ny aminko!!

21. Aino ( 13/10/2006 10:58)
fa izao aloha eh!!
iza @nareo no mazaka hanaovana vava tahaka izao!!!
"1. aona no aneken'ray aman-dreninao anao ametraka sary tsy fampiseo masoandro eny @ saraba-bembahoaka
2. zay zavatra avokanao @ sary indrindra indrindra ny fitafy tsy mendrika sy ny toetra mamoafady
3.enao DISO,De mbola diso iany zany lo morona anao zany
4.hoe za mande makorela sy mijanjajaga ary mifoka sikara sy misotro toaka na labiera sns.
5.ny sarinao mande makorela sy misotro THB tsy ho ataoko @ serasera
sns... be dia be @ hireo efa mahery ny 100 no resaka nataony io olona ahy yo ka ampy ahy izay!!!
ary hatrany @ chat serasera aho no hataony any izany eo imasony be sy ny maro eo!!!

ko rehefa tsy azonao ve le olona de izany no vava hatao aminy!!!
satsia aho manampy sy mamindra foho @namany sasany dia izy tsy hataoko, noho ny @tohetra tsy mendrika.
satsia rehefa mba miangokely memety kokoa noho ny takatra, dia hafa koa ny saina.
22. diamondra27 ( 13/10/2006 11:15)
bbnz:njy an!:oops::oops:
23. boubounezy ( 13/10/2006 11:19)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 13-10-2006 13:15:05
Lohateny : Re : ny aminko!!
bbnz:njy an!

f'aona kia:o ?? :cry: za kia tsy teny2 tsony eo an!:cry:
24. Aino ( 13/10/2006 11:52)
famaninona anky njy boubou no :cry::cry:
25. cutie ( 13/10/2006 11:57)
ko rehefa tsy azonao ve le olona de izany no vava hatao aminy!!!

Mangina fotsiny njy de vita fa ze oul ray ve no hanahirana an-jy eo
De ampetrao foana ny sary fa zahay mankafy foana:lol::lol::lol:
26. ninih ( 13/10/2006 12:47)
calme aloha e! raha tena tiana ny hamaly azy de ny porofo no ilaina. fa nyt sara aloha de ny mangina e! refa vizana ve izy tsy hitsahatra ny vavany e! courage foana akia!
27. Aino ( 13/10/2006 13:08)
cutie tsy ray hirery fa ray no tena manondrana fa ny sary vao maika hasiako sary be dia be lol.
28. miangalyandria ( 13/10/2006 16:45)
mifoka sikara sy misotro toaka
:idea::idea:ndeha apetrako eto ny sariko manao an'ireo hoe hijereko an'izany hiteny any amin'i Dada sy Neny izany :^):^), mety i Dada sy i Neny indray no hihomehy an'ilay olona hoe " tena ianao anaka no adala fa mitandrema !:-D:-D:-P
Aza miraharaha Aino a ! Henoy fotsiny ! :-*
29. Ruby ( 13/10/2006 16:57)
fa angaha tsy azo sakana izany olona izany tsy handefa hafatra ho andry intsony? toa misy hoe namana nisakana ahy sns eto.. sa ahoana ny fandehany?
30. booboo ( 13/10/2006 17:17)
zay mihitsy lé fandehany kah ...sakanana dia vita
31. diamondra27 ( 14/10/2006 07:54)
le chien aboie, la caravane passe

dikan'izany de avelao ny alika hivouvou (hivovo)foana fa ndry calme foana, tsy taitra,tsy matahotra, tahaka ny tsy misy na inona na inona miseho.
Sady @izay anatin'le caravane mi-geste be

de imehezo fotsiny retsy a!
32. Aino ( 14/10/2006 07:59)
efa voasakana somatsara ka!!
33. colar ( 14/10/2006 08:43)
ary maninn mo ra avokanjy ampamoka eto mintsy we iza le izy de hanaovana angaredona e,za mintsy ni hifrapy volohany ,
34. Fiffi ( 14/10/2006 09:07)
:roll: de hitondra inona zany avy eo ? :evil: de hiady sy hifamaly eto indray ? de mba tsara ve zany ?
35. Aino ( 14/10/2006 09:21)
colar non non izaho ihany dia efa mavita miresaka amin'ny ka!! aleo izao.
36. diamondra27 ( 14/10/2006 10:16)
colar:tsy manome devoara fa ilaozanao miady aty @ cours de récreation fotsiny:evil::evil:
37. Aino ( 14/10/2006 10:37)
izay aza ny anao ry colar fa bedy ny fiffi sy diams
38. ninih ( 16/10/2006 08:08)
aza miady izany reto fa aleo mitsiky de ampy an!!!!!
39. Aino ( 16/10/2006 17:59)
ninih eny hoa anky!! ravo miady anie dia tsy mety tapitra indray ity eh!!
40. xxx ( 16/10/2006 18:27)
resaka noforonina ve sa !!!!!:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0779