Tsy zaka e!
1. soanja
(
02/10/2006 04:00)
Miantefa aminareo lehilahy ny fanontaniana fa tsy ferana koa ny hevitry ny vehivavy.
Inona marina no tena tsy zakanareo amin'ny toetran'ny vehivavy ka tena manelingelina anareo. Ary mety mitarika fisarahana raha mbola mitohy. Misaotra mialoha.
ps: Ny ahy aloha de tsoriko fa fantatro fa tsy zakan'ny ato an-trano ny vehivavy mimenomenon-dava toa loha tapaka.

novalian'i ikaretsaka ny 31/12/2006 01:28
2. xxx
(
02/10/2006 04:56)
ny vehivavy mafy loha no tsy tiako indrindra ! izany hoe sarotra ahitsy .....
4. fasaly
(
02/10/2006 05:54)
hummmmm! tamzà tam tovovavy dia lay tsy mety miaraka matory aminjareo no nisarahanjareo ahy:?:wink::^):-D podika be tsin zà! tamzany:wink:
5. xxx
(
02/10/2006 07:17)
inona moa no tsy zakan'ny lhl fa le fimenomenonana indrindra zay fa refa mba manana fahamarinana kely hmm aoka fotsiny taritina lavabe ery
8. booboo
(
02/10/2006 12:17)
ny vehivavy maika hatao mariazy dia tsy miresaka afa-tsy mariazy et tout le tintouin, hono....
9. Fiffi
(
02/10/2006 12:46)
diamondra27:hummmm! de ahoana zany ? de tsy afaka hanao jejojejo kosa ve sy hanara-damaody ? :roll:
ny vhv mpandany vola koa tsy reven'ny lhl
11. dailynews
(
02/10/2006 13:45)
ny vehivavy miseho ho feministe loatra.
ny vehivavy be diploma noho izy ireo indrindra fa hoe ilay vehivavy mampiditra vola be kokoa ary tsy dia hita ao antrano loatra fa be erehina any ivelany foana.
ny vehivavy eto amin ny serasera foana sy be namana eto indrindra fa namana lehilahy....ahan..

12. vale
(
02/10/2006 14:55)
daily>:-D:-D
ny vhv kizitina tena tsy tantin'ny lhl, zà talou kizitina be de tena miady t@ sipako foana,fa efa fay zà zao:-D:-D:-D:oops::oops:

13. fasaly
(
02/10/2006 15:01)
Fiffi:
diamondra27:hummmm! de ahoana zany ? de tsy afaka hanao jejojejo kosa ve sy hanara-damaody ? :roll:
ny vhv mpandany vola koa tsy reven'ny lhl
fiffi::-D:-D:-D zà mpandany vola faz mbola tsy nahazo reklamasiô sy tsy voaroaka ny trano:?:?
14. fasaly
(
02/10/2006 16:01)
tsy misy zavatra manirikiry otran'nyh lainga aloha e! tsisy ouk lmanazàka an'io klou fa tonga de isarahako raha mandainga matetia izany, aleo mifanena am mpamosavy toy izay mifanena am mpandainga hono:{
15. Simpona
(
02/10/2006 16:47)
Ary ny sipa no namaly betska tato an :lol::lol:, haiuny ihany ny kilemany :wink:
Ny ahy ny sipa miatsara velatsihy no tsy reveko indrindra, :-w:-w:-w:-w
De ny sipa voretra koa :evil::evil:
Da av eo ny sipa tsy mety atoro fa maidrikina am zavatra fatany zao fa diso

16. Ruby
(
02/10/2006 18:15)
hihi tokony natao tany amin'ny resabehivavy ihany izany ity koh. ary nankaiza ny lehilahy aza e? ..ary aiza hoa i herimiafina izay tokoa? asa inona no heviny :)
17. zandrikely
(
02/10/2006 19:23)
ny ahy dia ny mpandainga no tena alako , dia ilay vehivavy tsy mihevitra ny azy fa ny lahy fona
18. simplex
(
02/10/2006 19:31)
Simpona:
Da av eo ny sipa tsy mety atoro fa maidrikina am zavatra fatany zao fa diso
^:^^:^^:^
- sipa mafiloha b, b doika ary tsy laitra atoro.
- sipa saro-piaro b loatra, tsy mahatoky mintsy. Isaky ny 1 min d manontany ny coordonees (x,y) :?::?: aiza enao zao :b:b:b
- sipa b kiredy sy b sermona
- ndraindray kou le mpinamana vao niaraka, efa izy zao ary ny diso mbola vitany mivadika hoazy hoe le bandy ndray no diso :evil::evil: tsisy hietsehana mintsy razoky fa vao miainga d efa kobon'rafotsy :°)
- sipa mi-comparer an'le bandy @ ze ataon'ny vadin'ny namany any na ny dadany ^^^^
- ...
Tsy voatery ho tonga @ fisarahana kosa ngambany an. Satria lery kou manana ny defauts-ny de mifampi-attaque eo ;-):D:D
Tsisy tonga lafatra eo ry soanja ;-):-*
:-*:-*
19. soanja
(
02/10/2006 21:02)
simplex:

Inona izany fa mety tsy sipa indray no kendrena rehefa tahak'io ny lista fa Kofa. Tsy maintsy mba misy toetra iray azo iafina kosa amin'io e.
20. titis
(
02/10/2006 22:56)
Ary maninona rah mba atao vice versa ndray le fanontaniana de ho hita eo ny hevitry ny vhv?