Femme au foyer
1. alvo
(
10/10/2006 16:05)
Manaona daol
Za d ol tsy miasa fa mitaiza ny zanako ato antrano. Mba mila namana iresahana hanalana andro fa henjana le fitaizana. D misotra mialo.
Za d ol tsy miasa fa mitaiza ny zanako ato antrano. Mba mila namana iresahana hanalana andro fa henjana le fitaizana. D misotra mialo.
novalian'i Fiffi ny 12/12/2006 20:34
7. fiderana
(
11/10/2006 12:04)
tsa mbola mitaiza zah , fa na izany aza afaka miresaka izay mba haiko aho, dia mazotoa ary alvo, fa haveriko foana fa namana mahafinaritra dolo ny ato ê!:D
8. dailynews
(
11/10/2006 17:22)
tonga soa aky a, tandremo fotsiny aky rehefa eto dia variana fa mahavariana be eto ka sao tsy fantatra izay ataon ilay zaza.. fa mbola tena kely izy izany, mila fanaraha maso be mihitsy. maoztoa e.
10. andry007
(
13/10/2006 13:20)
Dia faly miarahaba aky a!.Mba asivo namana @ izay izy io.lahy sao vavy ?.Dia mazotoa e!.
12. tslem
(
19/10/2006 11:51)
tandremo nefa taraiky eto @ forum eto ry alvo d tsy matsiro tsara ny sakafo dia ny sera² no mahazo loza an,sady mahandro vary ndry no miforum.
14. Tsingatsa
(
26/10/2006 14:20)
:D'1Ak'ry aby Alvo!
Tantara atao hoe angano hiaraha mihaino mandrapahazoko porofo:
Ny tsingatsa dia zavamaniry any antendrombohitr'Ankaratra.
ny toerana aniriany hono tsy hilatsahan'ny varatra.
:?:
"Angano angano arira arira!
izaho mpamaky lohasola, ianao mpitsentsitra ( resaka fanalana andro no dikan'ny io fiteny io raha ny fahazoako azy)"
:arrow:

16. kallakelly
(
12/12/2006 16:49)
Manahoana Alvo,
Izaho koa "femme au foyer" ary somary manahirana kely ihany, fa ny ahy moa azo lazaina hoe efa lehibebe ny ankizy, sady izaho koa tsy dia miraharaha loatra fa samy mikarakara ny tenany eo daholo. Izahay moa aty an-dafy no mipetraka ka tsy mba afaka ny hanana mpanampy ka dia samy manao izay mety ny tsirairay avy.
Mahereza daholo e!