sciatique

1. fanantenana2003 ( 28/09/2006 17:20)
akoatran'ny repos au lit, ary ny sceance de kine , inona no fanafody haingana hanasitranana ity aretina dos ity ry zareo, 3 semaine d'arret nefa toa tsy misy vokany le izy plus 10 sceance de kine, iza no efa voa ary inona no nataony mba ahazoana aina tsara, surtout le alina matory iny tafafoha tampoka, satria ny lamosina iny mamaivay be izany jusqu'à hatrany aminy kitrobe iny , ny tongotra moa tsy ho lazaina intsony!
novalian'i fijo ny 06/10/2006 21:53
2. Fiffi ( 28/09/2006 17:56)
tokony tany @ dinika fahasalamana no nanaovana an'ity an!

Ny sciatique de tena marary tokoa , efa io hataonao ireo daholo ny zavatra mety fa zah aloha mbola tsy nahafantatra hoe inona no tena fanafody ho hanina hanala an'io aingana an! http://rhumatologie.free.fr/region/sciatique.html
http://www.doctissimo.fr/html/sante/encyclopedie/sa_1091_sciatiques.htm
3. fanantenana2003 ( 28/09/2006 19:04)
mijery forum aho fa tena tsy misy fanafody afa-tsy ny repos, nefa tena toa tsy misy vokany ilay izy, mety mila manantona ostéopathe angambany,ny paracetamol sy ny karazany dia efa vita eh, mety ny acupuncture koa ve fanafodiny
4. Fiffi ( 28/09/2006 19:08)
fanantenana2003: manana Dr mahay isika ato @ sera2 ka aleo angamba izy no hamaly anao an! :)
5. ninih ( 29/09/2006 08:39)
za nahita olona voan\'io aretina io de nanao cure tao Andranomafana Antsirabe de toa mba nisy fiovana tsara aloha e!
6. prime ( 29/09/2006 09:34)
ie andramo ihany tokoa aloha ny ranomafàna antsirabe raha eto dago enao...
7. Vaika ( 29/09/2006 10:20)
fanantenana2003 : spécialité-n'ny acupuncteur io sciatique io raha tsy hernie disquale no antony.
Mitediava dokotera (diplomé !) amin'ny ostéopathie sy acupuncteur (indraindray misy dokotera mahavoa ireo spécialités roa ireo miaraka). Maharitra 10 semaines matetika ilay douleur vao afaka. Ary raha afaka ho azy tsy misy natao aza indraindray dia miverina takaitra !!!!
Dia aza manam-be !
8. fanantenana2003 ( 29/09/2006 12:21)
handeha haka rdv aho fa ny tiako fantatra fotsiny hoe rembourse ve ilay izy sa ahoana, mbola manantona dr generaliste aloha ve dia izy no manome top sa ahoana, ny ahy mantsy kine no nomeny ahy fa tsy ireo! rehefa madalo any dago dia manararaotra ho any antsirabe eh,
9. watafon ( 29/09/2006 15:42)
Fanantenana: Complexe B hohanina e ! B1B6B12 fa mety tsara io raha tena sciatique no mahavoa anao e!
10. Fiffi ( 29/09/2006 18:05)
le hitsahana moramora ny misy an'le marary iny koa toa mampi-tsahatra le marary hono ?
11. fijo ( 29/09/2006 21:01)
manitsaka tavoahangy.dia matory amin'ny tany.asiana bodofotsy fotsiny.tsy manasitrana io,fa manamaivana.eto koa dia miasa le "ki" noresahana tary ambany tary
12. Vaika ( 30/09/2006 11:05)
fanantenana : rembouser-ny sécu ny acte-n'ny médecin acupuncteur sy ny médecin ostéopathe. Fa somary ambanimbany ilay remboursement. Afaka manontany any amin'ny sécu dia tonga dia mahazo manontany any koa raha manantona généraliste aloha vao mankany, za efa ela no tsy tany amin'ny acupuncteur ka tsy tadidiko ! Ny mutuelle koa manao remboursement.
Ny olana fotsiny dia ireo dokotera ireo matetika manao dépassement d'honoraire. Azo atao tsara ny manontany hoe ohatrinona ilay dépassement d'honoraire.
Ny olana hafa koa dia iray volana vao mahazo rendez-vous. Ka raha hijery acuponcteur ihany dia aza adino ny mividy fanjaitra any amin'ny pharmacie, na dia manana azy ireo dokotera dia aleo mitondra ny anao. Tsy dia lafo (sans remboursement).
13. diamondra27 ( 02/10/2006 11:41)
fanantenana: ataovy akia io voalaza io fa mahasoa a!
de tandremo ihany ny fihetsika na de tsy hafa manoatra aza an!
14. rabaradaka ( 04/10/2006 14:30)
Za tena nijaly tamin'io fa afaka ny ahy. Zao no natoron'ny dokotera tamiko : hitanao ny faritra ambonin'ny taolamaoja zany hoe eo amin'ny faritra faran'ny colonne vértébrale eo no orina miankavia miankavanana tsy atao midina fa atao miorirana. Hazo efa voamboatra no nanorana azy ary 10 jours dia OK
15. fijo ( 06/10/2006 21:53)
io koa tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2489