PAZZAPA 4

1. xxx ( 02/10/2006 06:49)
PAZZAPA 4
Dia nobatain'i Firmin irery ny loka 100.000.000 fmg fa nikarama vary masaka izy telo mianadahy dia i TIAVINA MELKY ARY MIHAJA; FA DIA TSY MBA NISY AZO NOMENA AZY IREO VE NA DIA 10.000.000 FMG AVY AZA Tsy mbola nisy tahaka ity ka olona iray no mibata ny loka be nefa dia samy niaraka niharitra ny mafy tao amin'ny Villa daholo aza. Fa dia nanahoana loatra moa i Firmin mihoatra amin'iretsy telo mianadahy. Toa efa nominé koa anie izy e ! Ary ny tena mahazendana dia VOTE DU PUBLUIC NO NIBATANY IZANY. NY FAN N'I FIRMIN TAMIN'NY ZOMA MARAINA DIA EFA NILAZA FA HANDANY 15.000.000 FMG HIVIDIANANA CREDIT HIFIDIANANA AZY. HIANAREO TELO MIANADAHY IZAO DIA VERY FOTOANA TSY MIANATRA indrindra ianao ROJOVOLA I FIRMIN EFA MANDRY NY HO AVINY NA HO ANY AMPITA AZA IZY, FA HIANAREO NIKARAMA VARY MASAKA ireny hasehoseho ISAN'ANDRO IRENY.
novalian'i ttkd ny 25/10/2006 10:21
2. xxx ( 02/10/2006 06:57)
Mbola PAZZAPA 4 ihany
Toa ireny isika Malagasy rehefa mba manao zavatra. tsy mijery fahaizana sy ny herim-pon'ny mpifaninana fa ny VOLA SY HARENA no jerena. Toa izany no efa niseho tamin 'i Justin.
VOHIZINA ERY IZAO NY CONCERTS n'ny PAZZAPA 4. MITONDRA INONA HO ANAREO TELO MIANADAHY MOA IZANY TSY NY VOLA n'i RTA SY ORANGE NO MIDITRA DIA MIDITRA ary HIANAREO TELO MIANADAHY NO FOTOVANA AMI'IZANY; MAMPALAHELO


3. Fiffi ( 02/10/2006 08:20)
antson'ny fo ve zao ?:roll:
4. fiderana ( 02/10/2006 08:36)
Miarahaba xxx,
vita tokoa iny ny pazzapa, dia iny ny loka nozarain\'ny rta sy ny orange, IZAHO KOA ALOHA NAHITA FA TSY DIA NETY LOATRA INY FIZARANA LOKA INY,nefa ireny aloha no nataony ka akory hatao????......,izy no tompony lalao ary efa izay ngamba no efa namolavolan\'izy ireo ny moraly ny ankizy, toa mino izany aho, satria toa tsy nisy alahelo mihitsy nisoritra teny @ tarehin\'izy ireo tamin\'ny fiafaran\'ny lalao fa toa dihy indray ary no namaranany azy, fa isika mpijery no tena valalanina sy nalahelo, asa....nandany credit be loatra ngaha, na ahoana....., tena olon\'ny fo tokoa isika malagasy.
5. Fiffi ( 02/10/2006 08:39)
ka hatao ahoana aza raha zay no safin'ny mpitsara ?
6. fiderana ( 02/10/2006 08:44)
Hatao ahoana ê!, sehatry ny fo tokoa ity,samy mamotsaka izay ao am-pony,fa mino ahy fa ho tsentsina indray ny hijery io spectacle pazzapa roa miantaona io, soa aloha fa tsy mampiasa credit intsony ê!, varotra no nataon'ny rta sy orange, izay no tolotra nataony dia ireny ny tinady nisy,@ herin-taona indray raha mbola handany credit ê!...:lol::lol::D
7. ninih ( 02/10/2006 08:56)
aleo raisina kilalao daolo e! lasa sarotra be izany zavatra izany fa ilay nahafinaritra no jerena e!
