Sao de mba misy mahay ny tonon'io hira io.
Misy hoe:
Fitia adaladala
Maro mpankahala
Ny fitiavako anao
............
Parson Jacques ngamba no mihira an'io.
Misaotra mialoha
xxx: mba mandalova hiany ao @ tononkira ato fa bdb ny ao an! io zao ny hira tadiavinao io ao .http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=2608