Zava-baovao itako
81. Achia
(
23/10/2006 15:55)
tena marina mintsy io lazainao io zina a ! fa ankehitriny anie ry zina de zao e ! efa maro no nanova sy nanafangaro ny tenin'ATRA izay voalaza e ! de nanoratra boky mihitsy reo nefa de misy tsy ampy misy no novaina ary misy koa no afangaro zavatra hafa , ilay ATRA izy hivavahanttsika nefa dia sarompiaro @ olony sy ny teniny , koa ahoana ary zina ve manaiky fa ny baiboly ihany no tokony arahana sy ekena . Prime a ! tsy maninona mitsy ny fanazavanao ka eto anie mba mifampizara izay nomen'ATRA e !
83. Zina
(
25/10/2006 20:57)
koa ahoana ary zina ve manaiky fa ny baiboly ihany no tokony arahana sy ekena
Achia a ny ahy aloha dia ny baiboly ihany e... satria ao daholo ny rehetra. Raha misy kosa anefa misy boky kanefa tsy mifanohitra @ Baiboly dia azo ekena ihany..
Vovaliko ve ilay teninao??? hihihih
84. prime
(
26/10/2006 11:52)
Izany tokoa aloha e... misy boky maro tokoa tsy mifanohitra @ lazain'ny soratra masina fa voamaika aza manampy betsaka @ fanazavàna...
85. Achia
(
26/10/2006 16:59)
tena marina zany ka misy ny boky dia tena manazava tsara ny tenin'ATRA tsara mihitsy fa asa na ho tianao ty ohatra omeko ty na tsia fa manontany ihany aho aloha
86. Zina
(
26/10/2006 17:24)
dia tsara izany ka rehefa tsy mifanohina an'ny baiboly,
prime marina ka mampi-augmenter ny connaissance-nao rehefa boky tsara ka
prime marina ka mampi-augmenter ny connaissance-nao rehefa boky tsara ka
87. prime
(
27/10/2006 10:22)
zina> efa manomboka ventin-kanina io hitanao io d manjary tsy levon'ny vavony an...
88. Achia
(
28/10/2006 07:15)
ventinkanina ahoana ndry ry prime a ! :-D:-D zina a ! misy hevitra atoroko anao kely aloha , raha sendra io ventinkanina lazain'i prime io de magataha mafy @ ATRA , ekeo fa izy ihany no marina tsy misy marina ankatrany fa homeny anao ny fahazavana ra manaiky azy ianao amen !
90. prime
(
30/10/2006 07:42)
ventin-kanina satria manitsy izay rehetra tsy fahamarinana nandritry ny taon-jato maro... nefa koa mampandinin-tena ny maro...
91. Achia
(
30/10/2006 07:50)
Misaotra anao aho ry Prime @ fampaherezana fa za koa mampahery anao fa izity mantsy de sarotra ary mila fitandremana ny milaza azy fa araka ny tenin'ATRA manao hoe : na iheno izy na tsy iheno de aoka ho fantany fa efa nisy nanambara teto :-D:-D
92. prime
(
30/10/2006 08:38)
Marina izany... fa zavadehibe amin'Andriamanitra ny famonjena ny olona...
93. Zina
(
30/10/2006 20:25)
Achia zany mihitsy,ary ho ampiheshon'Antra an'azy ity forum ity.. serieux e
94. Achia
(
30/10/2006 21:04)
fa raha misy zavatra tsy mifanaraka @ filany nga eo izy hijery an'io fa hodiany fanina fotsiny na eo ihany fa mitady toko sy andininy mivilana :-D:-D
95. Zina
(
30/10/2006 21:39)
zany mihitsy no sady amin'izay tsogoniny ery @ tampony ery votsiny ilay toko sy andininy.. Satana wa tsy kely lalana
97. Achia
(
31/10/2006 10:58)
zao ary e itanao Prime ny nanaovako anio lohaevitra io hoe KOl 2:14 io de zao , refa miresaka didin'ATRA ianao @ olona iray de avokany io toko sy andininy io nefa tsy mifanaraka @ ilay izy mihitsy , ny fandikany io de hoe efa foana hono ny didin'ATRA fa efa nomboana niaraka t@ i Jesoa kristy teo @ hazo fijaliana ka hitanao @ zany ary :cry:
98. Achia
(
31/10/2006 11:00)
dray marina tsy teto ty no tokony nalefako fa tary @ ilay kol 2/14 :-D:-D
100. Achia
(
31/10/2006 17:43)
de faly mihitsy ny havako marina nefa ne mety eto foana io e ! :-D:-D nakaiza aza cutie tsy nahita io
