Terrorisme

1. akbaraly ( 22/09/2006 18:00)
Tsy manaratsy ny finoana silamo aho sanatria fa hanazava izay tokony. Ny nahatonga ireo arabo terroriste ireo anie de zao e: ts hamerina ny tantaran i Ben Laden tamin izy niasa tao amin CIA aho fa hamintina fotsiny. Izy de tao no niasa ary efa tena antaonany maro fa noho ny reska politika avi lenta de niala tao izy satria niaraka tamin firenena sovietika hanohatra an amerikana satria io firenena io sy ny arabo no tena manankarena amin solika ka hieritreritra ny hikambana mba ho 1ere sy 2e puissance mondiale. zany no midika fa horesena ny amerikana amun fomba rehetra. Ny musulmans sunnites de tena musulmans mafana fo sady tena ilay tsy azo ahodina reny tsony satri efa tena votom pinoana amin lavage de cerveau atao aminy hoe rehefa ts silamo de afobe sady notezana ts hifanerasera amin occidentaux fa hoe reny fahavalo satri christiana. Hitan ingahy Ben Laden io ary de tao izy no naka ol hofaniny manokana ho terroriste satri nabotsiny ny sain ireo mpino ireo ka nataony tena latsaka tao antsain reo hoe ny amerikana sy ny eropeana de fahavalo satri ts tia ny silamo. Novoiziny ihany koa ny hoe ts maitsy mamono ol ts silamo mba hahazo ny fanjakan ny lanitra, ny sasany milaza hoe ra mamono ol iray de virijiny fito no miandry any an danitra. Ts haiko aloha fa ilay famonoana de tena ao mihitsy. Ka notezaina ireo musulmans radicalistes ireo mba hanao asa fampihorohoroana et amin zao tontolo izao. Hajanoko eo miny aloha fa lava be ra tohizana, fa maninona no hoe ny silamo no manjary ratsy ny image ny? Satria ts hain ny ol no manavaka ny mpino tsotra sy ny terroriste izay miara mivavaka ao ihany. Hany ny ol ts silamo ka rehefa silamo de ratsy izay! Atao ahoana kosa moa no ndeha hiady amin terroristes nefa ts fantatra ireo zay tena izy amin reo mpivavaka ireo satri ry zareo mifangaro ao. Ny fomba tokony atao zany de mila mahalala ny mpivavaka rehetra sy ny mombamomba ilay mosquee mba ahafahana manavaka ny vary sy ny ahidratsy!
Ka ny tena tiako ahatongavana de ity, nahita tamin gazety aho hoe nadalo tany Gasikara hono i Ben Laden fa ts nahalala ra ts efa lasa. Ts haiko ny fahamarinany fa ny fantatro de zavatra tena possible be zany satri any de tena maniry otran ny anana zao ny mosquee sy lieu de culte ka iza no mahalala ra any amin reny mosquee reny izy no miafina? Ny cotes tsika gasy koa moa lava be nefa vitsy ny garde cotes ko aiza no ts ahatafidirany! Nga izy nde hiditra eny amin reny aeroport international reny! Ts izy ihany fa any amin reny mosquee reny de misy ireo antennes izay tena miaramiasa akaiky amin reo terroristes reo ka tena tokony ho mailo ihany isika gasy satri tena efa mihabetsaka ny silamo ao sady zao aza ry zalahy efa tena masa-milatsaka ho candidat ko! Za tokony ho silamo fa ts tiako le hitondrana le finoana.
Amin manaraka ndray aho manao misimisy fa tena vizana be ny tanako.
novalian'i prime ny 04/10/2006 14:57
2. fijo ( 22/09/2006 19:47)
akbaraly an,ny olana anie letsy dia izao e.na ireo silamo milaza tsy ho terrorista aza dia tsy manameloka ny ataon'ireo sasany?ka aiza ny olona no tsy hanafangaro azy?
aty aho raha mba miresaka amina silamo,izay fantako fa mpino tsotra,dia tsy mba misy manakiana ny ataon'ireo silamo mpamono olona.ka mahagaga ahy io.raha manaratsy ireo terror aza aho,dia toa miaro ilay iray.ka aiza no tsy hoafangaron'ny olona?
3. Zina ( 23/09/2006 03:28)
fijo a zany mihitsy lesy a
4. akbaraly ( 23/09/2006 16:03)
marina anie zany Fijo e. Ka aleony miaro ny silamo tahaka azy toy izay hanohitra satri ra ny fahazoako ny tena tantaran io Bush sy Sadam io anie ka tena resaka avo lenta be e! Satry grosomodo ny amerikana de te hitana ny maha 1ere puissance azy kanefa ireo silamo koa de te ho mpanjakan zao tontolo zao ka rariny ra misy solidarite amin izy ireo satri ra matanjaka be anie io finoana io ka hanjaka an zao tontolo zao de ry zala rehetra tsisy hankanavaka no hanjaka e! Amin zao ry zala tsy haiko ra efa henonareo ny momba ny mouvement tabligh zay tena ataondry zareo amin zao. Ny mouvement tabligh zany ra ny tokony ho izy de mouvement iray ataon reo silamo pirahalahy isany mba hamerenana indray ireo silamo zay toa matoritory ka antsoina ho any amin mosquee mba hitodika indray. Ny ataony amin zany de mitety trano ireo tsara sitrapo ka miantoka ny tenany izy amin zany fa tsy hiantohan mosquee, ka mandeha maromaro manao zay mission zay. Ny tena marina kanefa de ity mitety trano ry zareo ireo mba hampita ny hafatra azony avy any Iran na Irak na Arabie Saoudite na Pakistan... hafatra mivoy ny firaisankina eo amin samy silamo na ratsy na tsara ataon ny sasany sady mampita ny hevitra ratsy entina hamadihana an izao tontolo izao. Lazao zay fantatrareo momba an io tabligh io fa tena tsara arahana akaiky io. Marihina fa ireo zay tena efa sangany no manao io ary ndraindray de tsy eo imason ireo mpino sasany no hilazan dry zareo ny hafatra.
5. Achia ( 24/09/2006 15:57)
le hoe ho lasa mpanjaka erantany aloha de tsy hisyzany e nofy ny azy :-D:-D
6. akbaraly ( 24/09/2006 16:30)
Ka tokony hisaotra an i Bush ihany nge isika ra ny tena marina e! za alo de nisaotra azy ihany na de namono olona betsaka aza iny ady iny.
Achia:

