Bandy bogosy sy Joba milay
1. salmo
(
09/10/2006 17:15)
Ny fahatsarany zanak'olom-belona ve mitondrany tsy fahasalamana:?: mino aho fa ''tsia'', nefa misy ny ''eny'' . fa eritreritro dia soa ho an-tsika aty an-tany :-D:-D:-D
novalian'i ninih ny 11/10/2006 16:04
2. Aino
(
09/10/2006 17:47)
tena tsy mifanaraka @ ilay titre any ilay izy mihintsy koa ilay resaka!!
bedy i salmo fa tsy mianatra fa variana mieritreritra ny mbomba ny sipa sy ny bandy retraretra fotsony.:-P
bedy i salmo fa tsy mianatra fa variana mieritreritra ny mbomba ny sipa sy ny bandy retraretra fotsony.:-P
4. Fiffi
(
09/10/2006 19:52)
:?::?::roll::roll: zao ve no hatao ato @ fahasalamana ? le fanontaniana heu....hatsikana sy lalao ?
5. fasaly
(
09/10/2006 19:54)
:roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D:-Dmbola vao mianatra mamiditra dinika kou ngamba ry salmo zany:-D:-D:-D:{:{:{
9. xxx
(
10/10/2006 16:47)
nareo koa dia n... :-Pizany ve dia hoe ... te-hiteny salmo amin'ny dinika rehetra apetrany hoe izy bandy bogosy nefa misy sipa tsy milay manantona azy (bandy miavona) dia eto indray hoe voa kely ny fahasalaman'ny bandy bogosy sy ny sipa milay fa be loatra ny mpaka e !:-D:-D
Trop de narcissisme : ça ne cache pas un certain complexe mon cher salmo :?::?::idea:
Trop de narcissisme : ça ne cache pas un certain complexe mon cher salmo :?::?::idea:
10. ninih
(
11/10/2006 16:04)
tena tsy azoko ilay resaka aloha fa aleo aloha hitohy kely ihany hoe e! :oops:
