Zava-baovao itako

61. cutie ( 05/10/2006 19:54)
Achia
Raha manana koa de mba zarao za e :-D:-D:-D:-D
62. prime ( 06/10/2006 10:00)
cutie> zà efa nizara fa cutie tsy nandray...:wink:
63. Achia ( 06/10/2006 20:01)
ka inona tianjy ry cutie biberao sa vovokatsaka ? :-D:-D:-D
64. prime ( 09/10/2006 08:06)
achia> ronono v?:-P:-D:-D
65. Achia ( 10/10/2006 09:26)
ary nankaiza ndray ary cutie kely teo , marina tsy hangatsika eo ihany ny ronono o !
66. prime ( 10/10/2006 13:47)
mamaly iz raha vao ny surnom no iantsoana azy achia a...
67. Zina ( 15/10/2006 00:37)
mahita ny fahamarinana aho ka tsy maintsy mizara... antsika tsirairay ny safidy
68. Achia ( 16/10/2006 08:17)
inona zany fahamarinana hitan'i zina zany ary , mbo zarao e !
69. prime ( 16/10/2006 14:15)
achia> ny ampahany amin'ny fampianarana katôlika...
70. Zina ( 16/10/2006 15:40)
ilay napetrako ery ambony ery ka
71. prime ( 17/10/2006 10:21)
:lol::wink:
72. Achia ( 17/10/2006 19:37)
zina a ! de ny ampahany ihany zany ve ? tsy tanteraka anie ra tapany marina tapany diso e :lol:
73. prime ( 18/10/2006 11:33)
:lol::wink:
74. Achia ( 18/10/2006 20:10)
prime a ! ary cutie oa to tsy hita tsony e ! sao de narary be ary ny fony t@ le anarany e ! to tsy hitako namaly antsika tsony izy :-D:-D
75. prime ( 19/10/2006 14:38)
ao ihany izy fa mba manaraka mora e...
76. Zina ( 20/10/2006 03:19)
Achia [ Valio ] 17-10-2006 21:37:53
Lohateny : Re : Zava-baovao itako
zina a ! de ny ampahany ihany zany ve ? tsy tanteraka anie ra tapany marina tapany diso

Tsy mazava ahy ny tian-njy lazaina
Aiza ny tapany marina tapany diso zany???
77. prime ( 20/10/2006 10:35)
:wink:
78. Achia ( 21/10/2006 07:20)
omeko ohatra kely ary zina , raha nanome teny ATRA ohatra hoe 14 no isany , ny 7 @ reo ihany nefa no tiantsika sy mba mafinaritra antsika , ny 7 ambiny izany ajanona . Ny sitrak'ATRA nefa dia ny hanatanterahana azy rehetra , de ahoana ary hoy zina olona tanteraka sy sitrak'ATRA ary ve isika izany ?
79. Zina ( 22/10/2006 03:24)
Tsy ny mahafinaritra antsika no tokony arahina fa izay lazaina Andrimanitra no tokony tanterahina sy ekena raha te-hanaraka azy
80. prime ( 23/10/2006 11:23)
Zina> miala tsiny ah fa mba hanazava kely raha sitrak'i achia... ny tian'i achia lazaina raha tsy diso aho d tsara ny nakànao ireo ohatra vitsy2 ireo mikasika ny fampianarana katôlika nefa tsy ireo ihany fa ny antsasany ireo raha tsy lazaina aza hoe ny ampahany kely ihany amin'ny fotom-pampianarana katôlika...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083