une malgache au front

21. fijo ( 29/09/2006 19:29)
tsy azoko mihintsy hatreto ny mahatonga le hoe "la honte"???????
-ny FN dia antoko politika ARADALANA eto frantsa.;
-ny FN dia misy karazana olona misy eto frantsa.misy mainty ao misy varatra ary misy gasy koa.samy "frantsay"taratasy moa eto.
-ny FN dia mananan ny fomba fijeriny ,ny zavatra misy eto frantsa.Ary efa hita aza izaofa manomboka mandray ny sasany amin'ireo hevitra ireony lazaina fa antoko tsy extreme?????
ka raha misy olona misafidy an'io antoko io,aiza ny olana?ary "la honte "ahoana moa?????diso ve ny misafidy??? sa nisafidy zavatra tsy aradalana,sa satria mainty izy dia tsy tokony hisaina tahaka ny hafa?????
ary isika tsy FN nefa tsy tia varatra???????ary izay toa ahy manokana mankahala karana any mada?????
22. Fiffi ( 29/09/2006 19:34)
fijo: la honte satria zao no fandraisako azy an!
-Ny tanjon'ny FN dia io hoa ! "la france aux français" ry zareo arakin'ny efa fantatra dia tsy tia vahiny "etrangers" nefa io mpihira io dia "etrangère" ka hoe naninona no manohana ny FN ?
Mety ho diso aho an! fa io no fandraisako azy.
23. fijo ( 29/09/2006 21:49)
ka izy koa "frantsay" anie e.ny atao hoe frantsay anie ka tsy voafaritry ny volonkoditra e.
24. Fiffi ( 30/09/2006 07:29)
eka ozy
25. prime ( 02/10/2006 11:52)
Izay lazain'i fijo izay mihitsy no tiako ambara ao ambony ao fa misaotra...
vetsoko> marina ny lazainao raha tsy hiresaka afatsy idéologie isika ka hijery hoe ny rariny kokoa... fa ny zava-misy dia mifanohitra tanteraka @ izany... ny gauchistes no majoritaires ao @ AN français nefa nipasy ny loi sarkô, dia mbola tsy kôpy an'izany foana v ianao hoe ny politique d'immigration any frantsa, ary tsy any ihany fa any @ ireo firenen-dehibe occidentaux ireo dia mitovy avokoa? na i etazonia nolazaina aza fa le pays de la liberté, mitady hanefy ny sisintaniny... ary izao i sarkô manomboka mahazo vahana ao @ parlement européen mikasika an'io loi io ihany fa ho an'ny eoropa manontolo... ary raha tsy izay indray fotsiny fa jereo fa hiditra élection avy izao ny firenena eoropeana rehetra fa ny droite no lohalaharana @ fifidianana rehetra... ka sao d diso fijery isika fa tendances normales io fa tsy kisendrasendra...
Rha
26. vetsoko ( 03/10/2006 13:45)
ny fandraisan'ny opinion frantsay ny FN no nazavaiko ry prime fa tsy izany lazainao rehetra izany
certes,débat politique actuel io dia izay convaincant @ io no mandresy na droite io na gauche
27. fijo ( 05/10/2006 22:51)
tandremo,fa ny frantsay dia "fn" kely daholo.na ny PS aza,saingy noho ny polifika,dia mody hoe ratsy io e.iza no nahateny hoe "tsy hafaka handray ny fahoriana erantany la frantsa"?????ny antoko ankavanan ve?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073