sao de mahaliana anareo

1. cutie ( 02/10/2006 22:36)
http://malagasyworld.org/
De mazotoa daholo mijerijery ao :P
novalian'i cutie ny 27/12/2006 22:44
2. soanja ( 03/10/2006 02:04)
Mahaliana tokoa le izy ry Cutie. Thanks.:D:-*:-*:-*
3. bimanoa ( 03/10/2006 04:42)
tena mahaliana, m' sotra an' i cutie !
4. Bakobako2 ( 03/10/2006 17:46)
Mankasitraka Cutie , tsy very anjara ny manana an'ny serasera=D=D=D
5. cutie ( 03/10/2006 19:49)
tsy misy fisaorana fa cliquer-o ao daholo ze mety ho cliquer-na :lol::lol::lol::lol:
6. degree ( 06/11/2006 19:01)
Akoho kely nome fotsim-bary e! sady faly no sahirana ka =D=D=D=D=D=D
7. cutie ( 06/11/2006 22:24)
mba mahita teny mitsy koa ty degree ty hihihihi
8. rakaroka ( 07/11/2006 17:22)
^Misôtsa fa dà tena ilaiko tokoa izy ity!:*:-*:-*
9. degree ( 07/11/2006 19:14)
: izay anie ny mha mlpinamana ny mpinamana e!tsy ampahafirin'ireo zava-tsoa ngeza nomenao anay anie ireo mba antsipiko e!mba toratorao ihany izahay fa aza ny hakelezan'ny alefanay no hamalianao azy aty fa sao lasa any antanin'olona any daholo ny aty i dango fa aleo ny any no mba hamenoantsika ny aty amlitsika e! sa?:-$:-$
10. cutie ( 07/11/2006 21:47)
refa mahita hafa njay za de tsy maintsy omeko eto foana e :lol::lol::lol:
11. degree ( 07/11/2006 22:29)
manantena "andrasako foana ny avy aminao e!
12. cutie ( 08/11/2006 00:41)
:lol::lol::lol::lol:
13. degree ( 08/11/2006 11:13)
ok zany !:-D:-D
14. cutie ( 08/11/2006 22:07)
ndraso alou hitady e :lol::lol::lol:
15. fali ( 27/12/2006 09:26)
cutie:misaotra fa tena ilaina ilay izy an ! rehefa misy hoatran'ireny dia mba hilazao ihany !:)
16. cutie ( 27/12/2006 22:44)
tsy adino nareo ka
de mazotoa mijerijery ao :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0985