Ahoana ianareo @ bandy tsy sahy manao 1er pas ?

1. xxx ( 06/10/2006 08:57)
Betsaka no efa tratran'io cas io angamba an!
2. lemenakely ( 06/10/2006 10:18)
non pas moi en tout cas!
3. simplex ( 06/10/2006 10:38)

- mbola matsiro b le mifampi-seduire :-P

- le sipa mampifilafila b. A chaq fois, mahita fika hialana foana ra vao miresaka. ozy oe aleo hilamina fa ny tany indramina.

- matahotra anao izy, satria enao manindry b.

- potika tanteraka izy d tsy mahita koziana.

- mety hoe saro-kenatra izy.

Vahaolana:

mba ampio izy hanao an'le 1er pas, refa tena tsy vitanao ny hanao an'le izy kou ;-):°):}:}

:-*:-*
4. reality ( 06/10/2006 11:37)
Ka ilay somary mifampifilafila mihintsy amiko no tena milay e!
Fa ny sipa koa anie rehefa tara ve tsy tonga de fantatra ihany e ka inona no atahorana ?
Sarotra ho ahy aloha ilay 1er pas en tant que sipa, sao de oainina eo!
5. andry08 ( 06/10/2006 12:14)
Sadt efa niandry koa izy! plonge!:)
6. xxx ( 06/10/2006 12:40)
mapme mitsy lou le kofboay ts sahy manao premier pas e! ny sipa efa miandry top fotsiny! an an an tokony mba miezaka kosa izy fa mbola b d b ane ny tokony hanaovany premier pas ao anatin'izany e! fa afaka manampy ko le sipa raha efa tara! nefa so d oainina marina ka!so d mivadika eo ko ny resaka oe lé si mitsy no môla be amiko! avelako any zany raha zà k!
7. fasaly ( 06/10/2006 14:54)
xxx:

Betsaka no efa tratran'io cas io angamba an!


refa tsy sahy manao 1er pas izy de tsy lihambahamba zà manao kou! in ndray no endrasana aza!:roll::-D
8. colar ( 06/10/2006 16:45)
to otran hanao pas ihany za zany fa sao de za no tifirin xxx kle,hahahahahahha, ho avy am zay ary ny declaration d amour fa ela zay naha pinamana zay a,hahahaahhahhhhah, aleo alo handinika tsara ,hehehe
9. fasaly ( 06/10/2006 18:26)
:-D:-D:-D:-D fa tofirin'i xxx am aon ndray i colar hono????:roll::-D
10. colar ( 06/10/2006 19:31)
we tsy manao 1 pas ko,hhahhahhha
11. vale ( 06/10/2006 22:45)
colar>:-D:-D

xxx> rehefa tsy sahy izy dia samy eo zany koa! le vhv mety mba hatahotra ny latsa ihany any aoriana any:wink:
12. andry08 ( 07/10/2006 11:52)
Efa hoe: plonge! Saute! jette-toi à l'eau kooo!:)
13. vale ( 07/10/2006 15:45)
:-D:-D:-D andry08
dia raha tsy mahay milomano izy:-D:-D:-D:-D:-P
14. madagasikara ( 07/10/2006 19:45)
Mbola tsy tia izy zany fa ianao no maminany hoe tia izy. Satria raha tia izany dia miteny foana na dia saro-kenatra sahala am inona aza.
15. diamondra27 ( 07/10/2006 19:46)
xxx: ndry kosa angamba love be:-D:-D
16. madagasikara ( 07/10/2006 19:52)
Hita wa ry Diamondra.
17. vale ( 07/10/2006 22:28)
madagasikara::lol: tsy mahazo resaka, le lhl no tsy mahay milomano (mi-plonge)satry hoy andry08 hoe vas- y ,saute, plonge toi!!(t@ le lhl) dia ozy za " dia raha tsy mahay milomano izy" (sangy io:lol:):-D:-D:-D:-D:^)
18. fasaly ( 08/10/2006 00:10)
hummm! matetika ça en vaut la peine no manao premier pas knou!:^):^):^):^)
19. xxx ( 09/10/2006 08:33)
Ie za aloha tia be e! fa 2ème pas aho vao sahy!
20. perfect ( 18/10/2006 10:24)
mbola tsy tena tia matoa tsy miteny
nareo vehivavy nge rehefa tifirinay de fay e!(zay le "pa")sa zay no tadiavinareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1993