Fanontaniana

1. xxx ( 02/10/2006 21:03)
"Atra no manome,de Izy koa no maka"

Ahona ny fandraisanareo an'io teny io?? Indraindray manko tena manahirana ny mionona @ teny io hoe in no antony sy tanjon'Atra raha maka olona mifanesisesy Izy?
Sarotra be manko ny hionona na tsy maintsy aza ny tena refa tojo fahoriana enao, fa ny tsy azoko de manin Atra no masiaka??
Tsy te hanome tsiny an Atra za satria tsy azoko ny sitrapony.

Raha mba misy afaka manazava de misaotra indrindra.
novalian'i prime ny 09/10/2006 09:38
2. Fiffi ( 02/10/2006 21:15)
xxx:
" fa ny tsy azoko de manin Atra no masiaka??
Tsy te hanome tsiny an Atra za satria tsy azoko ny sitrapony.
Fantaro tsara aloaha fa Andriamanitra tsy masika velively izany ! Andriamanitra mitsinjo , tsy manary na iza na iza.

Donc: tsy masika velively Andriamanitra .

Vitanao ve ny hanomé tsiny an'Andriamanitra ? na de hoe faran'zay mafy indrindra aza ny zavatra nety niseho teo à fiainanao ?

-Moa ve ny fijalian'i Jesoa zanak'Andriamanitra lahy tokana tsy zakany ? Ka raha Jesoa aza novonohina nampijaliana teo @ hazo fijaliana mba ho fanavotana antsika , Jesoa nahazaka ny mafy rehetra nihetra taminy ka nahoana isika no tsy hazaka ny fijaliantsika koa raha misy zany ?

Fantaro tsara fa tsy misy zavatra tsy zaka zany eto @ ity fiainana ity .


3. soanja ( 02/10/2006 21:19)
Ny fahitako an'io aloha dia Andriamanitra no manome ny aina ary izy koa no maka ny aina. Any ampelatanany ny lahatry ny fiainanao sy ny hiafarany na dia amin'ny fianan-ko avy aza.
Rha maty mifanesisesy olona be dia be dia izay no anjarany fa raha mbaola tsy androny dia misy tsy maty ihany ka.
Tsy masiaka Andriamanitra fa be fitiavana. Izy ihany anefa no mahalala izay tanjony amin'izany raha be ny maty ao anaty fianakaviana. Asa mety tiany hapetraka aminao raha miresaka aminy ianao hoe "inona no andrasanao amiko?" Fa ny olombelona rehetra izay tonga eto ambonin'ny any dia manana mission dahalo. Anjaranao ny mamantatra an'io amin'Andriamanitra. Afa tsy ireo zaza maty tao ambohoka sy mbola kely izay tsy misy mahalala ny anton'izany.
4. velonantoandro ( 02/10/2006 21:30)
-Un jour,une étoile à explosé,c'est un supernova.Cette explosion a généré une poussière et du gaz dont la composition comporte tout ce dont on a besoin pour que la vie soit initiée.De ces éléments,la terre en a bénéficié en quantité suffisante (ce qui peut se passer aussi dans d'autres endroits de l'univers,avant,maintenant même,ou dans le futur),et la vie s'est ainsi incrusté.

Sachons donc que nous même provenons de l'éxplosion d'une étoile et non pas de(s) "dieu"(x),et un jours les éléments qui nous composent participeront de nouveau à la constitition d'une étoile qui va se re-exploser et re-fournir la vie....

Inutile de vous dire que le temps que ça a pris et prendra donne le tourni,ce n'est pas la peine d'essayer de l'imaginer puisque "le temps" est tout relatif,et à la limite,il n'existe pas.

J'aime bien remuer dans ma pensée cette considération asiatique (boudhique???) qui dit que "tout ce qui existe a toujours éxisté,car on ne peut rien obtenir de consistant à partir du néant,et on ne peut pas non plus rendre néant ce qui existe".Ce qui correspond tout à fait à la théorie de Lavoisier qui veut que rien ne se perd ,rien ne se crée,mais tout se transforme.

Autant vous dire que votre "fanontaniana" ne devrait pas se poser car celui que vous craignez n'est que rêverie et vision,et sans conteste un délire.
5. Fiffi ( 02/10/2006 21:35)
:roll::?::!:
6. xxx ( 02/10/2006 21:55)
Vitanao ve ny hanomé tsiny an'Andriamanitra ? na de hoe faran'zay mafy indrindra aza ny zavatra nety niseho teo à fiainanao ?

