Tsy zaka e!

61. patrick2002 ( 11/10/2006 18:45)
izaho tsy tia sipa eto @ serasera foana ::-D:-D:-D
62. cutie ( 11/10/2006 20:32)
:-D:-D:-D:-D
63. patrick2002 ( 11/10/2006 23:22)
cutie :oops::oops::oops:
64. cutie ( 12/10/2006 10:45)
in no no maha:oops::oops::oops::oops:
65. soanja ( 16/10/2006 05:55)
patrick2002:

izaho tsy tia sipa eto @ serasera foana ::-D:-D:-D

Atao ahoana moa izany fa dia tsy ahita namana na sipa/vady eto izany i patrick koo. Na mety tsy mitady tsony ianao? Sa moa mety ny lehilahy manketo fa ny viavy tsy tsara ho eto? :roll::idea::idea:

66. unjila ( 21/10/2006 10:27)
slt ! mampehy nareo tsisy olona tonga lafatra ,le zavatra hitako tsy tin'lehilahy indrindra le izy menomenomana eo amasonolona ,sarotra le tokatrano ,aza maika ny hanambady hoy le hira zay .ny vhv angamba hoy aho efa voaozona himenomenona ,de ny lehilahy voaozona hiaino :lol:
67. simplex ( 21/10/2006 10:36)
unjila: ^:^^:^^:^
Amen
68. booboo ( 21/10/2006 11:11)
ny vhv angamba hoy aho efa voaozona himenomenona ,de ny lehilahy voaozona hiaino


:-D:-D:-D
69. soanja ( 22/10/2006 01:14)
Ny ato aminay raha vao be menomenona tonga de dehors! ;-);-);-)
70. blogy ( 12/11/2006 10:20)
ka zao anie eh! c'est normale zay raha mimenomenona satria ohatra hoe ! efa reraka mandamina iny no tonga ramose de hatsipy ary sy aroa ny ankanjo indra moa rehefa tsy ao ianao
71. ikaretsaka ( 31/12/2006 01:28)
diamondra27:

ny vhv mpandany vola koa tsy reven'ny lhl


io no atao hoe "haron-dao-body" (harona laoka vody) hoy ny ntaolo

=iizay mba noheritreretina fa hotehirizina ao anatin'ilay harona tsy misy fa lasa @ le goka aby ... tsy fanambady ireny le

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.122