Zava-baovao itako
22. dailynews
(
25/09/2006 13:50)
misy antony ary ve matoa eto etazonia misy ny olona rehefa miteny dia hoe ny katolika sy ny kristiana? havahany tsara ilay izy izay nahagagagaga ahy t@ voalohany fa nony avy eo aho tsy taitra intsony ary efa naheno aza aho hoe ny katolika anie ka secte, ary vitsivitsy ny fiangonana izay fantatro fa ny mpiangona ao aminy dia tsy miditra amin'ny fiangonana katolika satria izy ireo dia mihevitra tsotra fotsiny izao fa tsy kristiana ny katolika fa manaraka fombafomba kristiana ivelany fotsiny fa betsaka loatra ny mifandika amin ny tenin'Atra hono ny zavatra ampianariny, tahaka ny mormon sy ny vavolombelon i Jehovah ohatra...asa aloha!
23. hery
(
25/09/2006 14:30)
xxx> raha ilay resaka 666 dia efa nifampiresahantsika iny. Jereo koa hoa va rehefa atao tahaka an'io nikaontiana azy io dia 666 koa ny mpanorina ny advantista :-)
Ny ahy izao ihany e :-)
Raha mitady @ internet ianareo dia ny momba ny finoanareo tadiavina be be kokoa... mety hahasoa kokoa anareo izay.
Aza mitady ny momba ny finoan'ny hafa... raha tsy hoe ho any amin'io finoana io angamba. :-)
Tsy hitako hoe inona no hamakiana zavatra momba ny katolika. Manahy ve sao dia marina ihany ny azy? :-)

24. Robert
(
25/09/2006 18:12)
http://www.catholique.org/
http://fr.wikipedia.org/wiki/Catholicisme
http://www.vatican.va/phome_fr.htm
Mivavaha hoantsika mpanota.....
http://fr.wikipedia.org/wiki/Catholicisme
http://www.vatican.va/phome_fr.htm
Mivavaha hoantsika mpanota.....
26. vetsoko
(
26/09/2006 13:48)
izao no mission tokana ho an'ny kristianina rehetra na katolika izy na advantista na secte na protestanta isan-karazany ka mino an'i Jesosy kristy dia izao "...ataovy mpianatro ny firenena rehetra...,"dia i kristy nampanantena fiainana mandrakizay toriana ,ny tsy mahalala an'i kristy no clients hiraisantsika fa tsy ny vahoaka efa any @ antokom-pivavahana hafa ankoatra ny anao no hojonoinao,aza mandany andro manao publicité hoe ny anay na iry no tena izy,ampidiro ao am-bala izay mbola tsy ao fa ny efa ao na katolika izy na protestanta na inona dia aza atao mahasahirana anao
27. Robert
(
26/09/2006 18:06)
Ka ny olana anie ry ise. Ny sasany de mieritreritra hoe ny azy no tena izy satria manaraka ara-bakiteny ny baiboly..
Olana hafa koa: La foi et la raison??
Mivavaha hoantsika mpanota...
Olana hafa koa: La foi et la raison??
Mivavaha hoantsika mpanota...
28. Zina
(
26/09/2006 19:11)
Ka ny olana anie ry ise. Ny sasany de mieritreritra hoe ny azy no tena izy satria manaraka ara-bakiteny ny baiboly..
Marina ny anao ry Robert:wink:
29. lapino
(
27/09/2006 08:34)
Robert:Izany hoe diso ve izany ireo sasany ireo?
Ka ny olana anie ry ise. Ny sasany de mieritreritra hoe ny azy no tena izy satria manaraka ara-bakiteny ny baiboly.
Sao ny olana dia mba ireo izay mieritreritra fa ny azy no tena izy satria manao interpretation ny baiboly? ...
Tsy any no zavatra tokony hoheverina. Andriamanitra mahita ny ao am-pon'ny tsirairay, aleo Izy no hahafantatra izay olana Aminy.
30. prime
(
27/09/2006 09:37)
vetsoko> =D
robert> marina ny voambaranao fa izao indray no fanamarihana, rehefa tsy manaraka ny baiboly dia mandika azy... ka izay manaraka azy ara-bakiteny indray v no diso? sao d mba tsy mitombina izany?...
Mikasika ny foi et raison d aleo amoronana lohahevitra hafa raha mahaliana anao...

31. vetsoko
(
27/09/2006 10:02)
misy tantarany ny baiboly,en meme temps io histoire vraie no sady tenin'Andriamanitra ,ary misy faminaniana betsaka koa,misy dia misy ny tokony ho adika ara-bakiteny ao @ soratra masina,ary misy kosa ny ilàna intérpretation,mila tandremana io.miandry an'ilay lohahevitra avy aminao
32. prime
(
27/09/2006 10:53)
fanamarihana : ny hoe ara-bakiteny tsy midika hoe "mot par mot" fa midika hoe "textuellement"... ny tianareo resahina anefa (ahitsio aho raha diso) dia hoe mot par mot, izany hoe isa-teny ambara...
Ny tena hevitry ny hoe ara-bakiteny anie ka mandinika ny "contextes", ny antony, ny fotoana, ny olona iresahana, Andriamanitra miteny, Andriamanitra mampianatra, Andriamanitra manome faminaniana, Andriamanitra mitory teny, Andriamanitra manao fanoharana, Andriamanitra mitsara, Andriamanitra mamindra fo... ka mandray izany rehetra izany ho "faits réels"... ary mino koa... dia avy eo mihaino Azy manazava ny fototra iorenan'ny teniny amin'izay textuellement et réellement...
Ny tena irika mahamora ny idiran'ny devoly d io resaka interprétation io... samy milaza daholo avy eo hoe ny anay no tena izy satria izao... ary izay no mahafototra ny baiboly (sy Andriamanitra nanome azy) satria izy no "texte principal" (seules références vraies, justes et sans fioritures)...
Ka tsy izay interprétation indray no lazaina ho tena izy fa ny texte principal ihany...

