Maty tokoa ve i BEN LADEN ?

1. lemenakely ( 24/09/2006 09:09)
Asa hitantsika ao @ page d'accueil yahoo fa dia resa-be tokoa ankehitriny ny momba an'ity mpampihorohoro malàza ity dia ingahy: BEN LADEN izany misy ny milàza fa efa maty izy ,misy ny milàza fa tsy mbola isan'izany ohatra ny filoha frantsay CHIRAC izay milàza fa tsy mbola maty izy :" on n'a aucune confirmation à sa mort " hoy izy...
Asa aloha izay tena marina tokotrany fa tsy dia hitahita intsony ranamana tato ho ato même t@ 11 septembre dia tsy nanao fanambaràna tao @ AL JAZIRIA ny tenany !
novalian'i vale ny 25/09/2006 20:54
2. vale ( 24/09/2006 09:44)
hummm, tsy mbola misy mi-confirma an'io aloha e, na ny filoha amerikana, Jaques chirac koa(ie:)), fa asa raha tsaho aparitaka indray io na tena izy aloha fa dia miandry zay ho tohiny eo zany tsika koh:wink:
3. fasaly ( 24/09/2006 10:18)
efa impolo kely ny filazàna hoe maty i ben fa raha tsy hita mitsy ny fatiny tsy mino zà knou!:wink::°)
4. xxx ( 24/09/2006 18:17)
maty izy e!! zanak'iza no tsy ho faty??? maty hoatran'ireny mpanendaka tao an-tsena ambohimanarina ireny e!! Rigoh moa??:-D:-D:-D
5. fasaly ( 24/09/2006 18:20)
de aiza aza ny fatiny de iza no nahita azy de taiza no maty de inona no nahafaty azy de tam vina no maty de tam firy izy no niala aina:roll::?:-D:-D:-Dvina ny fandevenana:roll::roll:
6. vale ( 24/09/2006 22:12)
fasaly
:-D:-D:-D:-D maty hono e, :roll:fa tonde lasa matotoa ngamba izy de tsy nisy fandevenana:lol:
7. RaMC ( 25/09/2006 12:20)
fa angaha tsy fantatrareo fa tsy maty manota izy iny ? Noho izany de sarotra be ny hino fa maty izy. Izy rateo ngetroka be ve de ho fatin'ny aretina tsy dia manao ahoana akory ????
8. fasaly ( 25/09/2006 12:35)
vale::-D:-D:-D:-D fita wa! zao de hoe matin'ny aretikibo mahery vaika hono:-D:-D:-D:-D
9. vale ( 25/09/2006 20:54)
fasaly:hihihi:-D, mety nihinana paiso manta:lol:tany am-pierena tany aky zay eee:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1843