tsy ampy torimaso

1. Aino ( 28/09/2006 19:22)
any ampianarana izany misy namana iray dia tsy haiko hoe variana mande mirevy ve lery ny alina ka tsy matory tsara fa dia matory ampitoherana faona ao ampianarana, ny maso @ izany vao maraina de efa tsy zaka hintsony.
novalian'i mirana5 ny 31/01/2007 09:34
2. Fiffi ( 28/09/2006 19:23)
:roll:
3. fasaly ( 28/09/2006 20:14)
:-D:-Dka sao de lazozanjy mi tsaty sy mi surf eto am sersera fotsony aky ry aino:wink:
4. fijo ( 28/09/2006 21:16)
ka sendra ny tsy nampahatory izy izany ko.nanidina foana ny alina rehetra
5. fasaly ( 28/09/2006 21:38)
ampedio ny masonareo de miverinaihany izy aino a!
6. andry08 ( 29/09/2006 15:19)
ziieux dans les zieux:)
7. watafon ( 29/09/2006 15:27)
tsy mbola hain'i lery angamba le hoe ampifandimbiasina matory ny maso anakiroa d tsy kobo hoe matory izy !:-D:-D
8. andry08 ( 29/09/2006 15:30)
:wink::wink::wink:
9. watafon ( 29/09/2006 15:38)
mbo andramo anie fa mety io e !:-D
10. fijo ( 29/09/2006 20:58)
hummmmmm fijo hafa indray iny kle
11. Aino ( 30/09/2006 14:42)
:-D:-D tsy michaty izany lery zavatra tsy maha taitra azy raha ord, tv sns izany, fa tena variana mirevy any ho any laotra.
12. watafon ( 30/09/2006 19:47)
ooohhh! fijo hafa mihitsy k ! :-D:-D:-D
13. pissoa ( 30/09/2006 20:10)
watafon:

tsy mbola hain'i lery angamba le hoe ampifandimbiasina matory ny maso anakiroa d tsy kobo hoe matory izy !:-D:-D

:-D:-D:-D:-D:-D

14. Aino ( 01/10/2006 12:39)
watafon le matory tahaka ny dofin ve?:-D
15. raygasy ( 02/10/2006 13:07)
Za aloha mbola tsy sendra izany e!
16. fijo ( 05/10/2006 20:53)
wata tena hafa izany ka,mbola mianatra aho izao
17. watafon ( 24/10/2006 06:39)
Aino : ie otranizay mihitsy!:-D
fijo: nety v ? :-D
pissoa: mba andramo lesy an ! :-D:-D
18. melody ( 26/10/2006 20:32)
za mba nanao izany ry watafon dia nolazaindry zalahy mikoty indray:-D:-D
19. watafon ( 30/10/2006 07:34)
hahaha ! ka sao d napipika otran'ny klinotĂ  kosa le maso fa tsy nakipy tanteraka ? =))=))=))
20. melody ( 31/10/2006 14:16)
=))=))=))=))mety izany tokoa angamba klé!!! ka enao ilay manao azy ange tsy mahita ilay fandehany e:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4198