tsy ampy torimaso

21. kala ( 01/11/2006 12:40)
gravy aloha lay tsy ampy tori-maso reny ê! sady amin'izay hoatrany misavoamboana zany fa tsy mitombin-tsaina rahateo.

ny anà zao ny andro no matory dia ny alina no mihiratra be ny maso :-D:-D:-D. Marary zà amin'io an! gravy be:twisted::twisted::twisted:

wata > lay ampifandimbiasina ange ka manjary mikisaka le ol eo akaiky fa heveriny fa hivily any @ an-kavia zà ê!

Aino > ampiresaho izy dia teneno hoe mba manaova repos amin'ny alina. :wink:
22. watafon ( 08/11/2006 07:36)
kala: zany an !:-D:-D:-D:-D:-D:-D
melody: azoko antsaina mihitsy e!:-D:-D:-D
23. fijo ( 09/11/2006 22:37)
tsa nety leka le izy an.
za koa letsy voan'io tsy mahita tory io rah atsy alina be an.
rehefa any mahajanga isika mety revy alina foana kle
24. niryna ( 26/12/2006 02:17)
Misy miara-miasa amiko koa tsy ampy torimaso ka na ao am-piasana aza izy dia matory am-pitoerana,mitsotra izy fa tsy ampy tori-maso ary ny zavatra ataony amin\'ny alina dia milalao,mijery TV ary tsy maintsy mifoha maraina manatitra ny zanany hianatra.Ny tena manahirana azy dia eo am-pianarana baiboly izahay vao tsy misy 3mn akory no manomboka dia renoky ny tori-maso izy.Olona matanjaka sy ranjanana izany kanefa dia lasa mandreraka be ny mijery azy fa lasa milofika.Sarotra ny miteny ny olona fa raha tsy izy sy ny sitrapony mihitsy no miova dia eo ianao reraka manoro eo
25. mirana5 ( 31/01/2007 09:34)
niryna:

Marina mihitsy ny teninao zà koa manana rahavavy tsy mahay mitaiza tena oatran'io namanao io, efa lasa fahazaran-dratsy be lay tsy mahay mitaiza tena @ télé sy ny torimaso dia sarotra dia sarotra ny miala @ mahazatra dia azoko lazaina mihitsy fa tsy ho avotra mihitsy reny olona ireny raha ny fahitako ny fizotran'ny fiainan-dry zareo reny Mampalahelo é!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5497