33. vetsoko
(
27/09/2006 11:25)
marina izay lazain'i prime izay,ny tokony atao mandrakariva dia mamerina foana ny resaka na ny ady hevitra any @ jesosy kristy,ny fiainany,ny nataony,ny zavatra nolazainy,ny zavatra takiany satria izy no tokony au centre ny finoan'ny kristianina rehetra na inona fivavahany na inona,raha vao ny fombafomba isan-karazany no lasa mialoha dia mety hitarika any @ tsy izy izay satria misy ny olona resy lahatra @ fombam-pivavahana,misy manaraka antokom-pinoana iray nohn'ny antony maro samihafa:firazanana,fiaviana,efa fivavahan-drazana,adidy...fa resy lahatra sy tena mino an'i kristy ve ????
34. pissoa
(
27/09/2006 12:59)
prime, misy manaraka ara-bakiteny mot par mot, misy manaraka ara-bakiteny tsy mot par mot :lol::lol::lol:
35. Robert
(
27/09/2006 15:56)
lapion, prime> Ny tiko tenenina de hoe izay manenjika ny finona ny hafa amiko no diso.
Betsaka ny olona mandalina ny théologie (Doctorat) fa matetika ny olona tsy de nanao izany no tena mpanenjika, mandray an-tendrony (ara-bakiteny) ireny olona ireny...
Mivavaha hoantsika mpanota...
Betsaka ny olona mandalina ny théologie (Doctorat) fa matetika ny olona tsy de nanao izany no tena mpanenjika, mandray an-tendrony (ara-bakiteny) ireny olona ireny...
Mivavaha hoantsika mpanota...
36. Achia
(
27/09/2006 16:47)
hono hoa Robert tsimaintsy mandalo theologie (sekoly)ve vao afaka mahafantatra ny tenin'ATRA ?. Tsy mitovy @ fihevitry ny mpisoronabe t@ andron'iKristy ve zany hevitrao zany , nefa ry Petera nofidian'i Jesosy mba nanana fahaizana toy inon
37. Achia
(
27/09/2006 16:54)
azafady fa tapaka . Mihoatra @ mpisorona be zay efa nandinika ny soratra masina amantaonany . Ny tiako lazaina de izao ATRA dia mahalala ny ol omeny sy mandray ny teniny ka fidiany fa tsy ol ampianarin'ol akory izay tsy mifanaraka na mifanohitra @ lazain'ny soratra masina akory
38. Robert
(
27/09/2006 16:57)
Achia> an an. Tsy voatery mianatra lanina théologie vao ahafantatra ny tenin'Atra.
Fa raha mahazo tsara ny tenin'Atra ny olona iray, de tsy hanenjika na naharatsy ny hafa.
Irey tsy mahay mandalina no mpanaratsy ny hafa. Raha fantatrao (hevitr'olombelona fa tsy fijerin'Atra) fa tsy mety ny ataony de mivavaha hofanavotana ny fanahy fa aza atao ny hafitohina aza fa vao maika very izy..
Mivavaha hoantsika mpanota..

39. pissoa
(
27/09/2006 17:06)
Hono hoa ry Achia, hitanao ve ilay notenenin'i Robert hoe matetika?
Izany hoe tsy misy hoe tsy maintsy manao theologie izany fa matetika fotsiny ny olona tsy mandalina ny tenin'Andriamanitra dia manenjika ny olona nandalina ... ary rehefa ahitsy izy dia feheziny amin'ny hoe "misaotra anao aho ry RAY fa nafeninao tamin'ny mahalala izany, ary nampahafantarinao ny zaza madinika" ny baiboly iray manontolo. :-D:-D:-D

40. prime
(
28/09/2006 13:09)
Robert> Raha resaka fanenjehana ny fivavahana hafa no fototra ilazànao ny hoe mandray an-tendrony na ara-bakiteny dia mety ho marina ny anao... fa na mandray an-tendrony na ara-bakiteny, izay ilazàna azy tsy maninona, fa ny marina sy tanteraka dia izay lazain'ny soratra masina ihany... ny ankoatr'izay dia fampianaram-pinoana... (eo ilay endrika interprétation no miditra)...
Ny baiboly no texte principal mahalaza feno ny marina sy ny mahaAndriamanitra an'Andriamanitra tena fenitra sy fanaperana ary tanteraka...(en perfection) na dia fantatra aza fa mbola nisy textes hafa tsy tafiditra tao anatiny noho ny antony maro... ny ankoatr'izay dia efa "interprétation" avokoa arakarak'izay expériences'ny tsi11 teo à fifandraisana t@ Andriamanitra na ny fianarana ny teniny na ny fiainana ny teniny... Izany hoe efa misy asan'olombelona miditra izay azo ambara fa tsy tanteraka...