CONTRE ATTAQUE DE PIERROT

21. papala ( 28/09/2006 12:32)
Fa angaha i Pierrot io foana no atao biby fampitahorana e? Olona efa tsy hita zay vitan'ireny t@ androny, d mbola oa oa oa foana ! Avelao ho tonga eo fa ngah ny Mgasy bakoin'ny frans foana ?
22. akbaraly ( 28/09/2006 13:27)
Aleo hazava ny resaka ry zala fa za ts manohana an i Pierrot mitsy na manohana an i Ravalo fa mandinika sy mijery ny zaavatra mety hitranga sy ny hitranga. Ka hitako fa ny ankabeazanareo de olona manatsaina daholo ary olona nianatra. Fa ny ankamaroan ny gasy anie ry zala ka olona tsy nianatra e! Na nianatra aza de maro ireo zay tena tsisy saina (miala tsiny)ka ho mora ny hisian ny korontana refa tena mahazo vola sy tsara famporisihana.
23. fijo ( 28/09/2006 19:51)
akbaraly,efa tsapa fa tsy manohana azy ise ka.fa za letsy tsy mino fa hosahy hoavy any iny an,ny arema koa anie ka hikorontana raha mody any lery e???????
24. prime ( 29/09/2006 14:24)
io fantasma nareo io ho'aho asio fetrany fa hiakarapoka amin'io hany ianareo e...
25. fijo ( 29/09/2006 22:11)
aleo ve zavatra hafa no fantasmena?????:idea:
26. prime ( 02/10/2006 13:30)
ie mba zavatsa hafa ohatsa... :-D
27. raygasy ( 02/10/2006 14:24)
io aoha ry zareo dia mbola resaka tsy milamina tsra e!fa ita eo izay tohiny e!
28. fijo ( 05/10/2006 23:05)
miandry aloha isika rehetra e
29. tovolahy007 ( 06/10/2006 03:25)
salama e!
Fa angaha de tsy misy olona hafa mitsy araky ny fiheveran'ny sasany afa tsy ireo zay efa avy teo ny niala eto Madagasikara e.Tsy alika akory ny Malagasy ka mbola hiverina ihinana ny efa naloany azafady.
De tongava soa handray ny vokatry ny natao ra Pierro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0482