Efa nolazaiko fa tsy te hanome tsiny Azy za.
Moa ve ny fijalian'i Jesoa zanak'Andriamanitra lahy tokana tsy zakany ? Ka raha Jesoa aza novonohina nampijaliana teo @ hazo fijaliana mba ho fanavotana antsika , Jesoa nahazaka ny mafy rehetra nihetra taminy ka nahoana isika no tsy hazaka ny fijaliantsika koa raha misy zany ?

I jesoa anie Atra e. Aza ampitahaina @ olombelona mihitsy.
Fantaro tsara fa tsy misy zavatra tsy zaka zany eto @ ity fiainana ity .

Fantatro zany fa refa le tojo fahoriana iny enao no lasa very tampoka de tsy mahalala zay tena marina sy tokony ataonao. Zany hoe le fotoana fohy io.
7. cutie ( 02/10/2006 21:55)
soanja
Mazava tsara ny voalazan-jy.
8. xxx ( 02/10/2006 22:08)
velonantoandro
sambatra enao
9. hery ( 02/10/2006 22:14)
Vao avy namelabelatra ny hevitro momba an'io tamin'ny tato antrano mihitsy aho vao tsy ela izay. Momba ilay atao hoe

- Lahatr'Andriamanitra
- L'homme propose, Dieu dispose
- Andriamanitra no manome, izy no maka

Hapetrako ao amin'ny blaogiko angamba amin'izay tsy voafafan'ny forum.

Lava ihany ilay izy fa ezahiko soratana androany sy rahampitso.
10. Fiffi ( 03/10/2006 10:21)
xxx:
I jesoa anie Atra e. Aza ampitahaina @ olombelona mihitsy.
azo hatao hiany anefa zany satria i Jesoa dia zanak'Andriamanitra koa ! ny olombelona koa torak'izany .
Ka hoy aho hoe raha i Jesoa ve nahazaka ny fijaliana natao azy , nahoana moa isika no tsy hazaka koa ? Nisy fijaliana mbola mafy mihoatra ny nahazo an'i Joesoa ve ?


11. Achia ( 03/10/2006 11:13)
cutie:

soanja
Mazava tsara ny voalazan-jy.


slt cutie tonga njay a ! :°)
12. xxx ( 03/10/2006 12:39)
velonantoandro:

-Un jour,une étoile à explosé,c'est un supernova.Cette explosion a généré une poussière et du gaz dont la composition comporte tout ce dont on a besoin pour que la vie soit initiée.De ces éléments,la terre en a bénéficié en quantité suffisante (ce qui peut se passer aussi dans d'autres endroits de l'univers,avant,maintenant même,ou dans le futur),et la vie s'est ainsi incrusté.

Ny fanontaniana mipetraka amin'izao dia oe inona tokoa no nipoaka? supernova? maybe, maybe not. Anyway, they think that is was a "particle". Dia "point particle", manana radius zero, nipoaka hono izany no nahatonga ny fiainana (...) Has it ever existed? Sao izay ilay hoe : "Misia ny mazava" and it happened.

velonatoandro:

Sachons donc que nous même provenons de l'éxplosion d'une étoile et non pas de(s) "dieu"(x),et un jours les éléments qui nous composent participeront de nouveau à la constitition d'une étoile qui va se re-exploser et re-fournir la vie....

Tena mi-predict another big bang + fiainana hafa tokoa ny mpahay siansa amin'izao. Tsy efa voasoratra @ baiboly ve nefa izany? It sais in brief hoe: "Ho avy ny Tompo ary haka antsika ho any amin'ny fiainana vaovao mandrakizay". Come on, nahoana no tsy nampiasa Mathematics, na High Energy Physics, na M Theory, na Computer Science ... ny Christ dia efa nahalala ny hisian'ilay fiainana any aoriana any, tamin'ny 2000 taona lasa farafahakeliny ; and you, people, after several years of studies, cannot even be sure @ zavatra tenenina? Angamba koa, efa hain'i Jesus daholo ireo siansa betsaka ireo, ary mihoatra noho ny hain'ireo "mpahay siansa" amin'izao aza, 2000 taona lasa farafahakeliny. Farafahartsiny izany dia badraodra lavitra noho i Jesus ireo olona "mahay" ireo. Raha "angano" araka ny teninao any amin'ny dinika hafa i Christ, dia maninona ireo "so-called brilliant scientists" ireo no mbola mi-predict ny zavatra noteneniny? Strange!!! Mety mitovy hevitra amin'ny angano ve ry zareo reo?

velonatoandro:

Inutile de vous dire que le temps que ça a pris et prendra donne le tourni,ce n'est pas la peine d'essayer de l'imaginer puisque "le temps" est tout relatif,et à la limite,il n'existe pas.

