une malgache au front

1. razokybe ( 28/09/2006 23:35)
http://militant-libre.over-blog.net/article-2932585.html
la honte....!
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:51
2. Fiffi ( 29/09/2006 05:27)
gravy indray iny klé ! mba misy zavatra mahamenatra fa io kosa aloha tena ....
Ary le sipa nefa gasy de mandeha mitonatona any @ FN any an! mahagaga !!!
Mahagaga hiany koa raha neken'ny mpikambana ao izy an! ny tanjon'ny FN manko de ny tsy hisian'ny vahiny ao @ ry zareo ! sa ve zany no tena hatao hoe misolelaka ?
3. Razouzou ( 29/09/2006 06:32)
:{mahita ato angamba resa bola no nanaovana anio
4. miangalyandria ( 29/09/2006 07:32)
Misy bandy tavany iray izay koa dia mafana fo be ao amin'ny FN ao fa hoy aho hoe ny tsy tsapan-dry zareo dia hoe ataon'ny olona fitaovana fotsiny hoe tsy ny vahiny rehetra anie no tsy tian'ny FN fa ireo tsy tia an'i frantsa sy tsy mis'intègre.

Fa hono ho'aho e, nohenoiny sy azony tsara ve ny dikan'ilay hira talohan'ny nanekeny nihira azy sa tsia ??? Angaha hono izy tsy taranaka sy tsy immigrée ???? "Au royaume des aveugles, le borgne est roi" et "Isabella se veut plus royaliste que ce borgne de roi" :°):°)
5. mandrindra ( 29/09/2006 07:41)
efa tamin'ny 1995 io sipa io no nihira ho an'ny FN.

izaho manokana aloha dia tsisy mahamenatra ahy izay ataony satria safidiny irery izany fa tsy misolo tena ny malagasy akory izy
6. routa ( 29/09/2006 07:51)
zayyyyyy
7. andry08 ( 29/09/2006 10:36)
Ndrekaky oh! Tena nivadik'ondana ity ramatoa! hi!hi!hi! Mitonantonana e!
8. little ( 29/09/2006 12:11)
MArina kosa ny azy e! rehefa hiaraka @ frantsay ihany ve tsy aleo na tena miaraka na de miala any tsotra izao toa izay tsy te hiala any nefa miatsara velatsihy fotsiny.
Conviction io ka tsy misy hanomezan-tsiny. sady a la guerre comme a la guerre, ami ou ennemi? de ny azy nisafidy ny hiaraka @ ndry zareo izy mety d'ordre stratefgique koa anie io ataony io e, tsy afaka mitsara isika.
9. voromailala ( 29/09/2006 12:34)
tena miombokevitra amin'i mandrindra sy little koa aho.
Safidiny manokana ny azy, samy manana ny tanjony ny olona eo amin'ny fiainana, ka samy manao izay hatratrarany azy.
10. prime ( 29/09/2006 12:49)
Ny parti FN ve no tsy tianareo sa ny hevitry ny droite mihitsy? fa ny droite no tompon'ny teny farany ankehitriny n'aiza n'aiza raha politika fototra no horesahina sy raha izao "tendances" ankehitriny izao no zohina...

Izaho aloha tsy mahita olana ny mikasika ny ataon'i Isabella satria mety hikaramany le izy... Na resy lahatra izy na tsia, azy izany... safidy io... malalaka ny tsi11 hisafidy izay hevitra arahiny... Eto @ izao tontolo izao aza misy mpanao politika efa hita, ren-tany ren-danitra fa namono olona an-tapitrisany, nefa mbola misy sympathisant ihany...
11. razokybe ( 29/09/2006 13:22)
raha resa-bola na tanjona hafa no anaovany ny safidiny dia fitiavan-tena be ny azy, ary tsy tokony hanao ny fihaviany ho tohatra fiakaran'ny FN izy.
jamba tokoa izy tsy mahita ty fijalian'ny malagasy maro mba te hijanona any France.amin'ireo izy no tokony hanao zay mety
12. little ( 29/09/2006 14:08)
Fa nareo any frantsa ve aloha aza mba mifanampy sy mifanara-tsaina daholo rehefa misy Malagasy mba sendra voam-boina any e? Mba mieritreritra ny Malagasy mijaly any Dago koa ve? Hitako manko fa tsy Isabella no bleme fa ilay politikan'i le Pen, sa tsy izany? Raha nihira ho olona hafa mety ho tian'i malagasy ve izy zao de hisy ny toa izao? Lalina kokoa ny olana fa fiseho fotsiny ity.
ohatra ny malagasy ao @ masoivoha zao hitanay fa tsy mety hiresaka @ malagasy mpiray tanindrazana satria miaro ny rambony tsy ho tapaka, izy koa mety ho torak'izany Jereo Wanadoo.mg na l'Express de Madagascar angamba koa vao haingana. Ao frantsa daholo zany.
Raha izaho manokana aloha dia aleoko mody refa tsy te ho havakavahan'ny olona e! La frantsa kosa anie tsy misy afaka milaza fa an'ny Malagasy e, an'ny Frantsay i la Frantsa ary an'ny malagasy i Madagasikara. Zony ny miaro ny taniny ary zoko ny saro-piaro @ taniko. Ka rehefa te ho any frantsa de mifanaraka aminy dia mety izay no nataony. Ka izao, ndao hiverina any Dago daholo de tsy misy manao Le Pen any.
13. sipagasy ( 29/09/2006 15:03)
Fiffi:

