Zava-baovao itako

1. Zina ( 23/09/2006 03:02)
ahona ny hevitrareo?

http://www.mostamazingprophecies.com/portals/6/Catholic-Teachings.pdf
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:49
2. lapino ( 23/09/2006 03:50)
Maro ny fiangonana misalotra ny anarana hoe "kristiana". Ny fampianarana entin'ny fiangonana iray anefa mety mifanohitra amin'ny fampianarana entin'ny fiangonana iray hafa indraindray. Dia averiko kely ity andininy ity:
Matio.7:15:
Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.

Ny tiako hotenenina dia hoe: ny fampianaran'ny baiboly no jereo voalohany alohan'ny rehetra. Dia fantaro ny fampianarana mifanaraka sy tsy mifanaraka amin'izay hitanao ao.
II Jaona.1:10:
Raha misy olona mankeo aminareo ka tsy mitondra izao fampianarana izao, aza mampiantrano azy na miarahaba azy akory;
3. zandikely ( 23/09/2006 05:01)
Izao e!


1-Voalohany ny fampianaran'ny Eglizy katolika tsy azo raisina amim-bolony tahaka io fa raiso miaraka amin'ny contexte ilay fa raha tsy ampiraisinao amina contexte dia lasa hafa be ny heviny. Ka ny ny teny amin'ny baiboly aza hesorinao amin'ny contexte misy azy fa ny phrase tianao ihany alainao dia lasa hafa ny dikany.
2-Misy mamorona ihany koa, ny Fiangonana katolika tsy milaza velively hoe miankohofa amina sary, ady hevitra tamin'ny taonjato fah-4 atao hoe iconoclaste io. Ny fampianaran'ny Fiangonana dia hoe ny sary hanampy anao hanompo an'Andriamanitra izay tsy hita maso, ny fanajana tsy midika hoe miankohaka amin'ilay izy. Aza afangaro ihany koa ny doctrine officielle de l'Église sy ny pratique personnelle ny olona tsirairay.
3-Farany, inona moa ny olana raha izay ny fampianaran'ny fiangonana Katolika Romanina, safidy io, fa tsy misy terena izay tehanaraka io fivavahana io.




Zavatra voalohany dia misy zavatra tsy mifanaraka amin'ny fampianarana katolika ny sasany fa dia foronina fotsiny ho azy izao. Aiza koa moa misy milaza hoe miankohofa amina statue
4. xxx ( 23/09/2006 06:19)
Ny olana de zao ny katolika de misoratena ho kristiana sady izy hono no filoha mpitarika sy solotenan'ny kristiana ary ny ol mahita sy mahalala ny lazain'ny baiboly enjehiny lazaina fa secte ko nahoana moa no tsy ho olana @ izany
5. pissoa ( 23/09/2006 08:09)
zandikely, ekena.

zina:
ahona ny hevitrareo?


Alalino tsara aloha
# ny fampianaran'i Kristy
# ny fotom-pinoan'ny Fiangonana Katolika, sy ny fampianarana entiny,
# ny fanampiana atolotry ny Fiangonana Katolika hampitombo ny finoan'ny Kristianina,
# sns

... izay vao manaparitaka fichier pdf vinany @ internet :lol::lol::lol:

xxx, ny Katolika ve manenjika fiangonana izany? Sao mba ny Katolika no enjehina lava sy hanaovan'ny sasany dinika lava eto @ forum ; ary anaovana xxx :lol::lol::lol: manomboka amin'ny Papa ka hatramin'ny tsy Papa :-D:-D:-D
6. ravakamalala ( 23/09/2006 11:29)
zandikely > =D=D=D

pissoa > tena mazava tsara, :-D:-D
7. zed ( 23/09/2006 18:34)
Matio 7:14
Fa èty ny vavahady, ary tèry ny làlana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.
8. Robert ( 23/09/2006 18:37)
Resaka finona io ry zareo, ny katolika aloha de henjehina foana. Henjeho raha aha-tratra azy anareo ..raha mitovy @ hafanjaina mpandehany aminy fampiarana ataony ireo manenjika avy ao aoriana.

Église Cahtolique= Église universelle

9. lapino ( 23/09/2006 19:31)
Robert:
Église Cahtolique= Église universelle
An an an ka!!
Eglise catholique = Eglise catholique
10. pissoa ( 23/09/2006 19:47)
:-D:-D:-D
11. Lejim ( 23/09/2006 23:18)
Aleo zah hangina, amin'izay ny vato no hikiakiaka!
12. Zina ( 24/09/2006 01:56)
... izay vao manaparitaka fichier pdf vinany @ internet


Pissoa izany no hanaovana ny forum
13. xxx ( 24/09/2006 08:13)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 23-09-2006 05:02:09
Lohateny : Zava-baovao itako
ahona ny hevitrareo?

Jereo eto


io anie ry Zina na dia hilaza ny marina eo ianao dia lazain'ny olona tery saina fa diso foana e, nefa efa hita fa marina tanteraka ny voalazan'i Zina

raha mbola miditra resaka isa 666 koa aza dia mbolatratra ao ihany koa ny Papa :-D:-D , dia lazaina fa hoe manenjika V???hanenjika ho any @ hafaverezana V? sanatria amiko ny hanenjika ( manaraka )katolika , aleo manoro azy ny marina ka raha mandray izy dia faly ny Tompo faa raha tsy mandray izy dia afaka adidy ianao ry Zina
14. pissoa ( 24/09/2006 09:58)
zina:
Voalaza teo :
... izay vao manaparitaka fichier pdf vinany @ internet

Io fotsiny ngah ny teniko teo :P:-D:-D:-D

zina:
Pissoa izany no hanaovana ny forum
thanx for reminding me :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. pissoa ( 24/09/2006 10:03)
xxx, hay ve any aminareo ny marina fa diso izahay e, dia ianareo no voavonjy fa zahay very ... Marary be ny foko =((:-D:-D:-D:-D:-D
16. Zina ( 24/09/2006 23:14)
xxx:wink:
17. Zina ( 24/09/2006 23:15)
ianareo no voavonjy fa zahay very

samy mbola eto an-tany isika mbola tsisy vovonjy zany
18. lapino ( 24/09/2006 23:28)
O ry zareo a !!
Aza mieritreritra hoe ny anaram-piangonana no hahavonjy! Fa any amin'ny Mpamonjy mifampiraharaha ny momba an'izay!
19. pissoa ( 25/09/2006 07:11)
zina - ka ito no voalaza teo knou ... :-D:-D:-D
dia lazaina fa hoe manenjika V???hanenjika ho any @ hafaverezana V? sanatria amiko ny hanenjika ( manaraka )katolika ,
20. xxx ( 25/09/2006 09:36)
:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1478