Zava-baovao itako
41. Achia
(
29/09/2006 08:52)
manenjika ve ny ol iray ra ohatra mamoaka anditsoratra voalaza ao @ baiboly ohatra oe ao @ Tesaloniana 2 toko 2/3,4 sy toko 2/7,12 ?
42. prime
(
29/09/2006 09:14)
Achia> :wink: hummm... mitady hampiditra ventin-kanina indray an... tsy hahalevon-kanina anie ny ampahany eto raha tohizanao io lalana fidinao io e...:lol:
43. Achia
(
30/09/2006 06:03)
:-D:-D de ao Jesosy hanome odikibo azy azy e ! ra manaiky an'i Kristy ho Andriamaniny koa izy :°)
44. pissoa
(
30/09/2006 19:29)
manenjika ve ny ol iray ra ohatra mamoaka anditsoratra voalaza ao @ baiboly ohatra oe ao @ Tesaloniana 2 toko 2/3,4 sy toko 2/7,12 ?
Mety tsy manenjika izy ka; fa rovitra :roll: ngambany ny baiboliny dia io fotsiny no hitany tao (fa ny 2 Tesalonianina, toko 2 and 2 aza tsy hitany akory) :-D:-D:-D
45. Achia
(
02/10/2006 06:18)
tsy epistily hafa no nomena teto na heviro manokana sao enao mihevitra fa ahy io teny nomeko teo io , aza aolana ny tenin'ATRA fa raiso tsara e ! :-D:-D
47. pissoa
(
02/10/2006 10:18)
Achia, misy soratra an'ireo teninjy reo ngah eo ... eo njy dia manolana teny ; fa tsy kwa fa ny tenin'Andriamanitra fotsiny no aza aolanjy an :-P:-D:-D:-D:-D:-D
50. Achia
(
02/10/2006 18:37)
fa nga hadinonao io nosoratanao io ambony io e ! hoe ny Tes 2 / 2 angamba tsy hitany , de hoy aho hoe : tsy teniko na epistily hafano nentiko teto fa an'ny baiboly ala azava ihany ny resaka e! . Enao zao de hita mitsy hoe hafa mitsy ny handraisanao io Tes 2/2 io :°)
51. pissoa
(
02/10/2006 19:00)
Hihihi, tsy hadinoko io ka :P:-D:-D:-D
Ahoana no hahaizanjy ny handraisako an'io II Tes toko 2 and 2 io nefa zah tsy nanazava an'io akory, fa niteny fotsiny hoe tsy hitany ... Manolana ny teniko fotsiny eo njy an :{:{:{:-D
Ilay II Tes 2 and 1 koa zao tsy hitany :-P:-D:-D:-D
Ahoana no hahaizanjy ny handraisako an'io II Tes toko 2 and 2 io nefa zah tsy nanazava an'io akory, fa niteny fotsiny hoe tsy hitany ... Manolana ny teniko fotsiny eo njy an :{:{:{:-D
Ilay II Tes 2 and 1 koa zao tsy hitany :-P:-D:-D:-D
52. prime
(
03/10/2006 13:43)
Misy hevi-dalina tokoa aloha io II Tesaloniana nalain'i Achia io an... fa izany hoe hummmmmmmm...
53. LazaDaddy
(
03/10/2006 13:54)
Zina:
Ahona ny hevitrareo?
Tsy dia hitako izay ilana hevitra eto, satria ny adihevitra @ resaka finoana dia "fahadalana".
Raha misy olona manana ny marina aoka ho hita taratra @ fitondran-tenany izany. Izay fotsiny ihany dia ampy ho tarafin'ny olona ahitany ilay Mpamonjy fa tsy ny bla bla bla...
56. LazaDaddy
(
04/10/2006 22:45)
Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita.Hebreo 11
58. Achia
(
05/10/2006 19:04)
tsy mazava ilay lazainao sady toa tsy mifanaraka @ ilay toko sy andininy lazainao nge izy zany e ! enao milaza hoe tsy hiadiana hevitra ny finoana , nefa baiboly no hifanazavana eo
59. cutie
(
05/10/2006 19:07)
Mpandefa : prime [ Valio ] 05-10-2006 09:37:45
Lohateny : Re : Zava-baovao itako
Iainana (hita @ fitondrantena) fa ilaina zaraina koa...
Za mba izarao e :wink::wink::wink:
