THYROIDE
21. fijo
(
26/09/2006 21:31)
kizitina be tokao no tiako lazaina ka.lasa olona mora romotra be izanyle olona voany.
22. mimich
(
27/09/2006 06:05)
ie, somary kizitina zay
diam> ny mamako sy ny tantine-ko efa nodidiana an'io fa vety2 kely , ny an mamako tam 95 de mbola anst gle, fa ny an'i tantine ko tam 2003 de efa anst locale.
fa msiy zavatra bdb tsy azo hanina avy eo grrrrrrrr, mangahazo ee, laisoa,patsay , sns

23. soanja
(
27/09/2006 06:25)
Zah dia narary thyroid taloha fa tsy romotra no tsy kizitina fa saingy dia mitovy amin'ny rehetra ihany. Rehafa ampijaliana de mamaly fa tsy miandry ho faty.
Misy karazany roa ny fahitako ny io aretina io ka ny iray izay tsy ampy ny tsiranoka mivoaka avy amin'ilay glandes dia toa lasa vizan-dava sy malemilemy ary kamokamo ianao. Fa ilay iray be loatra kosa dia mahatonga anao lasa be fihetsehina be sady mavitrika be toa hoe misotro kafe mahery izany. Na mifamadika fa tsy arako tsara. Na zany ianao lasa matavy na lasa mahia be satria sahiraniny e.
Betsaka ny sakafo tsar fadiana rehefa mamary an'io ary manampy be koa amin'ny fiodin'ilay izy hilamina raha toa ka maharaka tsara ny fifadiankanina.

25. diamondra27
(
27/09/2006 17:43)
mimich: de mampamangy daholo zany reo sakafo ireo an!:cry::cry:
xxx: za mbola niteraka ka.
soanja: mampieritreritra izy izany.
fijo: efa azoko ny tianao lazaina ka
xxx: za mbola niteraka ka.
soanja: mampieritreritra izy izany.
fijo: efa azoko ny tianao lazaina ka
26. Fiffi
(
27/09/2006 18:19)
diamondra: jereo hiany akia ity sao de misy mahasoa an! http://www.doctissimo.fr/html/sante/mag_2001/mag0209/dossier/sa_4200_thyroide_niv2.htm
28. mimich
(
28/09/2006 06:12)
xxx> tsy marina zany , fa zay zao 4 mianadahy ny zanak'i mamanay nefa izy nisy an'io
fijo> zay aloha de marina ee
fijo> zay aloha de marina ee
29. diamondra27
(
28/09/2006 07:37)
mimich: zany ange ho'aho e
fiffi: merci
fijo: le mifady sakafo mihitsy mahasosotra na aretina inona io na inona
de marina ve fa misy fanafody hanina à vie 'zany?
fiffi: merci
fijo: le mifady sakafo mihitsy mahasosotra na aretina inona io na inona
de marina ve fa misy fanafody hanina à vie 'zany?
30. mimich
(
28/09/2006 08:07)
diams>ie , ny an'i mamanay "levotirox" hohanina à vie satria ny asy izy 2 niala daholo.
fa ny an'ny tantine-ko ny ilany fotsiny de manao controle isaky ny 6 mois
fa ny an'ny tantine-ko ny ilany fotsiny de manao controle isaky ny 6 mois
31. soanja
(
28/09/2006 12:30)
diamondra27:
mimich: zany ange ho'aho e
fiffi: merci
fijo: le mifady sakafo mihitsy mahasosotra na aretina inona io na inona
de marina ve fa misy fanafody hanina à vie 'zany?
Ie tena mihinana an'io tokoa aloha mandrapahatapitry ilay fofonaina e. Fa tsy misy olana fa toy iay miborosy nify ihany e. Sady le izy pil kely.
32. andrianant
(
28/09/2006 16:06)
raha izaho aloha injy ry diamondra dia karakaraina dieny izao io resaka thyroide io ,mety betsaka mantsy ny olana aterany raha toa ka misy tsy fahampiana, nef a mitovy @ izany ihany koa raha misy fahabetsahana.
33. Fiffi
(
28/09/2006 19:22)
fijo: zany ve ? mahafantatra olona nalana an'io aho nefa toa mihinana ny rehetra sady tsy mifady kaly mihintsy izy koh!
36. diamondra27
(
29/09/2006 06:33)
andrianant: tena ho karakaraina tokoa izany fa tapaka ny hevitra e!
misaotra anareo rehetra nanome hevitra, raha tsy zany mbola nikiry ny tsy hitsabo tena foana.
Fijo: za zao kizitina be ;-);-):-D
mety samy hafa le thyroïde mifady hanina sy tsia.
misaotra anareo rehetra nanome hevitra, raha tsy zany mbola nikiry ny tsy hitsabo tena foana.
Fijo: za zao kizitina be ;-);-):-D
mety samy hafa le thyroïde mifady hanina sy tsia.
37. Fiffi
(
29/09/2006 18:10)
diamondra: tena mampi-kizitina be mihintsy hono io an! :-*:-*:-*:-*:-*
38. fijo
(
29/09/2006 21:07)
momondra,tena mahakamo be le olona voan'io fa tsy azo raisonnena izany mihintsy
39. diamondra27
(
02/10/2006 11:42)
fijo: zany ve? Za zao mety de ahoana, sao de mba olona sasany ihany izany fa tsy ny rehetra:wink:
40. mimich
(
04/10/2006 13:40)
efa manomboka azy io njy tsy mety resen-dahatra we kizitina :-D:-D:-D (tandremo tezitsa an!!)