perturbation d'election presidentielle en vue

1. patrick2002 ( 28/09/2006 19:25)
Perturbation d'election presidentielle en vue diligenté par notre mere patrie ,la france. Notre premier partenaire commercial, et premier bailleurs de fonds
Raha mandinika ny raharaha politika mitranga any Madagasikara izaho ,ry mpisera isany ,dia izany no andraisako azy ,rehefa naheno fa hiverina tsy ho ela i Pierrot Rajaonarivelo, (ary tsy hono intsony fa araky ny information reko dia tena ho avy).
Mipetraka ny fanontaniana :ho avy an'inona?
Raha ny ofisialy aloha dia hoe hilatsaka hofidina ,nefa efa fantantsika ,fa tsy afaka mil;atsaka izy ,noho ny antony efa fantatrareo.
Ny ahy ny analyse ko dia : Izaho fiverenany Pierrot Rajaonarivelo izaho dia fanakorontanana fotsiny ny fifidianana @ 3 decembre,satria efa mazafa fa ho avy izy dia tsy maintsy ho samborina ,dia raikitra amin'izay ny gidragidra, dia miemotra ny fifidianana .Miamalemy ny fitondrany Ravalomanana ,hatao amin'izay ny gouvernement provisoire ,sy ny election ,miakatra amin'izay i Pierrot ,hiaro ny tombotsoan'ny la France .
Izaho fiverenan'ny Pierrot Rajaonarivelo izaho dia efa ,nahazo ny fankatoavan'ny fitondran'ny frantsay ,fa tsy hanao aventure fotsiny any izy ,sa ahoana hoy ianareo :?::?::?:
répondu par fijo le 05/10/2006 22:54
2. fijo ( 28/09/2006 19:36)
tsy tanteraka izany ry akama an.minoa ahy fotsiny
3. Fiffi ( 28/09/2006 20:05)
minoa fotsiny hiany marina ! mba positivéna eh!
4. kiali ( 28/09/2006 20:10)
aleo hiverina lery fa tsy maintsy mandalo kely any tsiafaha iz eh
5. Solitikabe ( 28/09/2006 20:16)
Raha miverina iny dia ndrimbinako kely ny ravim-budiny, dia ahantoko ataoko fahatsiarovana
6. zandikely ( 28/09/2006 20:56)
Mba marina ve zany lainganareo zany e!
Raha tsy lainga dia mba omeo source ny vaovaonareo zahay, zahay mba efa mijery source vaovao rehetra fa tsy mba mahita izany mihitsy.

Mba tokony zavatra hita porofo ihany lazaina fa aza miaina amin'ny saho intsony.
7. Fiffi ( 28/09/2006 21:08)
de asa raha lainga be zany na tsia fa de ho hita zay fandehany eh!
8. ninonati ( 28/09/2006 22:18)
:twisted::oops::o:(:?:cry::x:idea::°):}:^):-D:lol::):D
9. papala ( 29/09/2006 11:34)
avela ho avy zay ho avy e !
Mody averina fona koa zany fahatongavan'i pierrot zany hijerena ny 'fihetsiky ny Malagasy ? zay lay politika efa masiso be !
Hilatsaka hanapotika ny Malagasy mandritra ny firy taona indray ?
10. prime ( 29/09/2006 12:58)
:wink:
11. patrick2002 ( 29/09/2006 13:51)
de tsy misy source aloha ilay izy fa analyseko tsotra fotsiny ,ary rehefa mamaky gazety izaho dia maresaka ny fa-hiverina hono i Pierrot. Dia mba taitra ihany satria maro ny fianakaviana any, ary hisy rotaka indray izany.
Fa ny fanontaniana dia mba ahoana ny analyse-nareo ,ny ahy aloha dia mino aho fa mety hiverina izy ary ireo ny analyse-ko
12. fijo ( 29/09/2006 21:56)
marina io "analyse"io,ary izay no antony hanaovan'ny senatera arema sasany propa sahady."jereo ny tribune "androany.
ny tsy mampitombona le tetika dia izao.mizara telo ny arema.misy momba azy,misy momba an dradidy,ary misy momba an dravalo.eo dia efa malemy le korontana.
ny mpanohitra koa mbola mivaha noho ny filatsahan'i roland .satria i pierrot dia rahona hoazy.ireokoa izany tsy hanampy azy.
ny gasy indrindrakoa efa leo korontana,ka rava tanteraka le tanjona.
13. patrick2002 ( 30/09/2006 13:16)
Ny arema mizara aloha ,dia hitako fa fisavorovoron-kilatoana io ,izany hoe samy manana ny olon'ny sy ny hevitra fa rehefa ,tonga tokoa ny tokoa miaraka ireo ,ny frilatsahany Rolland Ratsiraka indray dia ,tsy hoe partez pour gagner no hilatsahany ,fa antony afa ,hilatsaka izaho amin'izay tsy maty manota ,fa politisianina ,na inona tsy mazava ao @ commune Toamasina ,tsy asahy hikitika ahy ireo, Hadinonao angaha fa raha vao tapitra ny enquete nataon'ny Bianco ,ny ampitson'iny izy namory manao gazety nilaza fa hilatsaka ho fidiana :roll::roll:
14. prime ( 02/10/2006 13:07)
:wink:
15. raygasy ( 02/10/2006 14:19)
patrick2002> za kosa tsy dacore @zany hevitrao zany ny momba io olona io,ny Malagasy anie vitsy no mahalala ny tantarany e!inona no zavatra vitany fa ny antsika dia ny fanaratsina aloha no hita voalohany, avelao izy mba hanapotsaka ny heviny e!Gasy koa anie izy e!dia ny vahoaka hatrany no mandinika ny tokony hataony, fa raha tsy mbola tafavoakany anie ny tiany hambara sy hatao dia tsy tafita isika e!vao mihainga dia sakanana avelao aloha ho ita eo e!......
16. patrick2002 ( 03/10/2006 01:58)
Ka havela hitondra indray izany no hevitry raygasy?
izy anie ka voaheloka eh!
Ary inona no nanaovany antsesitany ny tenany raha ohatra ka madio ny heritreriny :roll::?:
17. rabaradaka ( 04/10/2006 13:46)
Tsara ilay analyse politique fa isika gasy koa moa tia manatsotra resaka fa rehefa tonga ny tokoa vao latsaka zay tsy latsaka. Fa ahelin'ny frantsay tokoa io resaka fiverenan'ingahy ton ami Pierrot io. Fa tsarovy koa dia izao, mba misaina ange nama i Pierrot e, fantany fa tsy ho tafiditra izy dia hanao sorona ny tenany ve
18. fijo ( 05/10/2006 22:54)
avelao hoavy izay hoavy,hoy rossy.dia hita eo izay hitranga koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0505