Ireo anarana aéroport .......

1. lemenakely ( 04/10/2006 05:19)
Raha maharemarque isika rehetra ny ankabeazan'ny aéroport dia mitondra ny anaran'nireo filoha nitondra ny tany azy avy.

Ohatra ny eto FRANTSA dia misy ny CDG na CHARLES DE GAULLE .
Ny ao NEW YORK dia JFK.

NY ao ABIDJAN dia FELIX HOPHOET BOEGNY.

Koa maninona moa ny ao IVATO raha mbà atao hoe PHILIBERT TSIRANANA na ZAFY ALBERT na DIDIER RATSIRAKA? :-D:-D
novalian'i tandry ny 09/11/2006 06:19
2. fasaly ( 04/10/2006 05:49)
:°):°) ary Orly iza kay???:wink::roll::roll:
3. Fiffi ( 04/10/2006 06:10)
lemenakely:
Koa maninona moa ny ao IVATO raha mbà atao hoe PHILIBERT TSIRANANA na ZAFY ALBERT na DIDIER RATSIRAKA? :-D:-D
raha ny fahafantarako ny antony niantsohina ny aéroport @ anaran'ny olona de satria izy no teo @ fanjakana ! ka tsy hitako zay hidiran'ireo olona voalaza ireo satria Ivato t@ andron'ny frantsay no nanoronana azy !
Orly indray de Orly tsotr'zao asa hoe nahoana ? misy koa ny Bourget !


4. vale ( 06/10/2006 20:54)
:°)ie, ...ary toa natelin'i lemenakely aby ny "u"? (Houphouet):-D:-D,sa teny gasy ny eto dia natao arak'izay koa?:lol::lol::wink:
5. Fiffi ( 07/10/2006 09:01)
lasa fouéty ve ? :-D:-D:-D
6. vale ( 07/10/2006 15:46)
:lol::lol:Fiffi
7. tslem ( 24/10/2006 15:36)
ary ny aéroport any majunga moa iza?
8. tafita ( 03/11/2006 09:33)
Le maka tahaka be fahantany ny any ivelany any koa angé ka ...... Izany hoe tsara fa tsy dia misy dikany inona izany ..
9. prime ( 06/11/2006 09:35)
tslem> :°)... fetsy enao an...
10. tandry ( 09/11/2006 06:19)
lemenakely:

Raha maharemarque isika rehetra ny ankabeazan'ny aéroport dia mitondra ny anaran'nireo filoha nitondra ny tany azy avy.

Ohatra ny eto FRANTSA dia misy ny CDG na CHARLES DE GAULLE .
Ny ao NEW YORK dia JFK.

NY ao ABIDJAN dia FELIX HOPHOET BOEGNY.

Koa maninona moa ny ao IVATO raha mbà atao hoe PHILIBERT TSIRANANA na ZAFY ALBERT na DIDIER RATSIRAKA? :-D:-D

toa hevitra mety kosa aloha le izy ,ary raha atao ny anaran'ny vadinafiloham-pirenena idray e
ohatra:aéroport lalao ,na aéroport celine , na aéroport terezy zafy ..;mety ho tsara hi hi hi :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5564