CONTRE ATTAQUE DE PIERROT

1. jimtex ( 25/09/2006 09:18)
Tena goavana be iny fisehoana nataony sy ny mpanolontsaina manokana ny chirac ary ny praiminisitra mauriciana iny.Zany hoe tafarotsaka zany pierrot ny tena marina (vakio la gazette 25/09/06) .Tsy aleo ve ra8 mandefitra deny izao fa sao tafahoatra loatra ka hanenenana.
2. besoiiin ( 25/09/2006 09:46)
:-D:-D:-D io ndray ilay lagazette sy ny resany! aleo ho avy ze ho avy e
3. vakiniadiana ( 25/09/2006 10:51)
La Gazette foana ve ? kou raha tsy ny frantsay no manao ny lalàna eto kou.
4. HESHA ( 25/09/2006 15:34)
Fa aona kosa no tonga de tadiavinao ajanona ra8 e.
Aleo izi sami milatsaka de hita eo zai mafibe, :lol::lol::lol:
5. Robert ( 25/09/2006 18:03)
Tsy hitako izay tokony hampikoropaka antsika rehetra @ izany. Aleo hody izay te-hody ny malagasy.

Ry afaka mirotsaka hofiloha daholo ny olo-pirenena rehetra raha mahafeno tsara ny zavatra ilaina rehetra.

Aleo ny fifandimbiasa-pahefana sy ny safidi-bahoaka no hanjaka.
6. dadasy ( 25/09/2006 20:29)
Aleo tokoa hanjaka ny marina, ny rariny ny hitsiny. Anisan'izany ny famaizana izay nanao ny tsy nety!!!
7. ninonati ( 25/09/2006 21:47)
tsefa teo ve ine salamny fodilahimena hafa ny lokony teo alo sady tsy mahataitr'itsony ane zane na aona na aona fisehony tsy ho lasa anjely manidina akory iny fa i pierrot fona sady mety ho be non'y taloha izao ny bizna any anaty paosiny any ee sady inona no ataorana frantsay sy maorisianina e tsy mahavelo-tena any aminy any ireny mitady hanao spaonsa aty ireny :oops::-D:^):-D:-D:-D:-D
8. ninonati ( 25/09/2006 21:53)
lagazette manao izay hahabe ny ttasy amonosan mofgasy reny lesy ee ohatraneto amitsika balaoasy fotsiny sady tsy velonizy raha tsy zay
9. ninonati ( 25/09/2006 21:54)
lagazette manao izay hahabe ny ttasy amonosan mofgasy reny lesy ee ohatraneto amitsika balaoasy fotsiny sady tsy velonizy raha tsy zay:^):^):^):D:-D:-D:-D:-D
10. besoiiin ( 25/09/2006 23:18)
la gazette v? tsy vakiko akory fa tonga de dory fa masosopaty!
11. lagoon ( 26/09/2006 09:43)
jimtex:

Tena goavana be iny fisehoana nataony sy ny mpanolontsaina manokana ny chirac ary ny praiminisitra mauriciana iny.Zany hoe tafarotsaka zany pierrot ny tena marina (vakio la gazette 25/09/06) .Tsy aleo ve ra8 mandefitra deny izao fa sao tafahoatra loatra ka hanenenana.




Andranaisiko ô!!
Dia faly sy mibitaka ery ianao namaky ilay LGDI omaly.
Nanao fanambarana ny AMbassade de France eto Tana sy ny MAE frantsay fa tsy manana conseiller komorianina mihintsy i Chirac ary mpisandoka io olona io.Tsy fantatro raha tena mpisandoka na i Pierrot no mampiesona dia niesona ny gazety sy ny olona toy ianao.
nanambara koa ny gvt mauricien fa tsy tao Maurice mihintsy ny PM Rangoolam fa tany NY t@ fivoriam-be ny firenena eran-tany.

Ka ahoana??
Mbola tsy leo an'ireo tsaho ireo foana ve?
Ary ataovy ao an-dohanareo pro-pierrot fa tsy komorianina mihintsy akory no hanova ny lalàna sy ny fitsarana nahazo an'i pierrot.
Tonga dia migadra fontsiny rehefa tonga eny Ivato.
Sa ny komorianina no atao mercenaires hanankorontana eto @ tananà?


12. mandrindra ( 26/09/2006 10:04)
tsy velona ny fiara dia natosika natao contre attaque, dia toa mbola tsy velona ihany ilay fiara.
13. prime ( 26/09/2006 13:00)
ilay mpanosika koa mety kely vovok'aina ts'in...:°):-D:-D
14. vetsoko ( 26/09/2006 13:27)
ny ahy aloha tiako izy roalahy hifanandrina e,ra8 sy pierrot io,ary ao anatin'ny filaminana,amiko io important sady décisif ary défi ngeza be ho an'ny demokrasia malagasy ,tsy misy élimination
15. fijo ( 26/09/2006 22:32)
ary mannimba tena koa anie ry pierrot izany e.tsssss iza intsony no ahatoky azy raha izany le?????
16. mandrindra ( 27/09/2006 09:08)
fijo, anagaha moa i lery tsy efa simba :-D:-D
17. akbaraly ( 27/09/2006 09:17)
Tena tao Maurice lery ka. Fa ataovy an tsaina fa i lery anie miaraka amin renimalala e! Marina fa ho avy izy ary i Ravalo mety ho azon pression internationale de hanaiky. Ts maitsy manaiky ny filatsahan pierrot ledala ra ts te hisy ny gidragidra
18. HESHA ( 27/09/2006 14:55)
de aoka ni vato azoni no hanakora azi e, mbola gasi no mifidi fa tsi "internationale" kou, sa ... ?
19. xxx ( 27/09/2006 17:28)
pierrot aho hoe poirrot e ! efa hita fa nangalatra ka inona indray , ny firenena mikambana zany manohana mpangalatra tahaka andry akbaraly fatsoraly :-D:-D:-D
20. fijo ( 27/09/2006 21:49)
mandrindra,fa izay vao tena motraka,
akbaraly an,tsy misy atahorana an'ny frantsa izany.tsy sahy manao toa ny taloha intsony ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1592