mba tsara ve sa?

1. Aino ( 28/09/2006 19:25)
mba anisany tiako hoa ny manao sport ka de tsy haiko laotra fa de tiako hatao dol izao rehetra izao!! ka mba tsara ve raha toaka 9h isank-erinandro no ora hanaovako sport? izany hoe vao hanomboka fa teo aloha dia 4h ihany no fanaoko, ka @ izao dia te hanao zavatra hafa fanampiny indray aho!!:-o
novalian'i Aino ny 30/09/2006 14:44
2. Fiffi ( 28/09/2006 20:15)
de hanontanio an'le mpampanao sport anao hoe tsara ve zany sa tsia koh!
3. robot ( 29/09/2006 10:54)
slt aino:D
tsara zan fa tohizo eh, marina aloh fa mbola kely zany ,fa ezaho ampiakarina tsikelikely le ora isankerinandro ,araka izay vitanao fa tsy terena akory an, hotrana nena manko zao 2h30mn p/j
fa rehefa samedi 4h de ny alahady mo 3h ny maraina
ary mifarana @ basket ny tolakandro
tsara akia le sport fa tohizo=D zany eritreritrao zany an :-*
4. Ralay ( 29/09/2006 13:57)
Tsara ny manao sport ry Aino fa mitaiza ny vatana. Arakaraky ny tanjonao sy ny fotoana hanananao ihany io.Raha manana but ho tonga sportive de haut niveau ianao ohatra dia tsy ampy io fa raha ohatra ka hitaizanao vatana sy fialamboly ho anao dia efa azo lazaina fa ampy tokoa. Ka dia mazotoa e :lol:
5. Samoana ( 29/09/2006 15:36)
Aino:

ka mba tsara ve raha toaka 9h isank-erinandro !!:-o


fanimbantena fa tsy fanatanjahantena ny toaka fa tandremo ! hihihi Taitra aho marina fa noheveriko tokotrany fa...zandrikely !!

Ny vatanao ihany no mahita moramora eny na mahazaka rythme na tsia e ! Ny tena tsara dia manao ilay test d'effort any @ cadiologue aloha . Mazotoa e !


6. Aino ( 30/09/2006 14:44)
ka ilay izy tiako na firy heures io na firy fa ny fotoana indray no tsy ampy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.185