Fanontaniana eh

1. Solitikabe ( 28/09/2006 20:24)
Nga Pierot afaka mivoaka an'i Frantsa eh? Sa niova indray ny fe-petra mikasika ireny mpitsoaponenana ireny.
novalian'i prime ny 02/10/2006 12:34
2. Fiffi ( 28/09/2006 21:07)
io ve de ho afaka ? nefa moa lery toa be aféra ka de asa aloha ?
3. prime ( 29/09/2006 12:39)
Tatsy Maurice akia izy ry fiffi a...
4. vetsoko ( 29/09/2006 15:08)
tsy asile politique ny statutny any france
5. fijo ( 29/09/2006 21:50)
aleo izy hivezivezy e.fa sahy hody ve?????
6. Solitikabe ( 30/09/2006 01:32)
Hay ve eh.
7. fijo ( 30/09/2006 04:51)
ny tena mahaliana antsika anie dia hoe "ho sahy hody any ve?"
8. prime ( 02/10/2006 12:34)
:lol::lol: tsy sahy fa mbola mitsapa ny halalin'ny rano hatr@ izao....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2233