8. andolanto ( 02/10/2006 09:31)
niarahana nahita ny valin'ny pazzapa 4. Azo lazaina fa mendrika tokoa ny nazaoan'i FIRMIN iny loka be iny raha ny fahaizany mihira no jerena saingy ny mba nampalahelo kely dia tsy mba nahazo loka goavana izy telo mianadahy ambiny nefa mba azo lazaina fa nahavita be ihany ry zareo.
9. gazkal ( 02/10/2006 18:10)
Faly tokoa hoe Firmin no nibata ny amboara.
Faly ihany koa satria niakatra avo dia avo ny lanjan'ny amboara.
Saingy mampalahelo satria na dia niara-mahalala aza fa iray ihany no tokony ahazo loka dia goavana loatra izany raha mihoatra azy telo dahy finaliste izay tsy nahazo afatsy recharge crédit.
Tsy naleo ve 'lay 100M nozaraina ihany e! Ohatra mba 50M ho an'i Firmin dia ny 50M ambony nividianana zvtra ho atao loka ho an'ireo finaliste 3 hafa na 9 mihitsy aza ka maninona!
Ba nahavita ihany anie izy ireo tonga hatreo e!
Sa ahoana hoy ianareo?
10. Fiffi ( 02/10/2006 18:15)
fiderana: zay indrindra manko an ! :)
ninih: lalao nahafinaritra eh ? :):-*
11. gazkal ( 02/10/2006 18:16)
Hevitra, soso-kevitra, ...
Hita latsa-danja kely ny Pazzapa 4 raha resaka sponsor "Prime Time" mihoatran'ny Pazzapa 3 izay nahitàna Cracky, Hollywood, Orange, ... ka navitàna zvtr maromaro mafinaritra toy ny akanjo mitovy ho an'ireo mpandray anjara @ Prime, ireo loka na fanomezana samihafa atolotra azy ireo mandritran'ny fiainana ao @ villa, sns...
Mafinaritra avokoa ireny ary tokony ho tohizana.
Ny voting @ Prime final tokony lazaina mialoha toy ny isaky ny examen satria mandritra ny final, betsaka ireo olona tia hi-sms nefa ny réseau tsy maharaka donc ny résultat somary faussé !
Soso-kevitra ihany ny anay e ...
12. Fiffi ( 02/10/2006 20:29)
zah aloha de manaraka ny fandehany ny tany zay mba lazainareo eto an! :)
13. xxx ( 03/10/2006 05:43)
mahafinaritra kosa aloha le pzp1 e sady mahay izy ka le izy anie efa fifanarahana tany amboalohany anie le izy e ka tsy tokony atao mahataitra e
14. lilalilali ( 10/10/2006 06:53)
manahoana, mba mitady ny hiran'ny pazzapa 4 izy irery.
Misaotra
15. xxx ( 11/10/2006 19:05)
za kou alou de mba nalaelo t@ lé loka tsy nofanentana loatra nefa samy niezaka be daol izy 4 finalistes. Be loatra lé elanelany ka zay no tsy nety. tsy hita soritra t@ ankizy ny alahelo fa ny tany anatiny tany tsy haintsika ...
16. ttkd ( 25/10/2006 10:21)
Marina mihintsy ny anao ry 3X fa very
fotoana fotsiny izy telo mianadahy finaliste
i firmin alou amiko tsy dia misy style artiste
fa aleoko indray ary i Tiavina zany oe ny public
no mifidy dia logique be ireny é! sady ny mpakafy an' i justin daholo anie ireny lasan' i Firmin ireny é!za ary mino fa ra i justin aza no mbola teo dia mety izy no nahazo an' ilay sôsy be!!!!!!!!!
ny public koa anie tsy mijery izay mahay mihira
any fa ny tarehy no jereny ka aiza , aza mba manao
pazapa raha tsy bôgôsy fa na mahay mihira aza dia ireny izy ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1144