Ahoana ianareo @ bandy tsy sahy manao 1er pas ?

21. litadipre ( 19/10/2006 10:25)
fika fotsiny iny mody tsy miteny voalohany iny. ny sipa ra vao mahafantatra hoe tafiditra be le bandy dia mampifila
22. colar ( 20/10/2006 21:43)
to malasa saina ko le we mbola tsy tena ty mato tsy miteny,nde mba hiteny am zay zany kty,hahahahah
23. fiderana ( 25/10/2006 14:28)
zah indray izao io asian'i xxx io ê!, efa mba miezaka ihany ny tenanay ê!, tsy mahay manao fika, fa hatoroy raha mba misy dia hianarana, raha mahasoa ê!^:^
24. paingotra ( 26/10/2006 16:40)
xxx:

Betsaka no efa tratran'io cas io angamba an!



rehefa (tianao izy?) dia tonga dia lazao amin'izay hita eo izay ny tohiny na milamina na tsia. amin'izay ianao fixée amin'izay mety ho atao.
25. xxx ( 27/10/2006 12:01)
Ka ny fihetsika sy ny resaka efa samy direct be daholo e! za aloha tena tsy hanao le 1er pas fa tena mbo misy lanjany amin'ny sipa le premier baisier iny ry zalahy a! Aleo aloha miandry ho hita eo ihany ny tohiny! Rehefa tena tsy sahy izy de aleoko mihintsy angamba midaboka e!
26. robyh ( 27/10/2006 17:46)
mbola tsy tia na voadona ka misalasala
27. kala ( 01/11/2006 13:30)
xxx:

Betsaka no efa tratran'io cas io angamba an!


dia mba ny vhv ndray re no manao premier pas ka hitady zvt tsy hita aiza.

Tsika gasy aloha dia mbola betsaka no manakiana ny vhv manao 1er pas zany ê! mila sensibiliser-na ve?:twisted:

anjaran'ny tsirairay no mijery zay mahasoa azy.

Ilaina koa ange ny manome fa tsy mandray foana ê!

:oops::oops: hors sujet ve zà zany!

28. tslem ( 01/11/2006 14:10)
raha hanao 1er pas ihany ry vevavy dé lé hira hoe:efa ela ihany aho
no naniry hiaraka aminao
nefa ane ianao
tô tsy taitra akory hatrizay...
dé efa kôpy léry am zay e!
29. robyh ( 06/11/2006 19:20)
Satria mbola ao anaty ny saina ny lehilahy no manao 1er pas na tia ary dia miandry .
30. miaou ( 08/11/2006 09:12)
:twisted:ny an lisany ve lesy resaka manome lagy be daholo no mba ataon lisany lé.
Fa mba firy taona mo lisany miseho manome torohevitra rehetra ireo?
Tsy bandy lty zany tsy mahasahy manao premier pas zany a.
Resa behivavy marina ny an lisany fa tsy lainga.



31. anjely ( 09/11/2006 13:18)
dia mba ny vhv ndray re no manao premier pas ka hitady zvt tsy hita aiza.

Tsika gasy aloha dia mbola betsaka no manakiana ny vhv manao 1er pas zany ê! mila sensibiliser-na ve?


Eny tokoa ho'aho! zà klou tsy manao 1er pas mivantana fa de ataoko izay fomba rehetra hahakôpy an lery hoe raha vonona izy izaho koa sahy :P:-*:*, ça marche ça! avy eo izy tsy afaka mandatsa ahy satria izaho tsy hoe nikôty azy directe :}, izay ilay hoe mody fan ê!8O
32. tywa68 ( 11/11/2006 22:52)
anjely an !:-D:-D
33. xxx ( 20/11/2006 07:10)
velarina kely eo imasony ny fe dia raraka ho azy le zavatra......
34. naughtyboy ( 25/11/2006 18:01)
Ny itolobatana kalo de tsy lasa ty za trondro be fa ampidiro ao anaty harato ,ra hoe ohatra mazava2 ny profile le sipa de hafa ndray tonga de mihetsika sao lasany saka eo ny trondro..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3672