Aza mifandrirarira moa e. "Inutile" tokoa ve sa hoe tsy hain'ny mpahay siansa fotsiny ilay fotoana hahatongavan'io? Ny esprit critique ananan'ny mpikaroka sy ny fanenjehana publications @ izao ve dia manaiky izany hoe "inutile" izany? Crazy and unbelievable!!! Be honest: ny marina dia tsy hay. Toa efa notenenin'i Jesus tokoa io hoe tsy hisy hahalala io fa "ho tampoka".
velonatoandro:

J'aime bien remuer dans ma pensée cette considération asiatique (boudhique???) qui dit que "tout ce qui existe a toujours éxisté,car on ne peut rien obtenir de consistant à partir du néant,et on ne peut pas non plus rendre néant ce qui existe".Ce qui correspond tout à fait à la théorie de Lavoisier qui veut que rien ne se perd ,rien ne se crée,mais tout se transforme.

Efa transformed to "vovoka" tokoa i Lavoisier izao :)

Un peu de science éloigne de Dieu, beaucoup de science y ramène. --- tsy tadidy ny niteny azy.

velonatoandro:

Autant vous dire que votre "fanontaniana" ne devrait pas se poser car celui que vous craignez n'est que rêverie et vision,et sans conteste un délire.

Noho ireo rehetra ireo dia mitombona tsara ilay fanontaniana fa tsy misy rêverie na vision na délire, dia miandry ny post an'i Hery.
13. lapino ( 03/10/2006 13:04)
"tout ce qui existe a toujours éxisté,car on ne peut rien obtenir de consistant à partir du néant,et on ne peut pas non plus rendre néant ce qui existe"
Andriamanitra dia tsy néant !!! :)
14. booboo ( 03/10/2006 13:24)
xxx tary @ voalohany > Ny fahazoako an'io dia hoe nampidramina ilay aina fotsiny tsika fa tsy tompony. Dia zay tian'ilay tompony hangalana azy avy eo araka zay antony hitany fa tokony hangalana azy @ zay.
Tsy masiaka Izy fa ilay antony nangalany tampoka sy "aloha loatra" an-dreo fotsiny no tsy azontsika. Fa rehefa mandinika ianao, rehefa sitrasitrana ny ratram-po, dia ahatsapa ihany hoe Fitiavana an'ilay nalainy sy antsika mbola velona aby zany....
15. cutie ( 03/10/2006 15:38)
Nalahelo ahy nga Achia:roll::roll::cry:
16. xxx ( 03/10/2006 15:39)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 03-10-2006 15:24:26
Lohateny : Re : Fanontaniana
xxx tary @ voalohany > Ny fahazoako an'io dia hoe nampidramina ilay aina fotsiny tsika fa tsy tompony. Dia zay tian'ilay tompony hangalana azy avy eo araka zay antony hitany fa tokony hangalana azy @ zay.
Tsy masiaka Izy fa ilay antony nangalany tampoka sy "aloha loatra" an-dreo fotsiny no tsy azontsika. Fa rehefa mandinika ianao, rehefa sitrasitrana ny ratram-po, dia ahatsapa ihany hoe Fitiavana an'ilay nalainy sy antsika mbola velona aby zany....

Mazava fa misaotra
17. Fiffi ( 03/10/2006 16:37)
lasa tsy fantatra intsony hoe ahoana no hamaliana an'ity dinika ity @ ireo zavatra lazain'i xxx sy velonantoandro ireo !
De inona daholo zao itony rehetra itony ? Come on, nahoana no tsy nampiasa Mathematics, na High Energy Physics, na M Theory, na Computer Science ... :?::roll::roll::roll:
18. xxx ( 03/10/2006 16:54)
Miala tsiny amin'i Fiffi raha tsy hitany izay hamaliana ny resak'i xxx sy velonatoandro. Tsy tokony hiala tsiny akory nefa satria tsy fauteko raha tsy hitan'i Fiffi izay havaly. Izay hitanao izay hamaliana azy valiana fa tsy bedy raha sendra tsy mamaly an'io. :)

PS : Hevitra 2 mifamaly ve dia manakorontana mihoatra amin'ny resaka DVD na saka mitohy lava be nefa tsisy hidiran'ny olona betsaka eto amin'ny forum ry Fiffi :?:
19. Fiffi ( 03/10/2006 17:04)
azoko ! misaotra anao !
20. mbelotavao ( 03/10/2006 17:49)
Hoy ny baiboly < Tsy sitrak'ATRA na dia ny hahafatesan'ny ratsy fanahy aza ..> Tsy mamono na maka olona izany Atra fa diso hevitra ny maro eto ! Mbola hazavaina lalindalina ao aoriana kely....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0983