Wanted kamoufleman for one hundred dollars

1. Kamoufle ( 25/09/2006 08:57)
On cherche à coouperrrrrrrr ma tety;hahahhaha ,aza mandrevy eeeeeeeeeeeee!! hahahhaa ny kamoufle mandihy foana eeeeeeeeeeeee!!hahaha!!iza ary io ooooooooooooo!!!!za ihany ty ooooo!!mainona eto njiko!!za mikamoufle ihany oo!!ino kamouflé njiko!!
resaka fitiavana ihany ooo!!ko raha mba mikotriky ndry?
Mikotrika ihanya ho fa tsy mahavanina
Ilay sipa no tena tsy vanina
Efa nitady aho fa lany souffle
ka dia naleoko mandeha mi kamoufle!!
novalian'i xxx ny 04/10/2006 17:45
2. dolby ( 25/09/2006 09:48)
Hikirizo kely dia omeo pantoufle e !
3. hery ( 25/09/2006 10:24)
Fa dia tena important(e) be mihitsy zany nareo ry kamoufle an :-)
mitovitovy amindry bin laden :-)
ary misy gasy malaza ihany :-) =D
4. filozofy ( 25/09/2006 10:58)
Kamoufle:

On cherche à coouperrrrrrrr ma tety;hahahhaha ,aza mandrevy eeeeeeeeeeeee!! hahahhaa ny kamoufle mandihy foana eeeeeeeeeeeee!!hahaha!!iza ary io ooooooooooooo!!!!za ihany ty ooooo!!mainona eto njiko!!za mikamoufle ihany oo!!ino kamouflé njiko!!
resaka fitiavana ihany ooo!!ko raha mba mikotriky ndry?
Mikotrika ihanya ho fa tsy mahavanina
Ilay sipa no tena tsy vanina
Efa nitady aho fa lany souffle
ka dia naleoko mandeha mi kamoufle!!


ARAKO TSARA HOE IZA I KAMOUFLE FA NY AZOKO LAZAINA DIA I KAMOUFLE VAVY FA TSY LAHY ":roll::roll:
ar zah tsy mitady le one hundred dollars fa omeko maimaimpoana ny infos retra:-o:-o:-o:-o:-o

io valiteniko io no nandrasanao :D:cry::x

5. lanto ( 25/09/2006 11:08)
toa mino an'i filozofy zah ! ohatry ny te ho bandy nefa toa sipa beee
6. diamondra27 ( 25/09/2006 12:08)
7. filozofy ( 25/09/2006 12:44)
omeko maimaimpoana hatramin'ny DNA sy arbre généalozikan'i kamoufla8O8O8O8O8O
8. hery ( 25/09/2006 15:07)
Zah tsy mila mahalala an'i kamoufle :-)

Sao misy kandidà hafa milay kokoa e :-)
9. filozofy ( 25/09/2006 16:01)
Kamoufle:

On cherche à coouperrrrrrrr ma tety;hahahhaha


mbola manana tety ho couper-na ve :?:io no fanontaniana mipetraka :?::D



10. filozofy ( 25/09/2006 16:17)
hery:

Zah tsy mila mahalala an'i kamoufle :-)

Sao misy kandidà hafa milay kokoa e :-)


Hery> ny tsy milay zao io aloha no misy koa:(:(

11. boubounezy ( 26/09/2006 09:47)
andraso @ kendry toana vô koupena ny tetiny ry filozôfy a! zay ny tena fanaovana azy, avelao izy alou ikamoufla tsara ra tena hainao ny avoazna azy an; dé tanjemo tsara sô tsy mahay manapaka eo fa eo vô tena loza be fa ifotontra @nao @ zay i kamofla.:-D:-D:-D:-D
12. xxx ( 26/09/2006 10:18)
boubounezy:

andraso @ kendry toana vô koupena ny tetiny ry filozôfy a! zay ny tena fanaovana azy, avelao izy alou ikamoufla tsara ra tena hainao ny avoazna azy an; dé tanjemo tsara sô tsy mahay manapaka eo fa eo vô tena loza be fa ifotontra @nao @ zay i kamofla.:-D:-D:-D:-D


kefa hoe na le latetinao hotapahina aza hono efa tsy ao intsony ko mbola mandrahona eo indray:!:

:-D:-D:-D:-D:-D


13. HESHA ( 27/09/2006 13:47)
ka sao de mba manara-damaody fotsini kosa i lery na i kala e, camouflage manko tao ho ao toa lamaody ndray, misy hatram mavokely, :lol::lol::lol:
14. fiderana ( 27/09/2006 15:47)
izaho mino fa olona maha sahy ilay ranamana matoa manao an'io, manana tetik'ady mety hilay, fa tsy aty aloha ka!, izao rakamoufla lazao fotsiny hoe lahy na vavy dia aza mandainga loatra fa ratsy izany, ny rakamoufla anie efa mba pseudo ê!, ka iza no ahalala anao eo na lazainao marina ary ny manaraka rehetra?
15. Kamoufle ( 28/09/2006 07:04)
Ka i kams anie irony heramaforodita irony eee ,sady lahy no vavy eeeeeeeeee,arakaraky ny fahafinaretana ihany...fa ny manindrona no tena reviny kaaaaaaaaaaa,ohatra an'i hery izao voatsindrona foana ka mitaraina lava...
16. xxx ( 28/09/2006 07:33)
pfffff misy hoa de marary saina mihintsy !! de faly ery hanindrona olona pfffff
17. miangalyandria ( 28/09/2006 13:38)
tsy hitako akory hoe aiza izy izay mitaraina eo ry kamoufle, ianao koa fa na izany aza ampio kely ilay one hundred dollars fa kely loatra ka, tsy tokony mba ho ambonimbony noho izay ve ny valeurnao ??? cooool fotsiny e !!!!
18. Fiffi ( 28/09/2006 20:31)
fiderana: vavy hono io ozy filozofy kah!
19. HESHA ( 04/10/2006 10:31)
8O
:lol::lol::lol:
20. fiderana ( 04/10/2006 14:50)
hay ve Fiffi ,ka vavy izy io, vibromasseur izany no hanindromany ny tenany eo sa vibroinona:oops::D8)8)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2858