Sondage fifidianana

1. lapino ( 09/10/2006 14:55)
Araka ny sondage nataon'ny sobika.com izay nisy olona nifidy miisa 2300 eo ho eo, dia Ravalomanana no mitarika, ary 2è tour amin'ny "1er tour dia vita" io fifidianana io.

http://www.sobika.com/election-madagascar.htm (Ilay rohy "voir les résultats" eo ambanin'ny safidy no mampiseho ny valin'ny sondage) :wink:
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:48
2. mandrindra ( 09/10/2006 15:18)
sondage en vrac io fa tsy mahasolo ny mpifidy malagasy ny échantillon
3. lapino ( 09/10/2006 15:43)
Tsara hotsipihana mihitsy izay, satria vohikala no nanaovana ny sondage. Dia araka izay no andraisana ny tarehimarika arosony izany.

Fa ny fanontaniana dia hoe: raha jerena ny tarehimarik'ilay sondage :

1. Marc Ravalomanana : 54.6%
2. Herizo Razafimahaleo : 8.9%
3. sns ...

dia aiza ho aiza no mety ho fiovan'izao elanelan'isa izao rehefa tena avy amin'ny mpifidy malagasy?
4. prime ( 09/10/2006 15:50)
sady misy forte probabilité de manipulation ny sondage an...
5. hery ( 09/10/2006 16:06)
Dia avy eo misy an'ilay hoe: "Mbola hiakatra ny avy any antsaha..."
6. Stone ( 09/10/2006 16:51)
Mbola i ra8 foana no lohalaharana @sondage rehetra aloha izao.
Ilay effet Pierrot aza toa nampiakatra ny cote n'lery indray,
izay ilay effet contraire. Raha vao négatif ange ianao dia tsy arahin'ny olona e (Ex:i Bouddah izao mety ho tsara ihany fa saingy manao discour négatif loatra ilery)
7. Jokera ( 09/10/2006 18:47)
Izaho koa mahita ho kianina amin ilay sondage
Taux de sondage aloha dia efa faible 2300/poupation totale,noho izany dia ho betsaka ny risque d erreur plus de 10 pourcents na large ny interval de confiance.
Tsy fantatra raha indepandant ny fanohanany olona iray ny candidat sy ny fahaizany mampiasa internet.
Methode d echantillonage tsy fantatra mazava tsara fa hoe aleatoire fontsiny.
8. lapino ( 09/10/2006 19:09)
Joker,
- rehefa mahita sondage vazaha ireny aho, 1000 / 60 Millions ny echantillon; eto 2300 / 20 Millions, ataoko fa ao ihany izany
- methode d'echantillonnage aleatoire: tsy izay aza ve no tena tsy biaisé

hery, ho hita eo ihany ny vaton'ny avy any an-tsaha ...
9. patrick2002 ( 10/10/2006 05:05)
gasy manaraka internet kosa ny an'i sobika ka dikany betsaka ny marge d'erreurs tsy ohatry ny an'nyu vazaha hoe 2% fa mety 15% hoy izaho. Ka izany anie dia efa hita na ny eto @ serasera eh! mbola i ra 8 no mitarika 80% :-D:-D:-D
10. Jokera ( 10/10/2006 13:45)
voalohany indrindra i France dia manana appareil statistique efa matanjaka sady efa ela ka afaka manao redressement a na estimateur raha ilaina izany TSY ohatriny madagasikara.
Mety tsy ho biaise ny estimateur saingy ny variance ambony be dia betsaka foana ny erreur = VARIANCE + BIAIS AU CARRE, indrindra moa raha sondage aleatoire simple no atao. mety azo ahena anefa izany raha manao sondage a deux degres na manao sratification raha homogene ny echantillon na manao sondage pargrappe raha heterogene ny echantillon.
Ary ilay test d independance ihany koa mbola tsy hay mazava tsara.
11. lapino ( 10/10/2006 20:10)
Jokera, fa homogène sa hétérogène izao ny échantillon an'i sobika.com teo? ;)

Voalohany indrindra ;) ny appareil statistique efa matanjaka an'i Frantsa dia nidofotra tamin'ny referendum!

Ny sondage koa ange tsy hanome valim-pifidianana e! Kisary flou ny amin'ny mety ho endriny fotsiny no omeny. Dia arakaraka ny conditions efa mazava hitantsika eo no andraisana ny tarehimarika.
Raha tsy hoe angaha misy mahita sondage hafa natao tamina echantillon representatif kokoa mihoatra ny fetran'ny aterineto, dia mba ento eto hiaraha-mijery. :)
12. simplex ( 10/10/2006 20:29)
Jokera ^:^^:^^:^

- nisy adino kely, firy % ny "part de marche" an'ny sobika.com eo @ "internaute" gasy? izany hoe le ol tena hifidy marina :°)

ilay "echantillon" mintsy no tsy nalaina tao @ le "population" tena izy. ol tsy hifidy akory ve no sonder-na :roll:

- @ lafiny teorika kokoa, misy fitrangan-javatra tampoka manova ny "tendance" , Ilay effet pierrot teo iny zao mampidina b ny quote-n'i ra8 hoy aho, izay tsy kobon'ny "estimateur" ra tsy mitombo ny angozan'ny "echantillon" zany hoe tokony miandry elaela kely aloha izany vao afaka miteny hoe ahoana na ahoana...

:-*:-*
13. fijo ( 10/10/2006 23:07)
jokera manana fitaovana frantsa.ekena,fa impiry izao ny vokatry ny fanadihadiana nataony teto momba ny fifidianana filoam pirenena no nibolisatra?????
ny olana momba io nataon'ny sobika io,fotsiny dia ,izay afaka miditra net ihany no mandray anjara.
fa mino aho,fa manakaiky an'ireo no vato tena hoazon'ireo
14. rabaradaka ( 11/10/2006 05:56)
Toy ny sondage rehetra aloha dia tokony hisy lesona azo tsoahina. Fa ny ASTATMAD nanao sondage tany Antsirabe dia tena latsaka be ny isa azon-dRavalomanana (35,75%), ny antony dia izao : ingahy chef de région tsy tian'ny vahoakan'Antsirabe, nefa izy mibahan-toerana dia izao no vokany. Raha tsy esorina ao io razoky io dia mety mbola hidina io isa io. Mba jereo ihany e
15. lagoon ( 11/10/2006 05:57)
KA ity indray misy sondage hafa.

http://www.tim-madagascar.org/sondage.php3
16. lapino ( 11/10/2006 09:26)
:-D:-D:-D
17. pissoa ( 11/10/2006 10:12)
lagoon :-D:-D:-D:-D:-D
18. naritsimba ( 11/10/2006 10:18)
lagoon> sondage tsy mamely io!
19. lagoon ( 11/10/2006 18:11)
naritsimba:

lagoon> sondage tsy mamely io!




Fa ahoana no tsy mamely??Mbola tsy ampy 24h akory no nisianay ve dia hoe tsy mamely??Ny an'i Sobika efa 1 volana mahery izao.
Sa tsy afaka mifidy hafa tsy iray ihany ianao dia hoe tsy mamely?
20. fijo ( 11/10/2006 21:15)
hi hi i aza mora miakatra moa isika e.lazao ny hevitra dia ampiadiana eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0759