le hoe ho lasa mpanjaka erantany aloha de tsy hisyzany e nofy ny azy :-D:-D



7. dailynews ( 25/09/2006 15:44)
tsy namaky ny rehetra aloha aho fa niasa tao amin ny CIA ben laden taloha ???? androany aho vao nahare izany fa andraso hoe jerevana ny maha maripototra an'izany dia miverina eto indray miady hevitra.
8. dailynews ( 25/09/2006 15:53)
hitako. hay myth ilay izy hoe niara niasa t@ CIA.
hoy ny eto hoe: he worked WITH CIA dia midika fa nisy asa niara natao t@ CIA fa tsy hoe mpiasa tao izy.
ny hoe work FOR CIA dia hoe niasa tao mihitsy izy.
fa ny voalaza eto dia ny work for CIA hoy izy dia myth
ary ny work with CIA dia t@ 1986.
http://www.cnn.com/2006/WORLD/asiapcf/08/15/bergen.answers/index.html
http://www.cooperativeresearch.org/context.jsp?item=a86buildingkhost

dia andraso amin'izay indray ary ho vakiana ny tohin'ilay resakao akbaraly.
9. prime ( 26/09/2006 10:51)
dailynews> marina ny anao... tsy niasa tao izy fa niara-niasa taminy tao nanomboka t@ ireny fotoana nisian'ny ady mangatsiaka tany afghanistan ireny d avy eo indray tany sarajevo t@ adin'ny serbes sy ny croates...
10. akbaraly ( 27/09/2006 09:47)
Tena voafitaka nareo! Paik ady ny amerikana io satry wain ry zala hoe ts mahafe an ben ladden nefa ol niasa tao ihany de namoronana hoe ts tena niasa tao fa niara niasa. I Ben Ladden zany no tena izy de AGENT an i CIA. Ny tantarany de ity: izy zany tamin voalihany de SOURCE n'i CIA tamin ireny ady notantarainareo ireny, zany hoe izy no fangalana renseignements sy informations momba ireo adversaires satri izy tsy fantatra mitsy hoe Sources n'i CIA. Ka avy eo izy de lasa antsoina hoe TAUPE n' i CIA ihany zany hoe ra adika tsotra de AGENT DORMANT izy ka tany anatin ennemies izy no nanao INFILTRATION ka tafavoaka soa amntsara. Taty aoriana kanefa de nanomboka BRULE ledala ka nanaovana ELICITATION lery ka no RECRUTER ho lasa agent mitsy satri mba ho sécurité ho azy sy ny fianakaviany. Avy eo izy ts de ela no nijanonany tao amin io sampampitsikilovana io de nanomboka namadika (reska politika avo lenta) ka de reny no fiafarany.
Ny politika anie ry zala ka tena avo lenta e! ts hay fantarina ny tena marina fa de maminavina fotsiny ndraindray. Io de toy ny reska Irak sy zao Hezbollah zao ihany. Ts tafavoaka ny amerika tao irak satri tena ts milamina ao irak ka mba hanaromana io defaite io de namoronana zavtra hafa mitsy mba hanodinana ny sain ny olona ts hitodika any irak tsony na hoe mba hanadinodinoina ireny zava nitranga ireny.
11. prime ( 27/09/2006 10:39)
Sao d tokony ary @ resaka politika ity no tohizana satria fivavahana sy finoana no ato?...
