Sinema "GOD"

1. soanja ( 02/10/2006 14:01)
Hivoaka tsy ho ela ilay film mitondra ny lohateny hoe GOD ka dia mazotoa daholo mijery fa ny tantaran'io rangahy amin'ny film io no nanoratra ny "The Conversation with God" dia mba ento eto ny hevitra rehefa tahak'izay. Misaotra o.
novalian'i soanja ny 09/10/2006 15:17
2. Achia ( 02/10/2006 18:25)
mande ao @ ako ve zany film zany ry soandra ? :-D
3. rakaroka ( 02/10/2006 18:27)
Misaotra amin'ny "INFO"!...
4. soanja ( 02/10/2006 22:00)
Tsy misy fisaorana aky Rakaroka.:-*:-*
5. jentilisa ( 03/10/2006 15:20)
oviana izany vao ho tonga aty?
6. cutie ( 03/10/2006 20:40)
miresaka God ihany fa mba nanaitra ahy ty teny ty :
" To love another is to touch the face of God" Victor Hugo
7. prime ( 05/10/2006 08:00)
cutie> :wink:
soanja> mbola ho ela izany vao ho tonga aty fa d misaotra anao...:)
8. soanja ( 07/10/2006 05:55)
Prime> Ao fa hitondrako le film ianao rehefa tonga any aho.
9. Achia ( 07/10/2006 06:29)
atovy @ le hoe jereo eto ry soanja de mbo miara mahita a ! :°)
10. soanja ( 08/10/2006 18:09)
Achia:

atovy @ le hoe jereo eto ry soanja de mbo miara mahita a ! :°)


Ka le film vao hivoaka fa tsy mbola mandeha any amin'ny sinema akory fa milaza mialoha fotsiny aho. Ao fa raha misy io dia hataoko rehefa vonona.:-*:-*


11. prime ( 09/10/2006 09:22)
soanja> misaotra betsaka indrindra soanja a...
12. soanja ( 09/10/2006 15:17)
:-*:-*:-* hatrany prime a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1307