Universidad

1. salmo ( 28/09/2006 18:16)
Ny mpianatra!
Hafa ihany le oe; mitondra kravaty ao ampianarana. Manelingelina sy mahakamo fa ôtrany mavesatra be amin'ny tenda. Raha hitany ny director anefa mety vohasazy ary tsy miditra ao ampianarana mihintsy. Aoka tsy ho lena ny eo ambaniny sorokiny lobaka na eo amin'ny vozony, Izay mitondra Moto aoka hitandrina, izay mitondra volo lava amin'ny Gell na misy menaka aoka ho fatorana fa izay tsy manaraka ny didy FUERA maka tsy lamina any an-trano. zany koa ve ny anareo? jeje:-D
novalian'i Aino ny 04/10/2006 20:14
2. Fiffi ( 28/09/2006 19:04)
zany ve tsy efa t@ taona firy ? nahita an'iny reportage iny aho an! Fa nga mbola misy an'zany foana hatramin'zao ?:roll:
3. Aino ( 28/09/2006 19:08)
izany ve tsy Rebelde ry ra salmo ah!! aza mody faniana eo fa tsss!!
4. pissoa ( 28/09/2006 19:11)
Raha tsy rebel marina izany dia mety primary school angamba ... asa aloha e :-D Ny ankizy kely + ankizy lehibebe mantsy no haiko hoe atao an'izany aty ... dia miaraka @ "Shiny black shoes" :P:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 28/09/2006 19:41)
de ohatran'ity ve zany uniforme hanaovan'i salmo zany rehefa handeha hianatra ? http://www.confidentielles.com/ttopic-18287-pour-ou-contre-l-uniforme-.htm
6. dailynews ( 29/09/2006 15:47)
i salmo izany mbola tena kely taona be matoa mandeha amin ireny fianarana ireny no manambola satria raha tsy diso aho ny ecole privee tahaka ireny lafo be..??? fa dia mbola misy lycee ve ireny na universite?? sa dia tena kely taona be i salmo? ..izaho angamba no tsy mahalala....sa tahaka izany ny anareo any spain any? ...:roll:
7. Fiffi ( 29/09/2006 17:30)
de mba mahagaga zany an!
8. Aino ( 04/10/2006 20:14)
amorony indray izay eh!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.551