Ny hoe politika avo lenta aloha efa fantatra izany ary tsy vao indray mandeha teto @ serasera no miresaka ny ao ambadiky ny géopolitique ataon'ny "occidentaux"... manasa an'i akbaraly hijery ny lohahevitra "sinema b ny t@ 11 septambra" ao @ dinika "politika" ohatra...
12. prime ( 27/09/2006 10:57)
Ny @ Oussama Ben Laden dia fantatra izy fa niara-niasa akaiky t@ CIA fa tsy hoe agent CIA izany... Ny amerikana no nanofana sy namatsy fiataovam-piadiana ny moujahiddins ohatra... tsy taupe izy fa nofanina manokana hitari-tafika hanohitra ny russes...
akbaraly> hummm...
http://fr.wikipedia.org/wiki/Oussama_Ben_Laden
13. dailynews ( 27/09/2006 13:52)
tsy haiko aloha ry akbaraly... fa raha voafitaky ny amerikana ary izahay dia source avy aiza no hahafahanao kosa tena mitompo teny fantatra fa agent ny CIA izy?

14. prime ( 28/09/2006 12:50)
:wink:
15. akbaraly ( 28/09/2006 13:37)
Za ry zala talo efa agent secret na agent de renseignements na atao koa hoe James Bond ra zay no tena mazava fa ts holazaiko anareo hoe taiza. Efa niaraniasa tamin amerikana aho ary efa maro ny traik efako.
Mazava ho azy efa hitako ny amin politika ka afaka miara mifanazava kely any isika satri any koa efa misy nambarako ihany! Inona ny valitenareo ra hiteny aho hoe nihaona tany Maurice i Pierrot sy Sophie Ratsiraka? Afaka valinareo any amin politika ra tinareo satri handefa any aho zao
16. prime ( 29/09/2006 09:00)
d aleo ary any no tohizana fa d mahafinaritra...
17. Achia ( 29/09/2006 09:07)
akbaraly:

Ka tokony hisaotra an i Bush ihany nge isika ra ny tena marina e! za alo de nisaotra azy ihany na de namono olona betsaka aza iny ady iny.
Achia:

le hoe ho lasa mpanjaka erantany aloha de tsy hisyzany e nofy ny azy :-D:-D





Sao heverinao mananihany aho fa tena marina zany e ! tsy hitanao nga le hoe : Iza no tahaka an'i bibidy ary iza no mahay miady aminy . Sady tsy voasoratra ao @ faminaniana koa zany hoe ny arabo no lasa mpanjaka eto , jereo ao @ genesisy fa izy de hamely ny ol ary ny ol koa hamely azy , sady izy koa tsy mety mino ilay voasoratra

18. prime ( 29/09/2006 09:32)
:wink:
19. ann ( 04/10/2006 11:53)
MISY AFAKA MILAZA VE NAREO FA BEN LADEN NO NAHAVITA IN 11sept INY?
ENTO NY POROFO FA EFA MARO NY KAROKA VITA < FA TSIKA NO TSY NAHARAKA NA MODY ATAO TSY HITA>
mba jereo kely mo ty :ehhttp://www.dailymotion.com/visited/search/911%20in%20plane/video/xcpq0_911-in-plane-partie-2-vost-fr
20. ann ( 04/10/2006 11:55)
http://www.dailymotion.com/visited/search/911%20in%20plane/video/xcpq0_911-in-plane-partie-2-vost-fr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1583