Zava-baovao itako

101. Zina ( 31/10/2006 21:16)
inn aky io ry Achia? Kol2:14
i cutie lasa nandositra ko hahahahaha
102. Achia ( 01/11/2006 17:21)
Kkolosiana 2 / 14 io ry zina a ! :-D
103. Zina ( 01/11/2006 17:50)
eny a Kol: 2:14 fa naninn no natao size?
104. prime ( 02/11/2006 10:01)
f'angaha tokoa moa tsy ary ambadika ilay kol 2:14?:-D:-D fa tsy i zina moa no mitarika ity lohahevitra ity?:lol::lol:
105. Achia ( 02/11/2006 18:04)
iaho no nagnagno io ka ! zina jero ary tadidio fa refa miresaka didy folo ianao de avoakan'ny ol io toko sy andininy io e !
106. prime ( 03/11/2006 08:07)
zina:
Mpandefa : Zina [ Valio ] 23-09-2006 05:02:09
Lohateny : Zava-baovao itako
ahona ny hevitrareo?

Jereo eto
d ahoana io?...:-D:-D:-D
107. Zina ( 03/11/2006 13:42)
io izy io ka io ko...hanaiky an;io ianao sa tsy hanaiky, ary hanao commentaire an'ilay izy?
108. Achia ( 03/11/2006 19:30)
zina :°)
109. prime ( 06/11/2006 06:05)
zina> miala tsiny fa i achia no nanontaniako an'io hoe "d ahoana io?" satria hoy izy hoe : iaho no nagnagno io...
kanefa tsy izy no mitarika ity lohahevitra ity raha tsy diso aho izay mikasika ny finoana katôlika...
achia> ny lohahevitra eto retsy d resaka finoana katôlika fa tsy didy folo a...
110. Achia ( 06/11/2006 09:00)
kaika moa :-D:-D ka efa lasa lavitra be le izy de tsy araka tsony ko :-D:-D
111. prime ( 08/11/2006 12:49)
achia> :-D:-D:-D
zina> tohizo izay tianao lazaina...:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472