@rariny ve sa....?

1. xxx ( 29/09/2006 07:44)
zavatra tena nisy no hitako omaly
Sendra tratra dihy tongotra kely aho omaly fa tsy nahita taxi-be!ny toerana misy anay moa dia eny Bevalala ka somary mandalo alaala vao tonga,taitra tapoka aho rehefa tonga teo akaiky ny masera tao Ambohimanala io fa nahita Ramatoa efa somary lehibe sy Rangahy vadiny angamba raha ny fanombanako azy,mandady ao anaty bozaka ,somary nivanaka ihany fa ataoko fa olonn-dratsy ,somary nitoditodika aho ,kay ny hitako tao manara-maso ny zanany ao ambadiky ny lobolobo ao mampiaraka ,mibaby kitapo,asa tokony eo @ankizy sahabo 15taona eo ho eo ireo,sady nihomehy ahy no nalahelo ,tsy hitako'zay nambara fa lasa ny fisainako hoe :aiza marina ny toerana misy ny mpanabe sy ny Ray aman-dreny @ toe-javatra toy ireny?rariny ve ny nataon-dry zareo,mbola tsy voavaliko hatramin'izao
novalian'i pitramix ny 08/11/2006 23:19
2. Achia ( 29/09/2006 15:51)
ka tsy te hanandratsy izy ry xx a !
3. Fiffi ( 29/09/2006 16:51)
marina zany an! ny zanany vao 15 taona kosa ve de avela @ zao ? tsy hitako zay maha-diso azy ireo an! Raha zah aloha no teo @ toeran'ny RAD de nataoko koh zany an! misy manko ny mpanararaotra indrindra fa ankizy mbola tsy hampy taona zany an!
4. VIRGINIE ( 02/10/2006 10:21)
Raha ny ahy indray aloha ,ka matoa izy niaraka tao de nifankatia ,ka hanontaniako ny decision raha mbola hanohy fianarana na tsia fa mandany vola fotsiny,tsy aleo ve mahita azy tsy mianatra intsony toy izay hakarary foa ahy eo fotsiny e!mafy ihany anie ny mahazo ny Ray aman-dreny e!
5. dailynews ( 02/10/2006 13:28)
sa tokony ho niandry tany antrano ve izy ireo vao nanontany anjanany?
sa te hahafanatra izy ireo hoe inona no nataonjanany tany ivelany tany rehefa tsy tonga t@ ora tokony hodiana? sao mandainga ilay io rehefa tonga any antrano hoe izaho anie mbola nanao devoara e...
hmm...mety hoe efa nanontany foana angamba izy ireo hoe inona no nahatonga an' i ketaka ela be vao tadfody? dia ny valimpanontanian i ketaka dia hoe devoara foana....dia mety izy ireo te hahafanatra mihitsy hoe misy inona any.
amiko aloha raha mandainga i ketaka dia manana zo hahafanatra ny RAD rehefa mahazo valiny lainga foana hahafantatra ny zavatra marina izay hataony any ivelany any noho ny fitiavany azy.
6. mandrindra ( 02/10/2006 15:32)
na mahatoky na tsy mahatoky
7. Bethebest ( 03/10/2006 08:03)
Rariny ny an'ireo RAD ireo noho ny zanany mbola tsy ampy taona. Sarotra ny fanabeazana ny ankizy. Mila resahina sy alaina ny fony, ampahafantarina azy ny mety sy ny tsy mety indrindra indrindra. Rehefa mahatsapa ny RAD fa nanao ny adidiny, ary efa feno taona koa ny zanany dia an'ny ankizy sisa ny misafidy ny lalan-kizorany. Tompon'ny ho aviny izy ary hijinja izay afafiny.
8. simplex ( 08/10/2006 23:33)
mety marina zany fa le ry zareo mandady ao anaty bozaka no tena tsy lasa:lol::lol:
manin ra tonga de notebahana teo hoe izy no iza :?: tsy manin anie na mampiaraka ary izy fa mba hoe ny fianarana tokony tsy hivilavila sy mba hoe fantatra hoe aiza izy @ izao ora sy zao minitra.

Ny ambiny tokony hoe ry zareo RAD ary no hampianatra ny zanany ny "valeur" sy "principe" tokony hananan'ny zanany fa tsy hoe ry zareo ndray no manomboka manao espion voalohany...

asa anefa, sarotra ihany ny ho eo @ toerany :oops::D:D

:-*:-*
9. pitramix ( 08/11/2006 23:19)
Aona doly ry reto ah! ra za aloha dia tonga dia nomeko ny hafatra razoky ;sa ve tsisy zanaka leiry dia manao izany??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2548