'ny sary androany, fa tsy nahita aho.Mba migafy koa izany olona izany.courage Aino, f'avelaho ireny hiteniteny foana eny ihany.8)8)8)8)foana ê!.
11. diamondra27 ( 13/10/2006 09:15)
za akia ry Aino nahita andry niboridana fa tanaty nofy a! chuttttttttttttt:oops::oops:
tandremo sao tezitra an!
de tsiky foana akia fa tsss zay nge le tsy tiako @ity sary @ internet ty e!le ohatran'izao no ni-éviter-ko

za manko efa nadefasan'olona sary izay (tsy gasy fa vazaha), de nefa tsy izy akory le izy.fa sarina sipa tany @ site hafa efa hitako no nalefany taty amiko , de à partir an'iny za nanao hoe: tsy azo alaina ny sariko raha tsy mahazo alalàna.
Tena azo atao tsara ny manao modification

Tsy hitandry ngah le site blague hitako dia nalefako tao @hatsikana ireny , misy sarin'i sarkozy manao gendarme , manao sylvester stalonne sy louis de fines etc...de jereo @ireny fotsiny ny zavatra possible.

voilà ! fa courage e!
12. Aino ( 13/10/2006 09:19)
tsy izany ry zareo issany fa dia ato misy olona be fialonana be aminko ah!! ary nisy zavatra nikasainy taty aminko ka tsy vitany dia any @sariko izy no mitady hevitra hafa.
mbola ho lazaiko eto ny nolazainy rehefa malalaka kely eo aho!!
fa milaza izy fa ny sariko dia mamoafady, asa le sary eny @ plage hireny angamba izany lazainy fa mamoafady izany. na dia olona tahaka ny inn aza ve aho dia hanisy sary mamoa fady eto!!!
13. Aino ( 13/10/2006 09:20)
diams =)) misaotra any jesosy fa any anaty nofy izany fa tsy tena marina!!
14. Aino ( 13/10/2006 09:47)
izao hoe!! efa ela dia ela io olona io no nanakorotana ahy, ary tapitra homaly ny fandeferana, tsy voatery hiheno azy faona na marina na tsy no lazainy ary ny fandeferako misy fetrany ihany!!!
tsy iray ihany anefa ny tena manao izay hatezitra ahy ato fa maro maro, fa ny ray @izy hireo no manao diso tafahoatra, ary raha sendra tazany ity dinika ity dia aoka izy hy saina tsara fa tsy voatery handevotra azy @vavabe any aho, ary ho vidiny lafo izay vava sy resaka mamoafady ahy rehetra nataony taminko!!
@izaho aho tsy mbola tezitra fa dia, mbola mampitandrina ihany, izaho ity anie ka biby rehef atezitra eh, ka dia izay no ezahako hilamina hatrany mba tsy hisiny korotana.
ho hoavy eo ny presentation ako rehefa veo ho any hireo izay tsy mahalala ny tena mombamomba ny tohetra sns miseho tena tompony tenako sy be fialonana.
15. diamondra27 ( 13/10/2006 10:26)
Aino: humm secret zany tsy azo avoaka akia a!

refa misy manao an'izany de tsy avoaka en public fa odiana tsy fantatra de ataovy miadana eny le revanche sy vendetta.

Avia ampianariko indry:-*:-*
16. diamondra27 ( 13/10/2006 10:30)
aino: kalamisa njy oa an!

lazao anah any ambadika le izy fa bedesiko 'zany olona 'zany

17. booboo ( 13/10/2006 10:32)
Aino > ento mora ihany, fa tsy mampiova : ny fitiavan'ny namana tia anao zany, no tsy manakana anao hikaly sy hatory raha fantatrao fa tsy nanao raha tsy mendrika zany akory ianao donky...ataovy ôtra ny rano an-damosin'ny gana.
18. boubounezy ( 13/10/2006 10:33)
[quote=diamondra27]
Aino: humm secret zany tsy azo avoaka akia a!

refa misy manao an'izany de tsy avoaka en public fa odiana tsy fantatra de ataovy miadana eny le revanche sy vendetta.

Avia ampianariko indry:-*:-)


diam spécialiste @ fapenarana an:wink::-D:-D:-D:-D:-D


19. booboo ( 13/10/2006 10:33)
oay hadinoko, sady zà manokana klou tsy te-hahalala zay tena momba anao @ antsipirihany fa ampy ahy ny mahita ny sarinao feno tsikikitsiky e :D:wink:
20. Aino ( 13/10/2006 10:41)
booboo hahahaha ka ho azy manokana ka!!!

diams aiz aaz any fotoana eh!!?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2583