tsy ampy torimaso
1. Aino
(
28/09/2006 19:22)
any ampianarana izany misy namana iray dia tsy haiko hoe variana mande mirevy ve lery ny alina ka tsy matory tsara fa dia matory ampitoherana faona ao ampianarana, ny maso @ izany vao maraina de efa tsy zaka hintsony.
répondu par mirana5 le 31/01/2007 09:34
3. fasaly
(
28/09/2006 20:14)
:-D:-Dka sao de lazozanjy mi tsaty sy mi surf eto am sersera fotsony aky ry aino:wink:
4. fijo
(
28/09/2006 21:16)
ka sendra ny tsy nampahatory izy izany ko.nanidina foana ny alina rehetra
7. watafon
(
29/09/2006 15:27)
tsy mbola hain'i lery angamba le hoe ampifandimbiasina matory ny maso anakiroa d tsy kobo hoe matory izy !:-D:-D
11. Aino
(
30/09/2006 14:42)
:-D:-D tsy michaty izany lery zavatra tsy maha taitra azy raha ord, tv sns izany, fa tena variana mirevy any ho any laotra.
13. pissoa
(
30/09/2006 20:10)
watafon:
tsy mbola hain'i lery angamba le hoe ampifandimbiasina matory ny maso anakiroa d tsy kobo hoe matory izy !:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D
18. melody
(
26/10/2006 20:32)
za mba nanao izany ry watafon dia nolazaindry zalahy mikoty indray:-D:-D
19. watafon
(
30/10/2006 07:34)
hahaha ! ka sao d napipika otran'ny klinotà kosa le maso fa tsy nakipy tanteraka ? =))=))=))
20. melody
(
31/10/2006 14:16)
=))=))=))=))mety izany tokoa angamba klé!!! ka enao ilay manao azy ange tsy mahita ilay fandehany e:-D:-D:-D:-D