Karaoké ho antsika gasy tia mihira: gasykaraoke
1. gasykaraoke
(
22/09/2006 10:44)
tsy ilay karaoké format midi vendrambedrana iny fa tena enregistrement live studio milay be. Maro ny hira, maro koa ny mpihira, feno dia feno ny playlisitra. Miandry anareo fotsiny hamelom-peo sy hiara mifaly aminay. Ny listrin'ny artista dia afaka jerena www.gasykaraoke.com
novalian'i gasykaraoke ny 26/09/2006 19:34
2. xxx
(
22/09/2006 12:13)
vendrambendrana angaha ilay format midi ireny ? Nefa mety ho reraka sy mba niezaka ihany ny olona nanao an'ireny.
Ny iriana amin'io anareo dia mba ho maimaim-poana e, mba azon'ny rehetra ampiasaina.
Ny iriana amin'io anareo dia mba ho maimaim-poana e, mba azon'ny rehetra ampiasaina.
4. fiderana
(
22/09/2006 12:34)
Miarahaba anao gasykaraoke,
Milay kosa ny hetsika hataonao, fa ny fanontaniako dia ny hoe , efa mba ela ve no nanaovana io sa vao izao?, dia izao koa, mamorona sy mandrafitra kara mihitsy ngaha nareo?.
Ireo nasehonao ireo dia tena ilay tsara mihitsy, hatahorako ahazo olona maro ianao, dia mirary soa ê!

5. gasykaraoke
(
22/09/2006 13:29)
io no évènement karaoké karakaraina vohaloany. Fa efa ela dia ela no mihira-hira karaoké ato an trano rehefa fety na anniversaire na mariazy. Izay mihintsy no manamboatra ny kara. Miara miasa amin'ny studio any dago. Omaly izao aho no nanao an'i "rafahafahana (mahaleo)". Mahafinaritra mihintsy ny mihira azy karaoké nefa sady tena guitare acoustique ny aorinan'ny paroles.
9. gasykaraoke
(
23/09/2006 11:52)
Efa miandry anareo sisa, fa ny hira efa omanina andro aman'alina ato.
10. sipagasy
(
23/09/2006 12:03)
mmhhh miala tsiny tsy afaka ny ho any e! tsy mba misy patiny azo atao @ internet nga e! ???
11. gasykaraoke
(
23/09/2006 12:17)
efa tokony misy patiny kely, fa miandry ny autorisation avy any amin'ny SACEM anaovana démo hira 2 na 3 eo amin'ny site gasykaraoke.com
14. lanto
(
25/09/2006 11:10)
reraka nihodikodina tao zah fa tsy hitako le 2 na 3 :) Mba lazao eto zay efa ao e !
15. gasykaraoke
(
25/09/2006 13:30)
tena tsy adiniko mihintsy ny milaza eto rehefa avelan'ny sacem mampiakatra azy aho
16. misty1
(
26/09/2006 15:35)
manao aona daholo
ka aona ny hevitrareo ry reto momba izany karaoké gasy zany, mety ho tsara v?
ka aona ny hevitrareo ry reto momba izany karaoké gasy zany, mety ho tsara v?
17. booboo
(
26/09/2006 16:22)
oujyyyyyy ! ny raha aza mbola @ novembre dia manontany sahady enao hoe tsara ve ? tongava dia ho hitanao na tsara na tsia....tsisy mangidy tsy andramana oun !