Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
23/09/2006 10:53)
mahazo valisoa
izay mahafantatra an'i kamoufle hono dia mahazo valisoa e, satria tena tsara kamoufle ny momba azy:°)...
suite
répondu par vale le 26/09/2006 21:38
fanjaandria
(
23/09/2006 09:35)
mitady volleyeuse - TOULOUSE SUD OUEST
ho an'ny vehivavy te hilalao bolina volley fa mitady ankizy maro² mba hamoronana équipe vao²izay hanomboka @ ny alatsinainy ho avy izao 25 septembra 2006 sy zoma @ ny 19h - 21h ny entraînement.
h...
suite
répondu par fasaly le 27/09/2006 16:12
notron
(
23/09/2006 08:37)
Tsetsatsetsa tsy haritra
Fantatra fa :
- Cité : Ampefiloha
- Lycée LMA : Ampefiloha
- Radio Nationale : Anosy
- INSTAT : Anosy
- MININTER : Anosy
- MEN (MINESEB) : Anosy
- BANQUE MO...
suite
répondu par ninih le 25/09/2006 15:12
notron
(
23/09/2006 08:27)
Toro hevotra
Misy TORO HEVOTRA ity ka araho raha toa ka mety aminao:
Ho anao:
- Miasa mafy toy ny omby
- Miazakaza-dava toy ny alika
- Efa ho tafita vao miverina toy ny apondra
- Voatery mangata-dava toy ny s...
suite
répondu par watafon le 02/10/2006 10:19
landza
(
23/09/2006 07:34)
e-mail
salut hery , possible ve hoe misy olona afaka mandefa e-mail aty amiko nefa aho tsy nanome ny adresseko azy fa nolazainy fa hitany tato @ sera2 hono ... mba valio haingana raha azo atao misaotra mial...
suite
répondu par zoanmi le 26/09/2006 04:36
lapino
(
23/09/2006 05:18)
Seha-pamokarana iray
Tamin'ilay resaka atsy amin'ny politika hoe "andao hijery tsy miangatra", dia somary lasa kely ny saiko hoe inona indray no hevitra manidintsidina azo nofisina ary amin'ity resaka fampandrosoana ity ....
suite
répondu par prime le 24/11/2006 10:54
Zina
(
23/09/2006 03:02)
Zava-baovao itako
ahona ny hevitrareo?
http://www.mostamazingprophecies.com/portals/6/Catholic-Teachings.pdf...
suite
répondu par prime le 08/11/2006 12:49
Angie
(
22/09/2006 20:39)
Ny hanohana an-dRa Hery
Hita anie hoy aho fa maro be ny Malagasy
Na any Dago na any an-dafy
No mahita tombon-tsoa noho ny asa ataon'i Hery
Fa mba mody tsy mijery
Maro no misondrotra misandratra toa hazo
Tazanina avo d...
suite
répondu par hery le 25/09/2006 14:14
Angie
(
22/09/2006 20:25)
Takelaka mahafinaritra
Salut e, nahita sy namaky ilay Tantara Serasera dia hoy ny namana Tafita avy eo.
Raha nandinika aho sady namaky
Dia tena niaiky
Ny tantara serasera nosoratan'i HERY
Tongava angé hijery
Fa tant...
suite
répondu par fens le 23/09/2006 04:07
akbaraly
(
22/09/2006 18:00)
Terrorisme
Tsy manaratsy ny finoana silamo aho sanatria fa hanazava izay tokony. Ny nahatonga ireo arabo terroriste ireo anie de zao e: ts hamerina ny tantaran i Ben Laden tamin izy niasa tao amin CIA aho fa ham...
suite
répondu par prime le 04/10/2006 14:57
Fanja1
(
22/09/2006 17:53)
Un cardinal américain ouvre son blog
tsy haiko na eto no tokony ametrahako ty fa de apetrako eto aloha :
http://www.cardinalseansblog.org/...
suite
akbaraly
(
22/09/2006 17:17)
mandrimandry manan'aretina i gasikara!
Sali daholo nareo e!
ts de nisy vaovao be nahasarika saina zao nandritra ny 3 na 4 andro angamba zay. Hainareo hoe maninona? satria eo ampiketrehehana faraparany ny tetik'ady hoentina miady amin Ra8 ...
suite
répondu par fijo le 05/10/2006 23:10
botrabotra
(
22/09/2006 14:26)
triglyceride
manao ahoana daholo,manana anadahy aho,59 taona,voan'ny diabete sy triglyceride tena enjana izy,raha misy afaka manoro anay ny mety analana sy manasitrana ireo dia isaorana be dia be ...
suite
répondu par Fiffi le 01/11/2006 11:26
voromailala
(
22/09/2006 12:43)
Fifidianana France
ity ny [url=http://www.course-presidentielle.com/]vinavinan'ny PMU[/url] eto frantsa :-)
...
suite
répondu par bazylou le 27/11/2006 22:52
Kamoufle
(
22/09/2006 12:36)
Ny vehivavy avy any amin'ny sud est
Mahafatifaty ahy mihitsy ireto vehivavy ato amin'ny association sud est ireto , fa jejojejo loatra kosa,fa izy aloha raha hilalao ilay tsapiky , marina tsy mila hivoaka hatramin'ny voamasoko ;...
suite
répondu par HESHA le 27/09/2006 13:52
cmbolatiana
(
22/09/2006 11:15)
serana
Mba mitady ny hiran'i Rija ramanantoanina hoe Serana izay manana o...
suite
répondu par fiderana le 26/10/2006 07:08
gasykaraoke
(
22/09/2006 10:44)
Karaoké ho antsika gasy tia mihira: gasykaraoke
tsy ilay karaoké format midi vendrambedrana iny fa tena enregistrement live studio milay be. Maro ny hira, maro koa ny mpihira, feno dia feno ny playlisitra. Miandry anareo fotsiny hamelom-peo sy hia...
suite
répondu par gasykaraoke le 26/09/2006 19:34
Kamoufle
(
22/09/2006 10:17)
Fomba firaisan'ny lahy sy ny vavy
Fanitarankevitra,mandraisa anjara daholo na lahy na vavy...
suite
répondu par ronaldo09 le 12/10/2006 08:36
diamondra27
(
22/09/2006 09:31)
THYROIDE
Mba mangataka hevitra aminareo aho hoe:raha tsy miasa tsara ny thyroïde dia inona no mety ho fiatraikany? Inona no tokony hatao?
M'ci :-*:-*...
suite
répondu par fijo le 12/10/2006 21:41
mandrindra
(
22/09/2006 09:01)
andao hijery tsy miangatra
Toy izao ny fijeriko mikasika io fitondrana io :
Raha ny zava-bita mivaingana no resahina dia nahavita tokoa ry zareo, ny lalana amina kilômetatra maro no vita gidirao, ny terrassement isan-karazany...
suite
répondu par fiderana le 10/10/2006 15:48
