Tsy zaka e!

41. soanja ( 05/10/2006 00:14)
Ahoana zany no tena hifandraisan'ireo ry Cutie. Mba hazavao aminay. Misaotra. Ka ratsy ve io sa toetra tsara tian'ny lehilahy??:wink::D:D

42. Simpona ( 05/10/2006 09:20)
ny sipa materialista hono

Otrn le sipa mora velomina am fa tena lafo tafiana ve?

Kaly 600 Ar, de ampy, sipa manao régime io an laosoa, sy poireau sy akondro de vita :miam::miam:
fa ny botte sy pardessus 400000 Ar de refa mis lamaody hafa de tairo ndray
43. ANARIM ( 05/10/2006 10:43)
ny olona rehefa "superficielle" (zfd fa tsy haiko dikany @ tenintsika) d tsy dia maha te ho tia loatra na lahy na vavy
44. melody ( 05/10/2006 11:34)
ka nareo ange ry zalahy tsy voatery hiaraka amin'izany karazana sipa izany e... ny anareo manko matik'ilay bika,manja dia hefina eo na ratsy totra toy inona aza. Vao manao Shakira kely ny bassin-dry sipa dia iny ry zalahy fa may. ooooooh:wink:
45. cutie ( 05/10/2006 14:07)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 05-10-2006 02:14:30
Lohateny : Re : Tsy zaka e!
Ahoana zany no tena hifandraisan'ireo ry Cutie. Mba hazavao aminay. Misaotra. Ka ratsy ve io sa toetra tsara tian'ny lehilahy??

toetra ratsy reo ka ( @ lhl)
tsy haiko ny hifandraisany alou e:-D:-D:-D
46. cutie ( 05/10/2006 14:08)
Mpandefa : Simpona [ Valio ] 05-10-2006 11:20:09
Lohateny : Re : Tsy zaka e!
Voalaza teo :
ny sipa materialista hono

Otrn le sipa mora velomina am fa tena lafo tafiana ve?

Kaly 600 Ar, de ampy, sipa manao régime io an laosoa, sy poireau sy akondro de vita
fa ny botte sy pardessus 400000 Ar de refa mis lamaody hafa de tairo ndray

non:-D:-D:-D:-D:-D
47. soanja ( 06/10/2006 00:26)
melody:

ka nareo ange ry zalahy tsy voatery hiaraka amin'izany karazana sipa izany e... ny anareo manko matik'ilay bika,manja dia hefina eo na ratsy totra toy inona aza. Vao manao Shakira kely ny bassin-dry sipa dia iny ry zalahy fa may. ooooooh:wink:

=))=))=))=)) Inn njay no tsy arako fa betsaka tokoa io avy eo amzay sinton'orona tsy misy farany mahazo an'ilay bandy. Aza mba tratrany e.

48. colar ( 06/10/2006 05:52)
za tsy ty sipa voretra,tsy mahakarakara vatana,
katsetsaka,sipa manindry,fa ty sipa mahay minono sy mahay manao,hahahhahhh,
49. colar ( 06/10/2006 05:54)
azafady fa neveriko ho olon db daol ny ato oooo
50. fasaly ( 06/10/2006 06:05)
:?:-D:-D:-D:-D
51. melody ( 06/10/2006 11:01)
soanja: efa be akia no tratran'io a!:-D
Mpandefa : colar
fa ty sipa mahay minono

hasio ravina voloboka ilay nono, tena ritran'io mihintsy ange e! tsy mila sipa intsony enao @zay hinono azy=))=))=))=))=))=))=))
52. fiderana ( 06/10/2006 15:52)
Izaho aloha na sipa ary raha vao mifampitody damosina, indrindra tsy tiako ny manao tezitra nefa samy ao am-pandriana, izany hoe na dia tezitra ary tsy hatao tratry ny masoandro miletika fa manjary mifampitodika ny lamosina.8O:D8)
53. vale ( 06/10/2006 22:54)
melody
:-D:-D:-D
54. vale ( 06/10/2006 22:56)
simpona> nanin anao ny sipa mi-bôty (tsy mibôty le manome diamanga an:-D:-D:wink:) sy ny mi-manteau, koa raha mangatsiaka kosa izy?:-P:-D
55. soanja ( 07/10/2006 05:36)
fiderana:

Izaho aloha na sipa ary raha vao mifampitody damosina, indrindra tsy tiako ny manao tezitra nefa samy ao am-pandriana, izany hoe na dia tezitra ary tsy hatao tratry ny masoandro miletika fa manjary mifampitodika ny lamosina.8O:D8)

Io kosa ve de hampisaraka? Izy ve zany de tsy mba ho tezitra mihitsy na rehefa tezitra de eo ihany...? Tsy sipa kosa alo zany manome lamosina lava izany. Rehefa lamosina no omeny re de anontanio izy sao misy zavatra hafa tiany atao fa tsy arakao.:wink:

56. ramialy ( 07/10/2006 14:26)
soanja:
Rehefa lamosina no omeny re de anontanio izy sao misy zavatra hafa tiany atao fa tsy arakao.
:-D:-D:-D
57. ikalakintina ( 09/10/2006 11:37)
58. fiderana ( 10/10/2006 05:29)
soanja>> ianao an..! lalina izany, hay moa izany ilay izy!:lol::lol::lol:...!, ka izany ve hampisaraka, fa mba tsy tanty kosa ê!.8)
59. quartermoon ( 10/10/2006 09:44)
zà klou vhv fa misy le vhv d tena mahatsiravina kosa e!surtout refa mba sendra lhl mandefitra zay!zà manana namana vao nivady 1 an ngamba zay an fa tena mampalahelo mitsy le kôfboay anaovany azy fa le lhl ndray no manao raharaha,mahandro kaly, mampiri-trano rehefa avy miasa,mipasoka ny akanjony entiny miasa,...(zareo ts manana mpiasa fa vao mihary mitsy)d le vhv amin\'io tsy miasa fa mi-style mihainohaino sy mandende ftsny,d refa mba ahitsy dia izy ndray no avo vava;fa refa taitra ihany ny lohany zay vo mba manao!an an an zà tena tsy tia an\'le vhv tsy manao nininn fa kamo vavy reny aloha e!tsy mikarakara vady sy tokatrano fa mieritreritra azy mbola mipetraka any am dada sy neny ngamba!mbola aiza ty refa hiteraka? zany aloha tena mbola sendra ny lhl tsara fa ra lhl hafa zany efa voaroaka be ngamba e!io toetra io koa mantsy matetika tsy dia fantatra refa mbola mpsipa fa ao anatiny ao vao oe hay ty tsy mpanao raharaha mitsy!
60. soanja ( 11/10/2006 00:04)
quartermoon:

Io indray aloha de mariana singy izay le resahiko hoe tokony hiramipetraka 3 taona ny mpisipa iray sady manao fiancaille ihany zay vao miroso amin'ny mariazy satria tsy hita io raha tsy ao. Saingy mifanohitra be amin'ny finoan'ny be sy ny maro io ka dia ialako tsiny raha misy tohina.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083