Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
miantra ( 25/09/2006 13:49)
Motivation
Inona avy ry reto ny ataonareo hi-motiver-na ny ankizy hianatra na hanao zavatra iray (sport, activité...)... suite
répondu par diamondra27 le 03/10/2006 10:37
Fiffi ( 25/09/2006 13:45)
20Q.net
Andao hoe mba jerena kely raha nahavaly ny fanontaniana mipetraka ? de mazotoa daholo ary. http://y.20q.net/anon-fr?OSSBo7CA7YAczXV_JpT6,5l2aEz25H6AzAPvKRUzp... suite
répondu par Fiffi le 25/09/2006 15:58
ravakamalala ( 25/09/2006 12:55)
fianarana mitendry
Ahoana ny hevitrareo momba ny fianarana mitendry zava maneno amin ny alalan ny cd rom sy boky. Fomba mahomby ve raha ohatra ka tena arahina finiavana sy fahazotoana mazava ho azy! Misy efa nanao iz... suite
répondu par bilakarenjy le 22/11/2006 18:56
jimtex ( 25/09/2006 09:18)
CONTRE ATTAQUE DE PIERROT
Tena goavana be iny fisehoana nataony sy ny mpanolontsaina manokana ny chirac ary ny praiminisitra mauriciana iny.Zany hoe tafarotsaka zany pierrot ny tena marina (vakio la gazette 25/09/06) .Tsy ale... suite
répondu par tovolahy007 le 06/10/2006 03:25
Kamoufle ( 25/09/2006 08:57)
Wanted kamoufleman for one hundred dollars
On cherche à coouperrrrrrrr ma tety;hahahhaha ,aza mandrevy eeeeeeeeeeeee!! hahahhaa ny kamoufle mandihy foana eeeeeeeeeeeee!!hahaha!!iza ary io ooooooooooooo!!!!za ihany ty ooooo!!mainona eto njiko!... suite
répondu par xxx le 04/10/2006 17:45
soanja ( 25/09/2006 06:58)
The Black Dhalia
Mba nijery ilay film aho fa nifangaro be amiko le izy. Tsy arako intsony hoe iza no namono an'iza? Fa de violent izany raha film. Sa ve donjona be zah? Mba efa nisy nahita ve tompoko?... suite
répondu par cutie le 03/10/2006 15:33
diamondra27 ( 24/09/2006 21:40)
fampaherezana
Any andro any taona tsy maintsy hifandao isika noho ny asa amandraharaha izay sahanintsika avy, noho ny safidy teo @ fiainana tsy maintsy atrehina, noho ny antony maro samy hafa. Koa ankehitriny di... suite
répondu par prime le 08/11/2006 13:43
ravakamalala ( 24/09/2006 21:25)
fifehezan tena!
efa betsaka izao ny firenena eropeana (tsy mbola ao anatiny i Frants) no, rehefa mitady mpiasa (na employé) dia mampiditra ny "critere" hoe : olona tsy mifoka sigara, nefa resaka mpiasa birao tsotra ... suite
répondu par bilakarenjy le 28/09/2006 11:44
danibe ( 24/09/2006 21:21)
mangataka raha misy
mba omeo ny tonon'ilay hiran'ny ainga hoe: tout mon temps pour toi izay manana. misaotra mialoha.... suite
répondu par cmbolatiana le 02/10/2006 11:01
diamondra27 ( 24/09/2006 20:28)
lait pasteurisé
nahita ity blagy ty 'za de lokilokin'ny hehy ka mba tiko zaraina @nareo koa. Tsy izaho no nanoratra azy fa io ambany io. lemenakely : 22/09/2006 18:54:43 ilay pasitera nanao ny batisa moa tsy d... suite
répondu par diamondra27 le 05/10/2006 11:14
diamondra27 ( 24/09/2006 17:07)
soirée fraternité
Ilazàna isika gasy rehetra aty ivelany dago fa hisy soirée atao @ 21 octobre 2006 ao @ salle de fête de MAUREPAS (78)iarahana @ TEARANO sy MAGNEVA Ny vola azo @izany dia entina hampandrosoana a... suite
répondu par Fiffi le 14/10/2006 08:44
xxx ( 24/09/2006 15:21)
NANKAIZA LAY MENU
Manao aona daholo o, fa ta lasa tsisy ntsony lay menu du jour nefa za manaraka eto foana fa ahitana idée hafa fa ny omaly tsy miova foana no hohanina. Avereno lay izy boubounezy a, sa indry sahira... suite
répondu par soanja le 29/09/2006 04:54
xxx ( 24/09/2006 09:30)
toe-javatra mampalahelo ka tandremo tsy hahavoa ny hafa
Raha niserasera tamin'ny olona ianao nandritra ny andro,herinandro,volana,eny an-taonany maro:dia nahalala taty aoriana fa sarin'olona hafa(sipakely tsara tarehy)fa tsy ilay namanao mihintsy no tompon... suite
répondu par xxx le 15/10/2006 07:32
lemenakely ( 24/09/2006 09:09)
Maty tokoa ve i BEN LADEN ?
Asa hitantsika ao @ page d'accueil yahoo fa dia resa-be tokoa ankehitriny ny momba an'ity mpampihorohoro malàza ity dia ingahy: BEN LADEN izany misy ny milàza fa efa maty izy ,misy ny milàza fa ts... suite
répondu par vale le 25/09/2006 20:54
Fanja1 ( 24/09/2006 09:06)
Insolite: Le cafard de Madagascar se mange aux Etats-Unis
[url]hthttp://www.lagazette-dgi.com/[/url]... suite
répondu par prime le 03/11/2006 07:56
mirambola ( 23/09/2006 20:02)
nofy
slt!! daoly nareo, nareo ve mino hoe iny norinareo iny efa niseho na koa hoe mbola hiseho any aoriana any !!!! mba omeo site oe ry reto ra mahafatatra nareo ( interpretation de reve) misaotra e!! hoat... suite
répondu par xxx le 06/11/2006 16:30
soanja ( 23/09/2006 19:42)
Fifandraisana
Ahoana no tsara ho fifandraisana amin'ny samy vadina mpianadahy? Zany hoe teny amin'ny fanambadiana vao nifankahita ianareo nefa samy efa nanambady ny mpianadahy ao amin'ilay fianakaviana. De lasa nif... suite
répondu par dailynews le 27/09/2006 15:09
soanja ( 23/09/2006 19:32)
Portable ho an'ny ankizy (MADA)
Tokony ho firy taona eo ny zaza iray no izay vao azo omena portable any Dago. Ny ankamoaroany manko mangataka daholo satria efa manana ny namany any an-dakilasy any (CEG). Inona no fepetra azo raisina... suite
répondu par tisera le 03/10/2006 08:07
soanja ( 23/09/2006 19:27)
lasopy kokombra
Sao mba misy mahay re7 na lasopy kokombra milailay azafady? Misaotra mialoha. ... suite
répondu par Fiffi le 03/10/2006 20:41
soanja ( 23/09/2006 19:25)
Fanafody bedy ta@ mbola kely
Ianareo ve tamin'ny mbolakely nisy fotoana nino hoe raha asiana ravina maintso (ravina sandaoro no tany Diego) atao ao ambany lela na hoe aforitra ao anaty tanan'akanjo de tsy bedy intsony. Zany hoe a... suite
répondu par soanja le 07/10/2006 11:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9398