THYROIDE

41. diamondra27 ( 04/10/2006 15:54)
mimich::-D:-D za akia tsy tezitra zany a
42. fijo ( 05/10/2006 20:57)
momondra;tena mety efa manomboka marina fa tandremo an
43. boubounezy ( 07/10/2006 08:54)
diam(tena otrany milaybe zany anaranjy vao2 zany an! aiza ve kia dé wé "MOMONDRA":oops::-D:-D:-D:-D)
aza asina ady tsony otsany lé teo ambony an!:wink:
44. Fiffi ( 07/10/2006 09:08)
nga hono nisy ady teo ambony teo ?:wink:
diamondra: de nanao ahoana akia zay ?
45. diamondra27 ( 07/10/2006 19:40)
bbnz: humm, ka za momondran'i fijo ange e:oops::oops:!;-);-)
izy irery ihany no mpiantso ahy an'io fa tsy ny hafa:-P:-P

fiffi: mbola miandry akia fa haka RDV a!
fijo: raha asiana dite mafana izao ny tendako tena mety sitrana za e:-P
46. mimich ( 09/10/2006 07:10)
diams>:-*:-*
47. diamondra27 ( 10/10/2006 07:23)
mimich::wink::-*:-*
48. fijo ( 12/10/2006 21:41)
momondra,avy dia sitrana mihintsy ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4533