aza mba maika ny hoany eh!!
1. Aino
(
05/10/2006 18:03)
ny ankabehazany vhv ankehitsiny dia kely manambady!!
de tsy haiko aotra hoe inn no maha maika ny @ izany, ny fianarana tsy vita ny taona kely nefa maika ny ho any!!
misy moa ny sasany dia 15 ans dia efa any,sa ve dia mifaninana ny hanana sipa na koa maika ny hiray, asa aloha. fa de mazendana ihany, ny sipa anie azo atao eny ihany eh, na de tia azy be tahaka ny inn koa aza ve dia ny fianarana no arina @ izany,raha tsy hoe anga hoe tsy mazoto hianatra hintsony!!!
nefa dia misy any ilay hira iny hoe, ô lekely eh! aza maika ny hanambady eh...
rehefa tonga ao indray anie vao manenina eh!!
izay aloha dia mba milaza ny izay eritreritro ihany ko!!
ho anareo ray aman-dreny inn no hitanareo fa ho mety @ izany?

novalian'i Aino ny 07/10/2006 20:52
2. mirambola
(
05/10/2006 18:20)
za aloh dia manaiky ny hevitry anio @lafiny ray satria mbola tsy manana experience akory eo @fiainana dia miroboka ao zady misy fitenenana koa manao hoe aza maimaika otrany boka anabady!!! dia nizao mbola tanora zao dia araraoty ny fiainana !!
nefa @lafony ray ndray a!! misy foko na toerana , efa fomba mihintsy ny manambady aloha dia tsy maitsy manambady na tiana na tsy tiana.
nefa @lafony ray ndray a!! misy foko na toerana , efa fomba mihintsy ny manambady aloha dia tsy maitsy manambady na tiana na tsy tiana.
6. cutie
(
05/10/2006 19:49)
ny fanambadiana koa hono fifampitaizana. Ka na firy taona ny manambady na firy tsy maintsy misy olana foana fa anjaran'ny tsirairay ny mikolokolo ny fanambadiany e .
7. dailynews
(
05/10/2006 21:34)
izaho anefa ry aino mahita hoe ny ankizivavy izao aza mihemotra kokoa ny fotoana hanambadiany tsy tahaka ny taloha, tsy misy atao hafa tsy ny manambady ny vehivavy vao mahatsiaro tena ho lehibe...eny e, ny gasy aloha dia hitako hoe aloha be e...vao 25 taona dia efa manajanaka telo...tsy haiko aloha e, aloha be izany amiko.
8. ravakamalala
(
05/10/2006 23:16)
fa manambady sa manao sipa le olana? raha manao sipa a 15 ans kosa ve maninona ?
raha manambady angaha dia ié
raha manambady angaha dia ié
9. soanja
(
06/10/2006 00:30)
Ny ahy indray de hoe raha tena mifanena amin'ilay notadiavinao ianao na de 21 ans aza tsy hitako ny olana. Fa ny olana tsy hita le tena manja raha tsy efa somary lazondazony amin'ny fiainana ny antony de any ianao vao mba manao an'ilay listra hoe iza no tiako hiaradalana amiko mandrakizay. Satria amin'io de mba efa nahita fiainana ihany ary mahalala ny tsara sy ny ratsy aminao. Saingy possible mihitsy le tonga de jackpot ery amboalohany kah ary tsy misy maharatsy azy fa maka riska be. Raha tsy efa aty amin'ny faha 10 nivadina vao afaka hiteny hoe kay pot of gold no azoko fa tsy vovontsira.
10. colar
(
06/10/2006 05:15)
aino nga efa manambady no mahalala we aza maika ny mankany,hiiiihih,zay manambady zao no tokony hanome porofo we milay sa tsy
11. pissoa
(
06/10/2006 07:23)
milay sa tsia le manambady ry colar ?
Eo moa mba atoroy e, kony :roll::-D:-D:-D
Eo moa mba atoroy e, kony :roll::-D:-D:-D
12. lemenakely
(
06/10/2006 10:18)
ny ankabeazany dia ORGASME sy FANTASME izay no mahamaika ny hanambady , fa avy eo mahita ny PANTINY ..
13. melody
(
06/10/2006 11:24)
Mpandefa : colar [ Valio ] 06-10-2006 07:15:53
Lohateny : Re : aza mba maika ny hoany eh!!
aino nga efa manambady no mahalala we aza maika ny mankany,hiiiihih,zay manambady zao no tokony hanome porofo we milay sa tsy
zavatra hita maso, hihainana isan'andro io ry colar a, tsy hoe manambady ihany no mahay izany. Raha vao manana namana na rahavavy manambady enao dia efa au courant ny fandehan-javatra:wink:
lemenakely:afaka manana orgasme na tsy mananbady aza ange e surtout hoe misy fantasme izany, tena mande ho azy io... tsy mila vady izany8)
14. xxx
(
06/10/2006 11:48)
Ka mila vonjivonjena ny bandy aty Dago koa, ny sipa kely maniry ohatran'ny anana, ka raha vao razokizokiny eo ny sipa d'efa mety ho kely sisa ny pourcentage haha tafa azy e!
15. Aino
(
06/10/2006 14:20)
de manome lalana ho any izay mazoto aza ko!! na dia fitiavana tahaka ny volamena aza, tokony mba dinihina tsara aloha izay ho afarany iny.
16. colar
(
06/10/2006 16:41)
mbola tsy haiko ry pissoa we milay sa tsy leizy a,hahahhhahh, fa ny haiko de we milay le manana namana b d b,
17. booboo
(
06/10/2006 17:07)
Zà koa klou miombon-kevitra @ Aino e ! Rehefa tafiditra ao @ fanambadiana dia misy andraikitra, adidy miandry sy takiana @ izy roa. Ka raha mbola zaza vao miala sakana ohatra no maimaika hiditra @ zany hitako hoe, mi-saute étapes :-/. Tahaka ny hoe ankizy kely mijery film tsy sahaza ho an'ny taonany zany.
Ny @ hoe 25 taona dia efa miteraka 3 ndray, tsy hitako loatra zay olana satria efa manana "certaine maturité" ange zany 25 taona zany manoloana ny raha miandry sy takiana aminy, mitaha @ tanora 15 taona/17 taona ohatra.....

19. Aino
(
07/10/2006 20:52)
colar ka tokony mila vonona sy matotra kely kaloha, ary mieritreritra ny izay hiseho fa tsy rehefa tonga ao vao hitomany any @ dada sy neny hoe izao sy izao ny holana ka tsy zakako hintsony ... hoatra io!!