Tsy zaka e!

21. soanja ( 03/10/2006 02:09)
Titis> Raha io indray aloha de lava be tsy misy ohatr'izany ny lista an. Fantatrao ihany ny vehivavy.:D:lol::lol: Saingy mbola misy mpitia ihany ny lehilahy. Raharaha izy ity.
22. fasaly ( 03/10/2006 06:06)
ka zay tiana mitombo tarehy na manana defaut be tahaka in aza ry zalahy de tiana foana:?:lol:
23. chipie1 ( 03/10/2006 07:39)
ny sipa mandany vola , tia mividy be loatra ,
zay no antony hiasana tsara kou :-P:-D:-D
24. nolalaina ( 03/10/2006 09:27)
8O ary tô tsy dé misy lelà firy mamaly ééé?? raha tsy oé zakandry zalà doly ihany zany ny retra² @ vevavy!! hihihihi :wink:
25. Samoana ( 03/10/2006 13:45)
ny lakôly sy ny maloto:evil:
26. soanja ( 03/10/2006 14:12)
Samoana:

ny lakôly sy ny maloto:evil:


Ohatra ny dinta ve? sady mipetaka no mitsentsitra ary tsy azo akifika fa raha vao afaka teo mitete ra be daholo zay nialany! :lol::lol::lol:


27. Samoana ( 03/10/2006 14:21)
soanja/ Voalazanao !:lol:. Misy na eny imasom-bahoaka aza miraikitra mampiseho mafy hoe "ahy" ity. Raha vao hisintahana kely fotsiny dia mila hanao scandale hamono oul !! Tsy voako ireny e !
Misy lehilahy koa moa manao toy izany fa tsy "aretina" mahazo ny vhv sasany fotsiny io
28. fasaly ( 03/10/2006 17:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D de tsy tian'i samoana ve zany iiii!:-D:-D
29. soanja ( 04/10/2006 00:52)
Zah alo tsy tia dintalahy mihitsy. :x:x:x
30. fasaly ( 04/10/2006 05:59)
itovizana io, zay mipetapetaka rehetra grrrrrrrr!
31. jimtex ( 04/10/2006 10:48)
Tsy tiko ny vehivavy,miseho manja
miseho manampahaizana ka nenazy fona no marina
mpiteny matetika hoe isarahako enao ravao...eo
Tena tiko ra mandefitra fona, de mampalahelo anah ndray de lasa mandefitra ko za,ary manaja anazy be.
32. chipie1 ( 04/10/2006 11:05)
kayy de mazotoa mitady mandefitra foana aza ry jimtex :lol:
33. Samoana ( 04/10/2006 14:23)
le sipa mpiteny ratsy mba te ho dimbadimbaka koa mampitsoaka a !:lol:.Indrindra rehefa ampiarahany @ sigarety izay!! Tss!!
34. rabaradaka ( 04/10/2006 14:25)
Ny vehivavy manao sipa vehivavy tsy tian'ny bandy kosa e ! Ireny le sarin-dahy moa sa inona no filaza azy ry xxx ?
35. melody ( 04/10/2006 15:01)
Mpandefa : Samoana [ Valio ] 04-10-2006 16:23:59
Lohateny : Re : Tsy zaka e!
le sipa mpiteny ratsy mba te ho dimbadimbaka koa mampitsoaka a !.Indrindra rehefa ampiarahany @ sigarety izay!! Tss!!

Efa tratra anga i samoana? ntso!
36. Simpona ( 04/10/2006 15:08)
le sipa mpiteny ratsy mba te ho dimbadimbaka koa mampitsoaka a !.Indrindra rehefa ampiarahany @ sigarety izay!! Tss!!

Saingy indrisy lets fa ny sipa kely aty am tanàna lets zao de betsak no otrn'io, sipa mbola any am collège sy lycée an, mifoka miafina miits :@:@:@,
mahimahina ihany ze mitaiza zanaka vavy e
37. fasaly ( 04/10/2006 16:12)
raha tena dinihina ny voalzan'ny tsirairay de hisaratsara-poana dool zany am zavatra tsy de gravy be lotra.....ny vady matoa nekena ho vady de tsy maintsy leferina ny teotrany:wink: izany hoe efa mifankahalala toetra zany e! e! e! e! e! hitako no lamaody be ny divorce amzao kanou!:°):°):°)
38. Samoana ( 04/10/2006 17:25)
fasaly/ raha vao dinty be sy maloto dia tsy mila vadiana akory kah ! Lany vola @ divorce eo fotsiny avy eo:lol:
39. fasaly ( 04/10/2006 18:04)
:-D marina zany!!!!zà kou lou ty tia e!:wink:
40. cutie ( 04/10/2006 18:25)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 02-10-2006 06:00:36
Lohateny : Tsy zaka e!
Miantefa aminareo lehilahy ny fanontaniana fa tsy ferana koa ny hevitry ny vehivavy.

Inona marina no tena tsy zakanareo amin'ny toetran'ny vehivavy ka tena manelingelina anareo. Ary mety mitarika fisarahana raha mbola mitohy. Misaotra mialoha.

ps: Ny ahy aloha de tsoriko fa fantatro fa tsy zakan'ny ato an-trano ny vehivavy mimenomenon-dava toa loha tapaka.

ny sipa materialista hono
de ny sipa mpisolelaka :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6187