gravy indray iny klé ! mba misy zavatra mahamenatra fa io kosa aloha tena ....
Ary le sipa nefa gasy de mandeha mitonatona any @ FN any an! mahagaga !!!
Mahagaga hiany koa raha neken'ny mpikambana ao izy an! ny tanjon'ny FN manko de ny tsy hisian'ny vahiny ao @ ry zareo ! sa ve zany no tena hatao hoe misolelaka ?


mmhhhhh nahoana moa no tokony hahagaga ny hevitry ny tsirairay??, izay ny azy no hitany fa mety kokoa @ fiainany , izany hoe araky ny tenin'i little hoe tsy mihatsara ivelatsihy e!
izaho koa aloha dia mimbon-kevitra aminy e! meteza kosa ianareo eo @ toeran'ny tompon-tany @ izao zava miseho rehetra izao!!!, na miditra @ ilay firenena nadray anao ianao @ ara-dalàna ary manaraka ny fepetra rehetra ao anatin'io firenena io, dia monina ao, na @ fomba fiteny izany na @ fomba fitafy..... sns... na dia tsy mandeha any tsotra izao koa mba tsy hisian'ny olana !!!
14. vetsoko ( 29/09/2006 15:05)
pour information;
83% ny frantsay dia tsy tia maizina ny FN,be loatra izany,misy antony izany.fantaro tsara ifotony ny foto-kevitry ny FN dia valio za avy eo hoe mbola manohana azy ve ianao;hoy ny gauche frantsay tany la rochelle hoe Le pen ,c'est la honte de la classe politique française avec ses idées raçistes déguisées;koa dia diniho tsara aloha fa efa andron'ny mondialisation izao,dia union européenne koa,dia ny omc,bref le monde s'acheminent vers un unipolaire,tendance io fa tsy noforoniko
15. voromailala ( 29/09/2006 15:08)
Matoa ny olona iray tonga amin'ny firenana iray dia tokony hanaja ny lalana misy ao. Raha ohatra ka tsy manaraka izany ianao dia tsy tokony hitaraina raha voasazy na voaraoko.
Ohatra an'ireo amerikanina nisandoka tao amin'ny Hilton Madagasikara ohatra.
16. Samoana ( 29/09/2006 15:28)
Aleo samy hijinja izay afafiny e ! Izaho aloha tsy ihira ho an'ny FN mandrakizay e ! Mandrora mitsilany izany amiko no sady manindron'antsy ny immigré toa ahy. Sarkô aza tsy balako koa ampiako pesta mbola henjana kokoa ve ?
Samy manana ny firehe-keviny io fa mba tsipy teny ny ahy ry namako ô !:wink:
17. sipagasy ( 29/09/2006 15:33)
voromailala:

Matoa ny olona iray tonga amin'ny firenana iray dia tokony hanaja ny lalana misy ao. Raha ohatra ka tsy manaraka izany ianao dia tsy tokony hitaraina raha voasazy na voaraoko.
Ohatra an'ireo amerikanina nisandoka tao amin'ny Hilton Madagasikara ohatra.



manohana zato isanjaton'ny teninao aho hihihihi...
18. Fiffi ( 29/09/2006 17:54)
ka zao ange an! Ny FN dia fanatra fa ny tanjon'ry zareo dia ny tsy hisian'ny vahiny eto frantsa ! zany hoe "la france aux français" ny tena frantsay zany fa tsy hoe ny vahiny lasa frantsay.

Ka ny zavatra mahagaga ahy de io mpihira io mino aho fa efa mahafantatra tsara ny tsy fitiavan'ny FN ny vahiny nefa izy koa anie ka vahiny eh!
19. sipagasy ( 29/09/2006 18:56)
ka izao e! ndao aza hody ny diaspora dia aleo i lafrantsa ho an'ny frantsay e! ary i Madagasikara ho antsika malagasy e!


mety ho vahiny marina izy, nefa raha tsy nampahafantarina azy akory ny tantaran'ny firenena nipoirany; ataony ahoana moa ny hahafantatra izany?? io anie ilay teneniko lava hoe mba ampianaro na dia ny teny fotsiny aza ny ankizy ho an'ireo teraka ivelan'i madagasikara e!!!!!!, izao no vokany indrindra ho antsika Malagasy, jereo ny zanatsinoa miteny sinoa, ny an'ny tavany miteny ny teniny ihany koa, isika malagasy ihany no toa manao valalan'amboa ny antsika, iza ny omen-tsiny?????
20. Fiffi ( 29/09/2006 19:26)
iza marina no omena tsiny ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.4468