THYROIDE

1. diamondra27 ( 22/09/2006 09:31)
Mba mangataka hevitra aminareo aho hoe:raha tsy miasa tsara ny thyroïde dia inona no mety ho fiatraikany? Inona no tokony hatao?
M'ci :-*:-*
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:41
2. watafon ( 22/09/2006 15:40)
ny thyroïde alou zany d glande eo @ tenda no misy azy , mamokatra ireo hormones thyroidiennes ilaina @ :régulation thermique, régulation partielle de la fréquence cardiaque, métabolisme des graisses et des protéines, développement du système nerveux… miala tsiny @ le teny mifangaro an !
raha tsy miasa tsara zany ny thyroide dia tsy tanteraka ara-dalàna ireo asany ireo !
3. fijo ( 22/09/2006 21:12)
ary dia lasa olona mora romotra be no itanao.vao nisy resaka momba an'io tamin'ny santé tamin'ity herinanadro ity.faly izany le ramatoa dia miova tampoka eo,lasa romotra be
4. andry08 ( 23/09/2006 11:00)
:roll::roll:Tsy lasa romotra izany fa marary tenda lava no hitako
5. diamondra27 ( 23/09/2006 11:40)
santé taiza zany ry fijo

wata: m'si ratsy zany fa mila tsaboina haigana sao de ...

andry: mety hoe : kizitina no tian'i fijo lazzaina ngamba e!


6. boubounezy ( 23/09/2006 11:40)
diam, njy ngah voanio?? dé ra oatra ka vo? dé tezitra be zany ndry io zao no sady masika be?
hihihi:-D:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 23/09/2006 11:41)
bbnz: nd
8. diamondra27 ( 23/09/2006 11:44)
bbnz: avia njy hijery raha te hahita e!;-);-)
za zao tena romotra be @njy mihitsy, saika lasa daholo ze tsy lasa fa zany hoe: tsy azo avoaka eto hono ny ady sy teny mafy de aleo any ambadika no mi-regler azy

aiza ny fotoana fa hi-kombaka isika 2?
za ve rangah manontany aide de bbnz mametraka question indray tena tsssssssss:evil::evil::evil:

lasa njy manao sakafo aloha e!;-);-)

wata : de firy jours ny opération-n'io kay
9. boubounezy ( 23/09/2006 11:50)
diam za vonona ny hikombaka @njy mintsy fa za nga mataotsa anjy!!:twisted: zao zany za lé wé miala anakatso dé ambodiempona an! ny tenda marary alou eritseretina vô miresaka kaly @ko njy sô gôka eo ny tenda voany kaly sy totonjy bé:°)
10. diamondra27 ( 23/09/2006 11:52)
tairo fa tsy misy matahotra eo e!
tandremo fotsi,ny mampihesona @ le fotoana de combat fa tonga de forfait avy hatrany.

Tenda marary tsy mahasakana andry tsy hanisy totondry any @ tarehy sy misitimbolo:twisted:

iza no hanao arbitre?:°)
11. diamondra27 ( 23/09/2006 11:54)
tonga de kikiazako eo ndry de milefaà 800m

12. boubounezy ( 23/09/2006 11:55)
aza asina arbitra zany rangah a! njy mitady anao tambabé sy maroandavaka eo an! za kou alou tsy itsoka ady zany na zany aza no miseo eo e!:evil:
13. diamondra27 ( 23/09/2006 11:58)
manao vavan'ny maty andrano sahady bbnz matahotra fa arbitre ngah afaka maka ny andaniny sy ankilany izany.

Sokiriko any antranonjy any njy refa tsy tonga @ le RDV

avoahy bbnz e! avoahy e:-P:-P

14. boubounezy ( 23/09/2006 12:06)
ita fa njy mody maka alibitra nefa ny albitra njy no tena mpanao tambabe fa mody manao masque. na ny sifflet ary misy maska be kou! ny albitra njy tsy mahay mitsara akory fa ra alibitra neutre dé za vonona fa ataoko gôka ny tendanjy:°)
15. diamondra27 ( 23/09/2006 12:13)
raha sahy ndry de aleo any ambadika tohizana fa manakana ny olona tokony hamaly eto fotsiny.

DE ENTO ny arbitren-njy
16. watafon ( 23/09/2006 15:11)
eh ! ajanony aloha le kombaka fa mbola tsy vita anie le resaka e! :-D
diam: tsy ela ny opération k ! aman'ora fa tsy jours !
17. boubounezy ( 23/09/2006 15:13)
ENY ZANY E! raikitra fa hay mou za no mpanakana ny oull tsy ho eto??? itako ny hafatra ampidiriko @ forum to tsy mety miseo tsony.
nefa ra ny fanaovako pub anity site ty dé tena nafotaka bé mintsy zao za ndray no tsy tiny hahahahaha mehazako eo fotsiny =))=))=))o^o
18. diamondra27 ( 23/09/2006 17:57)
watafon: ka 'zay mihitsy ho'aho ange e!
misy hiomanana manko si besoin est

za mbola mitady solution tonga de kombaka ve no azo.
A leo koa za himemé=))=))

bbnz:ahoana koa zany hafatra tsy voahiditra izany akia?
De za ve no mizaka an'ilay izy klé? Hummm:-w:-w

Aleo horaisiko aza ny flambeau e!:wink:
de:-*:-* njy zany an!
19. boubounezy ( 24/09/2006 10:47)
diams :):):):):):)=D=D=D
manaiky resinjy za e! njy sady manampaefana be no misaina bé no ilaina be eto, tsitako zé anaovana kombaka @njy. za njay ny votifitra aloany aloka eo=)):-$^:^^:^
20. diamondra27 ( 24/09/2006 15:39)
bbnz::-w:-w:-w


ho voatifitry ny kalach eo ve njy?:-D:-D:-D

za kosa tsy rapide noho i lucky-lucke e!:oops::oops:

manampahefana @inona aloha e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1069