ny aminko!!

41. Aino ( 17/10/2006 09:41)
xxx izaho koa ve de amoroporina eo fotsony!!!
42. ninih ( 17/10/2006 14:03)
fa mahay kosa raha mamorona a! afaka manao réalisateur na tantara iray. :oops:
43. Aino ( 17/10/2006 17:40)
ninih hihih ie!! raha ho foronina mety hisangaojy eo raha tahaka ahy, dia mora fatatra ravo mandainga fa mora mihomehy sns.
44. robot ( 17/10/2006 18:06)
izy ity moh efa ho lava ka marina raha toa ka mifoha @torimason'i aino
efa nataoko daholo angambany ny sakana rehetra tsy hahatezitra an'i aino ,nefa to tsy manam-paharetana izy ity
ka dia hoy aho hoe: efa hatao ihiany
mba omeo ahy hoe ny anarana sy ny momba2 ilay olona ry aino, fantatrao tsara ihiany ny toetrako
fa efa tsy fifanajana tsony izy ty manko ,fa zvtr hafa mintsy ,ka aleo omena ny anjarany
olona aty mada ve sa any ivelany!
tandremo ka fantatro ny momba azy an!
fa de ho avy aho @ angady sy ny harona

de efa mampitandrina:evil::evil: anao izay manao zvtr tsy mety io aho ,fa tsy ho ela dia ho azonao ny anjaranao:!:
sady na ta tsy ho tenenin'i aino aza ny anarany le ol io , de efa misy fatampantatra ihiany ny sasany mpanao an zan, ka miomana refa nanao ny tsy mety
45. Aino ( 18/10/2006 10:10)
robot isiii aleo izy ho any fa efa napirimiko any anaty cofre izy sy ny vavabehany ka tsy hivoa ao hintsony, ary olona avy aty hivelany hireo,mino manko izy fa mety tsy hihaona mihintsy!!
ary tsy mbola tena tezitra @100% aminy aho fa mezaka ny hilamina fotsony, eny na dia tsy tantiko aza izay vitany izay. fa ny tsara angamba dia samy mande samy mitady samy maka ny lalany fa tsy mifanelingelina.
46. ninih ( 18/10/2006 12:38)
Aino: itovizantsika le tsy de fahaizana mandainga fa tokony tsy hasina resaka intsony izany anie refa tsy manelingelina e! izany no ilazako foana hoe aleo tsiky de ampy e!
47. Aino ( 18/10/2006 21:48)
ninih aleo marina hivalona any @izay, ka mety mbola nanelingelina izy raha tsy efa nofeherana hintsony ko.
48. ninih ( 19/10/2006 09:11)
Aino: :):-*
49. Aino ( 19/10/2006 13:18)
ninih ka raha tsy izany koa anie tsy mitrahatra hintsony io hoe!! sady mifandevitra no tsara eh!!sa ahoana nky?
50. titis ( 19/10/2006 14:33)
mamela ny helony fa tsy fantany zay ataony!
51. Aino ( 19/10/2006 15:31)
titis hihihi lasa mitoroteny hatr@ njy mihintsy ato!!
lol kivazivazy izany, marina anky izany ah!!
52. ninih ( 19/10/2006 15:43)
Aino: marina aky izany a! :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2055