triglyceride

1. botrabotra ( 22/09/2006 14:26)
manao ahoana daholo,manana anadahy aho,59 taona,voan'ny diabete sy triglyceride tena enjana izy,raha misy afaka manoro anay ny mety analana sy manasitrana ireo dia isaorana be dia be
novalian'i Fiffi ny 01/11/2006 11:26
2. watafon ( 22/09/2006 15:47)
botrabotra: ny diabète zany d efa toe-tena mihitsy e! raha ohatra k zao vao hita le izy d manatona ny AMADIA eny faravohitra e! mikarakara ireo diabetika mantsy io fikambanana io ! consultation gratuite d manara-maso tsara izy k !
3. Fanja1 ( 22/09/2006 16:39)
ty sao de mety mahasoa anao:
http://www.actions-traitements.org/spip.php?mot97
http://www.frm.org/informez/info_ressources_dossiers_article_sommaire.php?id=10
4. fijo ( 22/09/2006 21:10)
mahereza e.
5. botrabotra ( 23/09/2006 09:20)
watafon:misaotra betsaka,fa mihena be izy, efa very 15kg zao tanaty 3 mois,na dia tsy miasa aza,manao regime , minana edulcorant, legumes, grillade, asa na mety zany,najanona zao ny vary fa katsaka,vao aingana no hita reo, nihene foana dia nanatona doc, nanao analyses dia hita tao reo,efa nihena ihany ny diabete fa ny cholesterole mihizinginzina, elisor no traitement, tena lafo koa io an!
6. watafon ( 27/09/2006 15:32)
botrabotra: lafo mihitsy io k ! tena maharaka regime tsara v anefa izy ? io ihany mantsy no tena zava-dehibe amin'itony maladie metabolique itony e! d mila manao exercice physique ihany koa anefa an ! marche no tsara indrindra !
7. Fiffi ( 27/09/2006 18:22)
tena gravy be io haretina io an!
wata: fa ny omega3 no tsara @ io eh ?
8. watafon ( 28/09/2006 15:59)
ny omega 3 anie karazana acide gras polyinsaturé , izany oe genre na lipida fa ilain'ny vatana nefa tsy hainy ny manamboatra azy d mila entin'ny sakafo e! fa mahazo mihinana an'io tsara izy k !
9. Tanora ( 28/09/2006 18:42)
ka aiza no misy io omega3 io aty dago?trondro atono,
.. 00
10. Fiffi ( 28/09/2006 19:19)
ny trondro hatony angaha lasa omega3 ? tsy azoko...
11. fijo ( 28/09/2006 21:26)
mba homeo lisitra na sakafo misy azy io tokoa hoe letsy azafady.
12. watafon ( 29/09/2006 15:54)
andraso ary an : ny ankamaroan'ny trondron-dranomasina : Thon,saumon,harengs ; huiles de soja, de colza ou de noix,lapin, escargots; ny épinard sy salade koa misy ihany fa kely fa tsara hohanina kou !
13. Fiffi ( 29/09/2006 18:09)
wata: ary ny sakafo gasy ? satria tsy misy noix , huile de colza , tsy aiko raha misy escargot !
ary ny anana gasy ?
14. fijo ( 29/09/2006 21:05)
misaotra letsy e.
15. Fiffi ( 04/10/2006 20:00)
fijo: de tsy misotro dité an!
16. melody ( 06/10/2006 11:32)
Fiffi: fa maninn no tsy misotro dité?
17. watafon ( 10/10/2006 15:36)
melody, hafa anie ny dite andry zareo reo e! mahery b !:-D:-D:-D
fijo: :wink:
fiffi : erscargot misy k , epinard kou anie misy aty e !
18. fijo ( 12/10/2006 21:45)
hay efa misy sifotra any ???milay izany kle
19. Fiffi ( 13/10/2006 16:43)
nga moa misy epinard koa any ?
20. watafon ( 24/10/2006 11:23)
tena misy maro mihitsy akia aty ry fiffi an ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1368